Tsara ny lohan'Andevo

61. karinah ( 10/10/2007 12:44)
=}izay manambony tena no ratsy toetra, donc ....:lol:
62. Jeankely ( 10/10/2007 13:45)
Tsy tsara ny manambony tena nefa ratsy farany ratsy ny manambany tena. Mila miezaka fa hain'ny fiarahamonina ny toerana misy anao.
63. naughtyboy ( 10/10/2007 13:53)
rafitra fiarahamonina tsy azo ialana io fa tsy ady saranga fotsiny zay mitarika ady aratsaina(psychlogical warfare)ny andaniny sy ny ankilany

1 ihany no sehatra ifandraisany ny mahatakadavitra natao itarika sy itsinjo lavitra ho any hafa ny ary ny ankilany mila saina itondra azy any zay iriny,mifampila foana fa tsisy ratsy na de tsy mitovy aza otrany takamoka ihany io tsy irehatra eo iny ra tsy misy ny + sy -samy manana ny asany aby fa tsisy michome zany:-D
64. Herimiafina ( 10/10/2007 21:00)
Eka ouz!

tsy ny maha-andriana na ny maha-andevo na ny maha-hova no ratsy amiko fa ny MIHAMBO izay tsy an'ny tena akory.

Ohatra: Mpiasan'ny Air Mad aho, iaraha-mahalala izany, saingy ampahafantariko ny rehetra fa directera zah ao kanefa izaho Gardien, na koa Gardien aho kanefa directera. :^):@
65. Jeankely ( 11/10/2007 08:14)
Ny Directeur milaza Gardien aloha tsy dia olana nefa sahalan'ny maneso ny sasany koa. Ny Gardien milaza ho directeur kosa dia farany ratsy satria tsy hainao ny asan'ny Directeur raha manontany zavatra ny olona. Ny resaka technique dia sarotra ny mandainga satria na milailay aza ny fitafianao ary na mihajabe aza ianao nefa tsy misy fantatrao akory izay fitantanana ao @ Air Mad tsy afaka ny hilaza izany. Ny Andriana kosa dia misy mihintsy no milaza ny tenany Andriana nohon'ny fihodirany. Tsy olana aloha amiko ny milaza hoe Andriana fa raha mifanambany no mety hisy olana. Iray fiasana samy mitovy Grade ary mitovy asa ve ohatra dia hoe izay Andriana tsy miasa mafy fa omena ny Andevo dia mazava fa tsy maintsy ady ny farany.
66. miraymel ( 26/11/2007 06:30)
ny mahatonga ny olona voalaza ho andevo mety hisy toetra dia avy amin'ny fiaraha-monina manodidina ihany, mampalahelo fa dia izay nefa ny zava-misy ho sarotra ovaina
ka na de olombelona tokony tsy haninona izao aza de lasa manaraka ilay toetra ho azy, c assez compliqué:(
67. lohol ( 17/04/2008 14:35)
ny mapmemeh de refa ny tanindrana no miteny hoe izahay ampanjaka avy ary na izahay taranaky ny mpanjaka avy aro de tsisy kozy, fa refa ny avy eto imerina no mikozy hoe izahay avy eny ananona na ananona de oa oa oa daholo nareo reetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6901