raha tany amin RNS vichy aho, de:

41. xxx ( 17/04/2007 17:58)
sakaizakely: izay mampety ny fiananao hatao fa aza dia mitsikera lava ny an'olona:wink:
42. rush ( 17/04/2007 18:13)
xxx ianao koa aza manao an'io ko! mahay miteny ny hafa nefa tsy mijery tena aloha!
43. xxx ( 17/04/2007 19:59)
rush: zàh mbola tsy nitsikera mitsy ny fombafomba n'ny mpi forum eto fa mba hisian'ny filaminana dia tenenina ny mitady hitarika korotana:wink:
44. sakaizakely ( 17/04/2007 20:37)
xxx> samy mampiseho ny heviny eto fa raha izany no heverina fa hanakorontana dia aza mamoaka hevitra toy ny hoe rehefa tsy miaraka am vady dia andeha hanao sipa na mamporisika olona hanao izany

ny fitsikerana toetra fotsy varavarana ve dia manakorontana ? Aza atao mibaribary ny toetra ratsy rehefa tsy te ho kintinina fa ataovy miafinafina any

Za ndray raha vao mahita zavatra tsy mety hoatrizany dia tsy maintsy miteny foana na iza faly na iza tsy faly

Luciana koa efa fantatra ny toetrany hoe manaratsy vazaha foana matoa izy mametraka hevitra. Rasisma izany amiko dia tsy maintsy tsikeraiko. Raha maheno vaza manaratsy mainty koa aho dia tsy maintsy mitsikera koa, na tsy ho faly aza izy. Mandeha dans les deux sens ny ahy ny tsikera. Fa tsy hoe fitsikerana fiainan'olona fahatany.

Ny hitako mibaribary fa tsy mety ihany no teneniko. Diniho tsara fa betsaka ny resaka ataoko tsisy fitenenana fa manala azy hoatry ny rehetra ihany.
45. xxx ( 17/04/2007 21:22)
:-D:-D:-D:-D
46. luciana5 ( 18/04/2007 16:08)
:^) faly ny mpamosavy raha mora ampedina an!!:°)
ary aty andafy woa misy ve ny mpams e valio fa tena mba fanontaniana mahatsikaritra kely e!!
ary maninona ny olona aty tsy matahotra cimetiere sns... :-/:-/ za taloha raha mandalo fasana de mila tafitohana amin fitsokana hiii:-D nefa ny maty aza efa maty,:^)
47. fanilo ( 18/04/2007 16:20)
toa tena resaka be ato izany8O
48. luciana5 ( 18/04/2007 17:37)
resaka be mihitsy ny ato ry fanilo!!!fa aoka fotsiny!!:roll:
49. vale ( 19/04/2007 23:10)
luciana5:

luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy ihany ny gasy niaraka tamin vazaha , ...
izany no midika fa gasy ka manja...

ary nisy namako anakiroa tany , ny tsikaritro par contre dray, de reo ankizy reo vazaha ny vadiny, nefa nandeha rery ry papozy, de mahagaga ihany nohon nilaza ny ray tamin reo hoe: handeha hijery bandy gasy milay aty koa!!!..ka namaly aho hoe ka inona ary no hijanona amin lay vazaha , raha hitady hafa, lasa adultere tanteraka ilay film!! fa de oufff!gasy reo be da be sady milay be hoy aho!!!!sa ahoana?

misaotra o

:D, mamy ny atsy fy ny ary ooh,:wink:
tsy mety kosany izany e, matoa mbola mitilitily ny bandy gasy , midika izany fa le vady vazah mety zvt'hafa ftsn:o:o:o :{:{:{


50. vale ( 19/04/2007 23:18)
xxx:

gasy kosa kosa milay e!za manambady vazaha fa hafa ihany ny gasy e! z koa tany vichy niaraka t@ sipako gasy fa matsiro an!
:{:{:{:{:{ hihihih!!


51. xxx ( 20/04/2007 10:54)
hay ve luciana efa mpams e ? de tsy matahotra fasana intsony toy ny taloha ?:D
52. luciana5 ( 20/04/2007 11:13)
xxx ve aona e, :-D:-D

gadradraka aza atahorako anky ry xxx
53. fasaly ( 20/04/2007 15:45)
vale:

luciana5:

luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy ihany ny gasy niaraka tamin vazaha , ...
izany no midika fa gasy ka manja...

ary nisy namako anakiroa tany , ny tsikaritro par contre dray, de reo ankizy reo vazaha ny vadiny, nefa nandeha rery ry papozy, de mahagaga ihany nohon nilaza ny ray tamin reo hoe: handeha hijery bandy gasy milay aty koa!!!..ka namaly aho hoe ka inona ary no hijanona amin lay vazaha , raha hitady hafa, lasa adultere tanteraka ilay film!! fa de oufff!gasy reo be da be sady milay be hoy aho!!!!sa ahoana?

misaotra o

:D, mamy ny atsy fy ny ary ooh,:wink:
tsy mety kosany izany e, matoa mbola mitilitily ny bandy gasy , midika izany fa le vady vazah mety zvt'hafa ftsn:o:o:o :{:{:{




hummmm! izany ve ry vale????? na nanambady gasy mety hisipa am gasy ihany koa anefa de mitetika zvtr inona njay zany?????:roll::roll::roll:


54. lanissa ( 20/04/2007 16:13)
nareo ry reto maninona raha mba tsy mifampasika be tahaka izany tsy misy zavatra tsara tahaky ny miresaka milamina, ze hita fa tsy mahazo resaka na tsy mahatanty de tsy valina fa henoina fotsiny...de aleo mangina e...:D ento moramora iany . resaka kely ato @ forum ve retsy de ifamalina be!8O
55. fasaly ( 20/04/2007 19:16)
:-P:-P:-P:-D:-D:-D
56. Fiffi ( 20/04/2007 19:39)
lanissa: tsy misy miady eto kah ! ny hevitra no hampiadiana....de :) de ampy
57. luciana5 ( 20/04/2007 19:53)
arin zany ry fiffy!!!:-P

fa ry fasaly koa anie voavely akaiky gamba de nivadika ny bainga:-P:-P
58. rush ( 20/04/2007 19:58)
luciana5:
fa ry fasaly koa anie voavely akaiky gamba de nivadika ny bainga:-P:-P
voavely @ inona izy?gamba aaaa eeeee ssssssssss


59. vale ( 20/04/2007 20:31)
luciana5>:roll: ny dinika no valiko fa tsy misy mamely na in na in eo,hihi!
60. fasaly ( 20/04/2007 20:35)
luciana: de manin raha voavely zà! zà aza mba vovely kou!:-P sady zay no tiko kou! samy manao zé tiny ny ou tsirairay fa ny manao ratsy oul no tsy atao, fa ny manao zé mahafinaritra ny sainy no tsara indrindra :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0124