raha tany amin RNS vichy aho, de:
1. luciana5
(
13/04/2007 22:49)
luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy ihany ny gasy niaraka tamin vazaha , ...
izany no midika fa gasy ka manja...
ary nisy namako anakiroa tany , ny tsikaritro par contre dray, de reo ankizy reo vazaha ny vadiny, nefa nandeha rery ry papozy, de mahagaga ihany nohon nilaza ny ray tamin reo hoe: handeha hijery bandy gasy milay aty koa!!!..ka namaly aho hoe ka inona ary no hijanona amin lay vazaha , raha hitady hafa, lasa adultere tanteraka ilay film!! fa de oufff!gasy reo be da be sady milay be hoy aho!!!!sa ahoana?
misaotra o

novalian'i Fiffi ny 24/04/2007 07:01
2. Fiffi
(
13/04/2007 23:06)
heu....nga kosa de misy maharatsy ny filazana an'zany ?
Raha milaza an'zany koh ve de tondé midika hoe fanaovana adultère ? :roll:
raha zah zao manambady vazaha de milaza hoe ny gasy milay....heu...fa maninona no lazaina hoe "fa maninona no mijanona am le vazaha" ? satria na manambady vazaha aza tsy midika velively zany hoe ratsy ny gasy fa choix io an ! :)

3. sitlo
(
13/04/2007 23:25)
Ny vazaka koa nge milay ihany eh. Tsy haiko aloha ny kofa fa ny sipa :^) :-D. Lasa le resa-jaza tampoka eo ity raha mitohy eo. Ilay rafozan-dahy mpanao biriky. :-D
4. xxx
(
14/04/2007 07:02)
gasy kosa kosa milay e!za manambady vazaha fa hafa ihany ny gasy e! z koa tany vichy niaraka t@ sipako gasy fa matsiro an!
6. sipagasy
(
14/04/2007 08:23)
hiihih inn akia maha gaga anji ry fiffi hihihi fiainana jiaby akia izany annnn mmhhhhh
7. sakaizakely
(
14/04/2007 08:32)
Miala any indray luciana:oops:
K'inn ary no voabata avy any Vichy e ? Mbola mi scène am le vaza be trosa sa mba nilanja gasy ?
:-D:-D:-D

8. kally
(
14/04/2007 09:09)
Ary inona akia ry Luciana no ataonareo any an-tanim-bazaha any raha dia tena ohatry ny tsy haninon-tsy haninona ry zareo?
12. luciana5
(
14/04/2007 13:24)
:-P de ahoana zany ry fiffi an
ry sakaizakely , tokony tsy mamaly raha sosotra fa sao gli eto:-D

13. rush
(
14/04/2007 13:28)
luciana5:inona no tokony hampialona an'izany?hita fa zavatra tsy mendrika izao ve dia hampialona?
sakaizakely koa mialona gamba, otran tsy mazaka resaka :lol::lol:
15. Fiffi
(
14/04/2007 14:12)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
16. fasaly
(
14/04/2007 15:41)
tsy misy maharatsy anazany fa samy manao zé tiny dool ny oul e! refa manaja ny hafa sy ny fiaraha monina de izay ;...na mbola hiaraka am sinoa sy ny american aza izy azy izany sa ahona ozy nareo!
tena milau kosa nge zany e!:-P
tena milau kosa nge zany e!:-P
17. sakaizakely
(
14/04/2007 20:11)
sitlo:
luciana5>
rush> :-*:-*
ny resany ihany ange io averiko aminy io e ! fatrapanenjibazaha kanjo sendra ny be trosa dia mimenomenona avy eo :-D:-D:-D
K'efa ataoko hoe nahabata inn tany @ rns tany ary ?
18. soanja
(
14/04/2007 20:50)
luciana5:
luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy ihany ny gasy niaraka tamin vazaha , ...
izany no midika fa gasy ka manja...
ary nisy namako anakiroa tany , ny tsikaritro par contre dray, de reo ankizy reo vazaha ny vadiny, nefa nandeha rery ry papozy, de mahagaga ihany nohon nilaza ny ray tamin reo hoe: handeha hijery bandy gasy milay aty koa!!!..ka namaly aho hoe ka inona ary no hijanona amin lay vazaha , raha hitady hafa, lasa adultere tanteraka ilay film!! fa de oufff!gasy reo be da be sady milay be hoy aho!!!!sa ahoana?
misaotra o
:-D:-D:-D
Asa re fa dia olo aby io na vaza na gasy. Matsiro aby io! Ary samy manana ny mahatsara sy maharatsy azy aby.
Olombelo karaha olo jiaby velogno ambonin'ny tany!
Reveo hoa le fiainana fa aza asiana blem mitsimitsiny! Izay mahafinaritra no enga anie ka hatao!
20. xxx
(
15/04/2007 07:13)
luciana5:
luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy ihany ny gasy niaraka tamin vazaha , ...
izany no midika fa gasy ka manja...
ary nisy namako anakiroa tany , ny tsikaritro par contre dray, de reo ankizy reo vazaha ny vadiny, nefa nandeha rery ry papozy, de mahagaga ihany nohon nilaza ny ray tamin reo hoe: handeha hijery bandy gasy milay aty koa!!!..ka namaly aho hoe ka inona ary no hijanona amin lay vazaha , raha hitady hafa, lasa adultere tanteraka ilay film!! fa de oufff!gasy reo be da be sady milay be hoy aho!!!!sa ahoana?
misaotra o
izaho manambady vazà ary efa nande niaraka tam vazà tany à vichy....ni s'ennuie tany fotsiny ireo vazà fa plutôt fitsidihan-tanana no nataony sy nahavarina azy que ny fihaonam-be ny malagasy:?, tsy nety nandeha itsony ry zareo ny taoana manaraka , koa raha mahita gasy mahafinaritra tsy dia mahasosotra maninona kosa hum! fiainana daholo izany an! zay mahay manararaotra fiainana ihany no tena mahavoa e!:-D:-D:-D
hanao sipa ihany kosa ve ka manambady vazà maninona raha mispa amin'ny gasy8) ary saika tranga miseho amin'ny gasy lahy na vavy manambady vazà daholo io ooooo!8)