raha tany amin RNS vichy aho, de:

61. vale ( 20/04/2007 21:05)
luciana5:

luciana kely ihany ty e, fa iangaviana aza tonga de sosotra rehefa mamaly ny sasany an merci d av!!tsiky de ampy hono hoy ny atsy :lol:
tany vichy aho RNS e de ny zavatra tsikaritro de hay vitsy ihany ny gasy niaraka tamin vazaha , ...
izany no midika fa gasy ka manja...

ary nisy namako anakiroa tany , ny tsikaritro par contre dray, de reo ankizy reo vazaha ny vadiny, nefa nandeha rery ry papozy, de mahagaga ihany nohon nilaza ny ray tamin reo hoe: handeha hijery bandy gasy milay aty koa!!!..ka namaly aho hoe ka inona ary no hijanona amin lay vazaha , raha hitady hafa, lasa adultere tanteraka ilay film!! fa de oufff!gasy reo be da be sady milay be hoy aho!!!!sa ahoana?

misaotra o

izay angamba nyfantany fa mety k'oh!:)


62. Fiffi ( 20/04/2007 21:09)
luciana5:
fa ry fasaly koa anie voavely akaiky gamba de nivadika ny bainga:-P:-P
misy olona de mila......fotsiny shhhhhhh !!!


63. fasaly ( 21/04/2007 06:43)
ny tsy azoko anie ry luciana dia izao e!
ilay olona samy manana ny fiainanay! tsy hainao ny antony hitondran'ny fiainanay otrzay , fa misy ny olona dia ny hijery sy tsikera ny fiainan'ny hafa foana...io mijery sy manao fampitahàna ny fiainan'ny hafa io ange lay mahatonga ny felonana sy ny haratsian-toetra e! sady tsy dia mampivotra loatra raha hijery ny fianan'ny hafa foana, izay hampivoatra ny fiainanao hatao dia ampy izay, fa angah manelignelina anao kosa ary izany raha misy aza????? amiko tsy misy olana amiko zé fianan'ny olona sy ny fombany any fa refa manaja ny fiaraha monina sy ny manodidina azy izy de tsara.......
sa aon ozy luciana??????sa ve lay oul manambady vazà mitsy no tsy tiana???? euhhhh! io njay samy manana ny destin ka tsy azo nolavina na nosakanana;-)
dia raha hanao sipa gasy izy na sipa comoriana azy izany zay no mampety ny fiainany de aza atao ampisty olana am fiainanao.....
64. Fiffi ( 21/04/2007 06:48)
luciana5: tandritandremo hiany ity vavanareo fa shhhhhh ! nareo ve nama vao mba tonga eto de mandefa dinika de fitsarana sy wawawa ny fiainan'olona no ataonareo klé hehehehehehe zay mahatsara ny fiainanao atao de basta !
65. tywa68 ( 21/04/2007 07:22)
luciana5 kely ! samia manao ny mahasoa² ny fiainany e ! Rehefa manaja olona enao n'inon² io d mandeha ho azy ny fiainanao.
66. karinah ( 21/04/2007 08:52)
luciana5> :-Pmandana alou ndry mitady le bogoss de mreska fa rah tsy mbola nanao ftiavana de sarotra be!:lol:
samy manana ny tiany, fa zah koa aloha miombon-kvt à lay hoe famprafesana tsy dakoro koa aho an, anefa mety misy antony koa.., de samy manana ny finoany avy koa ny ol tsi11, oh: mety silamo zay izy de mahazo mapirafy:lol:
67. karinah ( 21/04/2007 08:56)
fasaly:

luciana: de manin raha voavely zà! zà aza mba vovely kou!:-P sady zay no tiko kou! samy manao zé tiny ny ou tsirairay fa ny manao ratsy oul no tsy atao, fa ny manao zé mahafinaritra ny sainy no tsara indrindra :-P
aza manao ratsy oul ftsn:wink:, rhf lay raika aza moa tsy malahelo in ny olana, luciana:lol::P


68. fasaly ( 21/04/2007 08:58)
ka fiainany manokana zany anie aky ry karinah ! zareo aza milamina kou ny ivelany njay no mikorapapà:-D:-D:-D
69. imanjakely ( 21/04/2007 09:08)
;-)
70. xxx ( 21/04/2007 09:17)
tsy misy olona tonga lafatra eto ambonin'ny tany ary tsy misy olona tsy manota izany....
jereo ny fiainanao fa aza mijery ny fiainan'ny hafa fotsiny....samy manana ny mamahy izay fomba hitondràny ny fiainany ny olona rehetra....
refa tsy mikasikasika ny fiainanao sy ny tombotsoa nao izy dia izay....fomban'ny fiainana daholo izany;....
mety passage daholo ihany anie izany rehetra izany eo amin'ny fiainana e! tsy mandrakizay.....=
71. vale ( 21/04/2007 10:18)
ye, rhf tsy mikasikasika ny fiananao manokana izy (luciana5) de zay, zay hataony any eeeeeeee :?
72. fasaly ( 21/04/2007 10:53)
ié! refa tsy maka ny anao izy defa basy:-P:lol:
73. xxx ( 21/04/2007 11:01)
74. xxx ( 21/04/2007 11:15)
in indray ry xxx:x:-D
75. xxx ( 21/04/2007 11:32)
fasaly:

ié! refa tsy maka ny anao izy defa basy:-P:lol:
rehefa tsy manelingelina na migafigafy koa.^^


76. fasaly ( 21/04/2007 12:30)
xxx: zay ne wa! e!
77. soanja ( 22/04/2007 02:30)
:-D:-D:-D Mampme mihitsy isika eto ka!
Reveo manja le fiainana an. Aza mikoropaka zany mihitsiny.
78. xxx ( 22/04/2007 17:49)
shagnagna:lol:
79. xxx ( 22/04/2007 18:06)
:roll:
80. luciana5 ( 23/04/2007 14:25)
8-)xxx dray io an!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1115