"Message " ahoana ary?...

1. rakaroka ( 04/04/2007 05:44)
Miodina teo @ resaka "secte" ny resaka farany izao eto @ "serasera" no asahiko miresaka ity "message" vao hitako androany ity! Mba tiako ho hitan'ny mpisera sy hamantarana ny heviny fotsiny:
jereo eto http://www.maitreya.org/french/index.
novalian'i rakaroka ny 11/04/2007 21:53
2. Fiffi ( 04/04/2007 05:59)
The page you are looking for might have been removed, had its name changed, or is temporarily unavailable.
3. rakaroka ( 04/04/2007 06:04)
Tsy misokatra io satria ni-"hésite" koa aho hoe
"Lalina ilay izy ka izay liana ihany no possible aharaka 'ngamba dans un premier temps
Ny tiako vakianareo fotsiny sy hakana "Avis" aloh dia ao @ partie "3ème Message et dérniere message de
Maitreya" Ka ny ahitana io dia anatin'ity rojy ity
(tsy hita avy hatrany fa "tsindrind aloha ny "Tout peuvent le voir etendre dia any @ faramparan'ny resaka signe no misy io 3ème Message tiako resahina ity ka tsy ny "en tête no heverina fa ny "contenu indrindra indrindra!...Ity ny rohy ho an'izay mbola maharaka!
http://www.maitreya.org/french/index.asp
4. Fiffi ( 04/04/2007 06:07)
dray ! dray ! dray ! tena hialako tsiny fa sady tsy te ahita an'io zah no tsy te-aheno....
5. booboo ( 04/04/2007 10:42)
Rakaroka > Lalina tokoa. na tsy manana hevitra ara zà nahaliana anà namaky ilay raha fa misaotra nizara (mbô nahafantatra raha vaovao zà anio)
6. jhouhlambout ( 04/04/2007 11:44)
7. rakaroka ( 04/04/2007 12:39)
jhouhlambout:

:@

:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=)):@
8. rakaroka ( 04/04/2007 12:49)
Fiffi:

dray ! dray ! dray ! tena hialako tsiny fa sady tsy te ahita an'io zah no tsy te-aheno....

:-D:-D:-D:-D Hi!hi!hi Ha!ha!ha!
tapaka foana ny tsinaiko satria tahaka izao mihitsy koa ny réaction'ny manodidina ahy eto vao manonona ny "baiboly" sy ry "Jesoa"aho . Donk blocage @ fijery ny "secte" matetika ny "apparence". Hoe vao tononina ny anarana dia "rejet" avy hatrany
Conclusion finale: "Inutile koa hanonona "anaran'izatsy na izaroa... anefa ahoana moa no ahazoana mi-indentifié ilay "concept"?....
Ka tsy terena mihitsy ny oul hoe tsy maintsy hanonona ny anaran'i Jesoa satria tahaka ny manjo eto ny tsy filan'ny hafa izany koa!:idea:

9. rakaroka ( 04/04/2007 13:00)
booboo:

Rakaroka > Lalina tokoa. na tsy manana hevitra ara zà nahaliana anà namaky ilay raha fa misaotra nizara (mbô nahafantatra raha vaovao zà anio)

Mahafinaritra ny mba liana @ tsy noheverina aza...
Manambady oul "compliqué" BBBBbbbe izay aho, mieritreritra aho matetika fa manana raison à 100%
mihitsy. Dia vakio aloha hoy izy ireto boky ireto fa rehefa vitanao izany vao miresaka isika....Ohatra iray nifamaliana maninn hoy izy tsy no-cité-na mihitsy izao Rapatsalahy t@ resaka roman gasy ary ny "chercheur" nanao ny "éxposé"-ny aza dia no-critiqué-ny.
Ka ny anao hoy aho "tsy connu"
Tsy ny tsy fahafantaranao ny hafa akory hoy izy no
sanatria et heureusement tsy hampisy "fotony" ny hafa.... Tsy "convaicu" aho...fa nony ela....
ianao hoy izy nilaza fa namaky "Ilay rà mandriaka tao @ villa rayon d'or" na "Ilay lozoka HV"... valifatin'ilay fo menarana sns... ary tadidiko tokoa ireny sy ny lazany t@ fotoana sy ny fankafizako sy ny oul izany!
-Azy anie ireny hoy izy!
...Nangina aho et il a raison!:idea::wink:
10. kiranil ( 04/04/2007 15:30)
Maitreya :::

Io lehilahy io dia heverina ho "world-ruler" na mpanampaka izao tontolo izao, izay hanambatra ny gouvernement sy ny religion rehetra eto an-tany, hanohitra an'Andriamanitra (adonai) sy Jesosy Kristy, izay voalaza atsy @ dinika nosokafan'i boubounezy atsy ambadika "666". http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m461246a50255a

"He is predicted to be a “world-ruler” na "world-teacher", uniting those over whom he rules."--wikipedia.

Although the names are different, many believe that they all refer to the same individual: the World Teacher, whose personal name is Maitreya (pronounced my-tray-ah).
Preferring to be known simply as the Teacher, Maitreya has not come as a religious leader, or to found a new religion, but as a teacher and guide for people of every religion and those of no religion.

Ahoana no lazain'Andriamanitra momba azy::

"hiseho ilay lehilahin'ota [Antikristy], dia ilay zanaky ny fahaverezana,

ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.

Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin'i Jesosy Tompo amin'ny fofonain'ny vavany ary hofoanany amin'ny fisehoan'ny fihaviany;

ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra

ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.

Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,

mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina." II Tesaloniana 2

Misy ny hihevitra hoe Maitreya no Jesosy Kristy niverina fanindroany kanefa noho ny tsy fahafantarany ny sitrapon'Andriamanitra sy ny Teniny, dia ho voafitaka izy..

Izao no fisehoan'i Jesosy Kristy rehefa hiverina ety an-tany indray izy:::

Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, atỳ Kristy, na: Indro, arỳ; aza mino hianareo.

Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.

Indro, voalazako aminareo rahateo izany.

Ary amin'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany hianareo; Indro, ao amin'ny efi-trano Izy, aza mino.

Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
Matio 24 na Lioka 17

Misaotra.

11. booboo ( 04/04/2007 15:56)
Manambady oul "compliqué" BBBBbbbe izay aho, mieritreritra aho matetika fa manana raison à 100%
mihitsy. Dia vakio aloha hoy izy ireto boky ireto fa rehefa vitanao izany vao miresaka isika....Ohatra iray nifamaliana maninn hoy izy tsy no-cité-na mihitsy izao Rapatsalahy t@ resaka roman gasy ary ny "chercheur" nanao ny "éxposé"-ny aza dia no-critiqué-ny.
Ka ny anao hoy aho "tsy connu"
Tsy ny tsy fahafantaranao ny hafa akory hoy izy no
sanatria et heureusement tsy hampisy "fotony" ny hafa.... Tsy "convaicu" aho...fa nony ela....
ianao hoy izy nilaza fa namaky "Ilay rà mandriaka tao @ villa rayon d'or" na "Ilay lozoka HV"... valifatin'ilay fo menarana sns... ary tadidiko tokoa ireny sy ny lazany t@ fotoana sy ny fankafizako sy ny oul izany!
-Azy anie ireny hoy izy!
...Nangina aho et il a raison!

Afaka tondé atao mazava ve ny tiana ahatongavana fa tsy azo tsy araka tsy mazava ? :°):°):°)
12. rakaroka ( 04/04/2007 17:04)

Izany hoe tsy HITOVY mihitsy ny fahatsapana ny maha izy azy ny zavatra iray raha toa ka " angle de vu" iray ihany no ipetrahana.Na mety misy ny mi-échappe ny anjerimanontolonao ka tsy ahafaritra ilay zavatra
@ endriny MARINA.
13. booboo ( 04/04/2007 17:26)
:-D:-D:-D zay ahay mba mazava kokoa
14. rakaroka ( 04/04/2007 19:04)
Somary lava ny resak'i Kiranyl ka valiako miandalana
[quote=kiranil]
Maitreya :::

Io lehilahy io dia heverina ho "world-ruler" na mpanampaka izao tontolo izao, izay hanambatra ny gouvernement sy ny religion rehetra eto an-tany, hanohitra an'Andriamanitra (adonai) sy Jesosy Kristy, izay voalaza atsy @ dinika nosokafan'i boubounezy atsy ambadika "666". http://serasera.org/forum/?

Mahafinaritra tokoa ny "approche" hoe mba miteny ny fantatra mikasika ilay "sujet" aloha fa tsy "tondé "halako bika tsy téako tarehy"...Ka isaorana an'i Kiranyl Fa izao e. Misy elanelana
LAVITRA BBbbbbe anie ny fihevitra isan-karazany sy ilay "heverina"...arakaraka...
Izany no mahatonga lé mpandinika vatosoa mampiasa lé "loupe @ maso ireny mihitsy" dia mamadibadika sy mandinika :roll::roll::roll::roll:tsara vao
afaka milaza fa "izy" marina ny zavatra nodinihiny :idea:
Voalohany "Tsy mpanapaka izao tontolo izao" izy satria manaja ny fahafahan'ny olona koa, rahateo tsy
resaka izany loatra ny "manifestation"-ny!
Faharoa:"Tsy misy milaza mihitsy fa hanohitra an'Atra sy Jesoa izy ao anaty "fampianarany"...
Donk aza matahotra akory hoe Atra iza indray aza no vrai sns...
15. rakaroka ( 04/04/2007 19:10)
Raha ny marina tsy "ANDRIAMANITRA sy i Jesoa loatra anie itodihan'ny objectif mitazana ny blem fa
aty amintsika, ny fomba fijery, fihevitra, fisaina,
fiaina 'ngamba no mila an'ity :idea:
16. fijo ( 04/04/2007 21:59)
andriamanitra mihintsy no olana ka;mampiady io
17. majesty ( 05/04/2007 05:21)
Misy raha la terre !!!
18. rakaroka ( 05/04/2007 06:06)
fijo:

andriamanitra mihintsy no olana ka;mampiady io

Tsy ho "susceptible" tahakan'ny fivavahana sasany aza.Plutôt any @ "jalousie" ho manana an'Atra marina ,mahavatra miady aman'olona noho izany anefa
izay fototry ny messagen'ilay "Dieu" ivavahany aza
raha tarafina @ fomba fiaina toa ampahany ihany no mba iainana.
Rahateo Atra tsy hita maso, samy manana ny fiheviny
izany!...Ny fahatsapanao izany ataoko personnel,
arakaraka koa raha atao hoe ny toriteny , samy manana ny "bible" mi-covenir sy ny Messie-ny ny tsi1/1 araka ny toerany avy ataoko nanome "une fois ny message" Izy dia anjaranao ny miezaka mamantatra...
Marina ihany aloha ny fiahiana fa misy "vice" tahaka ny hoe "Atry ny vola no itompoana" sns izay herehin'ny maro koa aza raha ny marina ankehitriny,
na Satana tsotra izao satria tsy mihevitra afa-tsy
ny ratsy, fa ny "mouvement" qui tend vers le "bien" de l'humanité: tahaka ny hoe mikatsaka ny "paix",
"fratérnité", ny soa au monde...tsy akifiko loatra
satria heveriko fa "sitrapon'Atra tsy voasoratra na tsia ao anaty baiboly izany!Donk tsy handany "heriko hiady @ hafa sy ny Andriamaniny noho izany aho!

19. rakaroka ( 05/04/2007 06:19)
majesty:

Misy raha la terre !!!

Marina izany fa betsaka ny "raha" eto @ la terre.
fa dia ny tsi1/1 no samy mikatsaka zé mampety ny fiainany e!...
^'Zaho aby tsy mivolana hoe ity no "fanaperana sns...
fa fantariko fotsiny 'zé mbo mi-répodre @ besoin ao anaty ao e.
Ny mbô nahasarika kely ahy am'izy ity dé satria
mahafinaritra ahy fa tsapany hoe mitanila loatra ny
richesse eran-tany ohatra! mifanojo izany @ 'zaho fatra-pihevitra ny 'gasy sy ny fahatrany, ny aide alefa any foana tsy ampy lava,des années passé sanatria taipaosin'ny aty no mbô mipitika any. Koa raha misy organisme mba mifototra @ fitsimbinana
hananan'ny mponina any ny minimum vital aza pourqoui pas mbô mi-s'interèsse aho ahato izany!
Misy filaza maro mbola tsy azoko marina , miezaka mamantatra tsikelikaly aho ary hay misy "forum koa ato anatiny, donk afaka mameno ny tsy fahafantarako izany direcr tsy voatery par "avis"-ny mpisera kay!
20. lapino ( 05/04/2007 08:45)
"Aza mety hofitahina ianareo"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1224