Tsara ny lohan'Andevo
41. lanto
(
23/09/2007 07:00)
Amiko aloha ny filazana hoe lohan'andevo, entan'andevo, mivanivany ohatry ny vatotr'andevo, sns.... dia tsy misy ifandraisana amin'izay razana sy fihavianao intsony , fa mamaritra ny toetra sy izay atao na fanaonao amin'izao fotoana.
Mety ho marina ihany hoe ireo manao lohan'andevo ( fa tsy hoe andevo) miasa tsy mahalala sasatra no tsara sy hampandroso, fa sy ilay lohan'andriana (tsy mandray ravin-dena, tolorana fotsiny sns...) mitavana ny hafa fotsiny.
Miala tsiny raha nivaona tam fizotry ny dinika fa efa lava be misy tsy voavaky tsara tsony ;-)

42. naughtyboy
(
23/09/2007 10:35)
mazava herimiafina na eto eropa aza misy ko io resaka
fanilikilihana ny mpiavy " fiarahamonina akapobeny,ndrindra refa manana firehankevitra nasionalisma zay na antoko na oul 1..:wink:
fanilikilihana ny mpiavy " fiarahamonina akapobeny,ndrindra refa manana firehankevitra nasionalisma zay na antoko na oul 1..:wink:
43. Fiffi
(
23/09/2007 19:01)
lanto:ka maninn aza no atao hoe "lohan'andevo" ? :roll:
Amiko aloha ny filazana hoe lohan'andevo, entan'andevo, mivanivany ohatry ny vatotr'andevo, sns.... dia tsy misy ifandraisana amin'izay razana sy fihavianao intsony , fa mamaritra ny toetra sy izay atao na fanaonao amin'izao fotoana.
44. Jeankely
(
25/09/2007 13:46)
Rehefa tsisy fivoarana ary manaiky tsindrin'ny olona foana dia mendrika azy no lazaina izany na ahoana na ahoana. Milaza ny vazaha fa ny Malagasy andafy rehefa mahita asa dia tena manaja ary tsy dia mamalivaly sahalan' ny teran-tany hafa. Raha ampitomboina ny zavatra hataony dia manda ny hafa fa ny Malagasy mangina sy miforitra. Sao mba io koa ilay tsy miady sa tsy manohitra? Loha manaja sa ahoana io?
45. Herimiafina
(
26/09/2007 20:36)
Jeankely:
Milaza ny vazaha fa ny Malagasy andafy rehefa mahita asa dia tena manaja ary tsy dia mamalivaly sahalan' ny teran-tany hafa. Raha ampitomboina ny zavatra hataony dia manda ny hafa fa ny Malagasy mangina sy miforitra.
Ka le manda asa ireny matetika efa niara-natory tamin'le deba knou. :-D
46. Jeankely
(
27/09/2007 06:26)
Na lahy na vavy ary na antitra na tanora rehefa mahasahy mamaly dia niara-natory t@ deba ve? DISO be io. Ny hoe zatra miforitra mahamenatra ny milaza azy.
47. Herimiafina
(
27/09/2007 06:32)
Iza hono iznay vazaha izany ary izany gasy anakiray mitovy amin'ny gasy marobe miasa any andafy resahany izany e? lol :-D
48. Jeankely
(
27/09/2007 08:55)
Anontanio ilay mametraka hoe "De préférence Malgache". Any Parararantsa ka.
49. Herimiafina
(
28/09/2007 06:21)
Matetika mantsy io hoe tsy manda asa io dia na stagiaire na olona vaovao mbola manao fanandramana na mbola tena vao mianatra asa mihintsy no manao an'io ary tsy misy idiran'ny volonkoditra.
Fa ny olona efa tranainy be efa mifankahalala tsara amin'ny olondrehetra sy ny deba (izay ilay metaphore hoe niara-natory) matetika manda asa satria efa mahafantatra tsara ny limite-ny. :^):@
Fa ny olona efa tranainy be efa mifankahalala tsara amin'ny olondrehetra sy ny deba (izay ilay metaphore hoe niara-natory) matetika manda asa satria efa mahafantatra tsara ny limite-ny. :^):@
50. Jeankely
(
28/09/2007 07:03)
Ny lohan'Andevo tsy mety ho tsara mihintsy satria ny Andevo tamin'ny androny tsy afaka mivoatra ary asa vendrana tsy tia hivoatra koa angamba tsy hay. Olona manana ambo-po ary miezaka hivoatra hatrany no zahavina. Ny rehetra miova noho izany tsy mila mitoretra manao lohan'Andevo.
51. naughtyboy
(
29/09/2007 17:55)
za de tsy karazan'oul te isaina @ eritreritry ny hafa
refa tsy mitombina ,toetra voajanary amiko ny mifehy andraikitra sahaza ahy eo anivony tontolo iainako ny maha andevo na andriana ,anao iny .Mifampila ny tontolo misy antsika ka zv tsotsa kely fifanajana fa samy oul no ilaina @ rehetra io no tena tsara amiko satria malagasy aho ary oul toy ny rehetra ihany

52. xxx
(
01/10/2007 13:54)
he he he .....na andevo na andriana, tsy maninona izany fa izay ampandrosoana an'ity gasikara kely ity no aoka heverina mba hialana amin'ny tsindrin'ny vazaha. amzao fotoana mantsy samy manompo vazaha dooly na andriana na andevo na inona na inona, na avy aiza na avy aiza. samy alikain'ny vazaha dooly fa mievera tena.
53. Jeankely
(
02/10/2007 02:31)
Marina fa tsy ampy. Misy ny Malagasy mifaly sy mibitaka ary mahazo rirany sy tombony amin'izay tsindrin'ny vazaha izay. Ny maro an'isa koa ve tsy tia hivoatra fa variana manao lohan'andevo sa ahoana?. Tsy ny olona no andevo fa ny fisainany no manao fisainana ambany. Ny vazaha tsy afaka ny hanindry anao raha mahay miara-miasa ny Malagasy. Mba jereo fotsiny fa rehefa tsy mahay miteny vazaha dia lazaina fa tsy mahalala inoninona koa iza no tena andevozin'ny vazaha? Ny fahaizana fomba fiainana, fiteny vazaha no taratra hilazanao fa olona mendrika ny olona iray koa inona no anontanianao fa ianao no voalohany andevozin'ny vazaha.
55. Jeankely
(
02/10/2007 13:37)
Ho tahiana hiala ny lohan'andevo. Na andevom-bazaha na andevon'ny mpanao politika samy tsy tsara. Rehefa miezaka mahatafavoaka zavatra na iza na iza.
57. Jeankely
(
09/10/2007 13:55)
Miray hevitra @'ilay hoe tsara ny lohan'Andevo ve? Teneno izany kely eny an-tsena ny olona fa hainy tsara ny omena anao.
58. niainalynx
(
10/10/2007 10:23)
Taloha ny andevo :
- izay rehetra resy an'ady na andriana na inona
- izay mpanompo izany hoe ampanaovina izay tiana rehetra ka tsy afaka mamaly na iza na iza
Ka amiko ny olona manao lohan'andevo dia izay olona manaiky resy tsy miady akory ka tsy mba afaka maneho ny heviny
Ka andevo daholo zany na fotsy na mainty na mena na mavo na gris sns... manana ireo toetra ireo Misokatra ny ady hevitra e !

60. karinah
(
10/10/2007 12:41)
boubounezy:
efa nilozantsika ny fanavdevozana vatana fa ny fanandévoana saina ty zao no tena malaza!!! zany wé mety maika nidina ambany b zany tsika ra zao resaka zao no jereko. efa samy andevo (colonisés)dôly fa tokony saina mba atao mampa andrina atsika réoull é!@zay ny andevo yokony ho andriana sy ny andriana tokony ho andévo lasa andriana dôly zany é!:-D:-D
boubounezy: ny saina no maha andevo na andrina.. (amiko manokana)olombelona mitovy dhl fa misy mizaho2 oe zah ambony fa nanani nanana, samy manana ny tsara @ anefa!!8)