raha tany amin RNS vichy aho, de:
21. Aino
(
15/04/2007 15:23)
ny tsy tiany ilay namako nande tany indray dia natao ho fampiderana ny fananana fotsony hono, samy mampidera, fa tsy mba ilay fety kely sy fihaonana no araraotina na dia tsy mifanka halala aza.
22. fasaly
(
15/04/2007 15:43)
izay alou tsy miala am ragasy ry fanaina fa samy maka ny hanitra ho azy refa makany a! zà klou tiko kou lay manao tours kely ao am ville mtsidika magazay de maka terasse mihinana gilasy:-P;-)
23. Samoana
(
15/04/2007 20:49)
Aino/ samy miezaka ny mamifalifaly ny sainy avy ny olona mankany @ RNS.Misy tokoa ny dedaka saingy tsapako fa vitsy an'isa izy ireo fa ilay mahita gasy bobaka be sy tsapa fa miray hina ihany no tena zava-dehibe.
Ny sipa dia tena be manja araky ny tenin'i sitlo etsy ambony.Any @ gymnazy ny selibany no tena tokony hietsika fa tsy de hita intsony izy ireo any @ soirée:wink:

24. luciana5
(
15/04/2007 22:45)
ary sakaizakely ary maninona raha mandeha manao vac fa otran tsy mazaka manao kabary eto?:lol::}:}
zao resaka mifanebaka zao foana nenao re tompoko!!!:evil: sa efa me soir de mora kizitina héé:^)
o ry fasaly a??taiza zany terasse mihinana glace zany? iny dray no tsy hitako!!!:{
o ry samoana a!!!mety be da be koa lay choix de tsy arakao tsony hoe nakaiza ry mlles isany,:lol::}

25. fasaly
(
16/04/2007 05:26)
luciana; any am centre ville ny vichy feno magazay sy terasse restô! ka io no lazaiko hoe samy manana ny hanitra ho azy sady mamangy tanàna no somary manaraka match:-P no manao weed end kely mitsy;-)
26. xxx
(
16/04/2007 05:46)
luciana5: samy miteny izay tiany ihany nareo ka samia mahatanty ny vokany ny hevitrin'i tsirairay fa aza mora miakatra.....ilay mifanebaka samy manao ihany eto knou!:?
28. sakaizakely
(
16/04/2007 07:58)
xxx:
ny gasy tsy milay raha vadina fa atao sipa ihany....:°)
anjekaky ô ! gasy otrantsika ihany ve de atao an'zany klé :roll:
29. sakaizakely
(
16/04/2007 08:05)
Mpandefa : luciana5 [ Valio ] 16-03-2007 09:44:11
Lohateny : efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah
za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??
za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory,
fa manafina fotsiny reo gasy sipa avec eux ireo!!!raha tsy hoe paps gamba... geste ny an sasany!!!!! en general
fa en resumé
rehefa very dia ; voa manambadisa an zareo
Io no nosoratan'i luciana tary dia anontaniako azy hoe aiza le vaza be crédit io izao
Dia nahazo siksé t@ gasy sa tsy nahazaka na ny avy any @ tanana akory aza ? Satria efa fantatry ny olona ilay toetsaina ivaiva :evil:
31. sakaizakely
(
16/04/2007 08:31)
xxx:
izaho manambady vazà ary efa nande niaraka tam vazà tany à vichy....ni s'ennuie tany fotsiny ireo vazà fa plutôt fitsidihan-tanana no nataony sy nahavarina azy que ny fihaonam-be ny malagasy:?, tsy nety nandeha itsony ry zareo ny taoana manaraka , koa raha mahita gasy mahafinaritra tsy dia mahasosotra maninona kosa hum! fiainana daholo izany an! zay mahay manararaotra fiainana ihany no tena mahavoa e!:-D:-D:-D
dia mbo alaivo antsaina enao etin'ny vadinao miaraka aminy mijery formule 1 ohatra, zavatra tiny mety tsy tinao. De mbola hiverina ihany ve ianao @ manaraka ?
ny ambiance gasy ange amintsika izy no manja, fa tsy voatery hankafy ny ankilany e ! Za entin'ny vadiko mamonjy week-end jeux de rôle grandeur nature sy concerts (Louise Atack, San Severino...) ohatra,fa tsy reviko de avelako mandeha irery izy ny manaraka. Fa zany tsy midika hoe ratsy ny gasy fa aleon'ny vaza izy samy izy ihany. Na koa hoe ratsy ny vaza fa aleo samy gasy ihany. Tsy ary ho terena @ tsy tiany ny tsirairay.
Tsy am feeling-ny fotsiny dia maninn anefa ? izany avy ve de hanaovana hoe ndeha ampiaraka na andasipa ? Fopla be le eritreritra:roll:
De rangitra be luciana refa mba za no miteny ny eritreritro.
32. xxx
(
16/04/2007 12:34)
nathie86:
eh eh eh tena maagaga anà i xxx:roll::roll: serieu eh.
ka izay no fahitako azy e!
izaho koa angamba no tsy ambinina gasy fa aleo atao sipa fotsiny....no comment fa zay no analyse ny fiarahako tam gasy hatrizay....
33. xxx
(
16/04/2007 12:38)
sakaizakely:

fa in no tsy mahafaly ani sakaizakely amin'izany milaza ny marina sy ny zava miseho aho fa tsy mamprisika hoe ataovy izay ataoko:evil:
aza mifampitsara fa enao mbola ho tsaraina:-D:-D:-D

34. xxx

35. nathie86
(
16/04/2007 13:30)
xxx:
nathie86:
eh eh eh tena maagaga anà i xxx:roll::roll: serieu eh.
ka izay no fahitako azy e!
izaho koa angamba no tsy ambinina gasy fa aleo atao sipa fotsiny....no comment fa zay no analyse ny fiarahako tam gasy hatrizay....
ka ono ouah gasy sa vazaha ilay lasa PD iny
36. xxx
(
16/04/2007 14:46)
:-D:-D:-D:-Dinona ihany aza izao lasa pd anare oao izao,?????:roll::roll:
37. luciana5
(
16/04/2007 18:57)
:lol::lol: ha ha za tia tena be fa za dray tsy mahavita mikisa tongotra any amin zany formule1 zany ry zareo, raha izaho no hanontaniana e!!
fa izy no tokony hanaraka ny tongotroko ka,..sa tia tena be loatra zany ry zareo?:roll:

38. luciana5
(
16/04/2007 19:00)
za ry zareo tsy mety rangitra zany an, raha efa rangitra za d efa ela tamin ilay taille crayon nomen ry yyy ahy tamin fotoanany!
fa aiza dray le sakaizakely aloha, fa izy zao no ho tailler-na atao milailay eto!!!:-D:-D:-D
;-)tsara le tany amin rns aloha na izany aza e!!!merci an

39. sakaizakely
(
16/04/2007 19:30)
luciana> nareo sy xxx ange tena voadona mafy mits @ tsy tantinareo e ! nefa za aza zany miteny tsotra fotsiny
fa raha mahafinaritra anareo le manenjika sipa sy voagorobaka etsy sy eroa de andana fa maninn mou ? fa hatram zao klou mbola tsy hita hoe inn no voabata k'iza azy no hanaraka ny tongotry luciana eo ? Raha tia tena ianao dia izy koa, dia mifanojo zany nareo 2
Fopla be le resaka e !
aleo miscrap kely alou
sa tsy zany ry mipimaso ?