"Message " ahoana ary?...

41. prime ( 06/04/2007 11:01)
rakaroka> Dia ahoana izany ilay hoe "Le Saint des Saints", "le vrai Dieu", le "Grand Toth"... avec Maetriya...

Na sokafana aza ny saina ry rakaroka, tsy hitanao ve ny fitaka be ao ambadika tian'i Maitreya ahatongavana? sa sondriana amin'ilay fampianarany mikasika ny fitiavana izay mifanohitra mihitsy amin'i fampianaran'i Kristy ianao?... asa aloha fa izaho mahita mibaribary fa tena sady mifanohitra ilay izy no zava-doza satria mitarika ny olona handrefy ny fitiavana araka ny fahalalàna izay tsy izany velively no fampianaran'i Kristy...

Tsy "desaxé" araka ny lazainao kah, satria ilay site natoronao dia manondro tsara mihitsy ny places divines an'ireo anarana ireo na dia milaza aza hoe afaka mitoetra amin'ny fivavahana sy ny finoana misy azy ny tsi11...
42. rakaroka ( 06/04/2007 14:30)
prime:

rakaroka> Dia ahoana izany ilay hoe "Le Saint des Saints", "le vrai Dieu", le "Grand Toth"... avec Maetriya...

Na sokafana aza ny saina ry rakaroka, tsy hitanao ve ny fitaka be ao ambadika tian'i Maitreya ahatongavana? sa sondriana amin'ilay fampianarany mikasika ny fitiavana izay mifanohitra mihitsy amin'i fampianaran'i Kristy ianao?... asa aloha fa izaho mahita mibaribary fa tena sady mifanohitra ilay izy no zava-doza satria mitarika ny olona handrefy ny fitiavana araka ny fahalalàna izay tsy izany velively no fampianaran'i Kristy...

Tsy "desaxé" araka ny lazainao kah, satria ilay site natoronao dia manondro tsara mihitsy ny places divines an'ireo anarana ireo na dia milaza aza hoe afaka mitoetra amin'ny fivavahana sy ny finoana misy azy ny tsi11...


Hiderako an'i Prime ny "qualité de persistance" , ny patience mihaino ahy: misaotra! Ary miaiky aho eto am-panoratana fa "misy échéc technique" tsy tafavoaka ny "page" tiako ho navoaka!...Donk tsy tonga t@ message tiako ho noresahina akory isika.
Fa fony i Jesoa taloha koa dia be ny tombany ivelany tahaka izao: milaza ny tenany ho Atra Izy sns...dia nenjehina. Raha ny hafa no niantso azy ho Raby na tsy nangataka ny antsoina izany izy, tsy any ny olana fa ny banjina dia hoe misy "mission" et "il a accompli sa mission" isika koa "andrandraina zavatra toa izany" fa tsy hoe hibanjina fotsiny ny hoe "vitany h@ antsika" .Ilay izy ry Prime misy "hiérarchie" ny fiainana, misy ny zaza, misy ny mijanona ho zaza fiaina, misy ny miha matotra, misy ny mpiangona tsotra diakona, pasteur. Dia tahaka izany koa na i Jesoa aza nanao hoe "ary raha mivavaka ianareo dia ataovy hoe rainay izay any an-danitra!" fa ny "kristiana" maro "adressé-ny @ i Jesoa aza ny vavakany, na misy koa ny ray @ dreniny no hi-adréssé-ny ny hataka na karazam-bavaka ataony,
na ny karazan'olona isan'ambaratonga...arakaraka...
Ny filazan-drizareo niresaka "direct" tamiko dia
miara-miasa @ Maitreya i Jesoa @ izao fotoana fa tsy hoe "hipetra-potsiny sanatria manoloana ny tokony hanavotana ny olona: marina ve izany sa tsia?...
Ny nahafinaritra ahy fotsiny dia miha misokatra ny monde-ko: 'zaho no nila niova araka ny tenin-drizareo....mihatrika ny fiainana feno "Aina" ko!
Mirary Paka "sambatra": Nitsangana t@ maty tokoa i Kristy!...Olona "afaka" anie wà 'nareo na @nay miresaka Maitreya aza. aty indray tsy misy mihitsy ny hoe izy no inoy,sns fa manaja TANTERAKA ny safisy sy finoan'ny hafa, ary mirary ny hiroboroboan'izany aza!
43. paris10 ( 06/04/2007 15:37)
zao ange ry rakaroka e!@ voaloany ry zareo reny zany foana no ataony,mody oe samia mitazona ny finoany,ny safidiny fa refa voan'ny lavage eo dia zay no vita fa lasany e!tsara sy voalamina ny message-ny rehetra,fa zà tsy mino zany fiaraha-miasa zany, naona aza ny mpitondra fiangonana tsy milaza @ olona?dia zao koa zahay refa mivavaka dia miafara @ "amin'ny anaran'i Jesoa ......." raha hiresaka mivantana aminy dia "jesoa...ambeno ny tranonay"oh"tantano ny zandrinao etc etc
44. rakaroka ( 06/04/2007 21:46)
Paris10: tena tsy omeko tsiny mihitsy ianao raha ho saro-piaro @ nibeazana antsika fa tsy ianao irery: ny
hany fantaro dia ny "situation "iainako izao izay tsy misy ilan'ny manodidina ahy mihitsy anie ny resaka Jesoa izany. Ny nasesika tao an-tsaiko dia
"Baiboly irery ihany, finoana irery ihany. Jesoa irery ihany. Sahirana fatratra aho ankehitriny satria
ny "connaissance" azo t@ ireo mametra BBbbe no tsy misy iasany mihitsy. Aty ny finoana izany "avoitran'ny "savoir-faire-nao": ny savoir-faire anefa boky hafa no manazava akaiky izay tianao Ny baiboly: tsy misy hihaino anao @ izany mihitsy aty, vao miteny Jesoa ianao dia mitsoaka ny olona...
Mody mandangolango hoy ianao... Misy vavaka protection nampianarin'i Maitreya izay dia mis'adressé @ Yaveh koa ilay vavaka.Eo no mahatonga ahy miteny hoe misy resaka hierarchie ny fiainana, fanaja hatrany na hatramin'ny bitika aza fa mainka moa ny Avo indrindra ary arakaraky ny hisondrotany no
maha mendrika ny hajany. Ny olana t@ fampianarana naompana loatra t@ Jesoa dia zary négligé ny hafa rehetra anefa samy mendrika izay sahaza azy avokoa.
Raha manaja ny raiko aho ohatra tsy ho hoenjehinao,
pareil ny sokajin'olona isan-karazany araka ny toerany sy izay nataony izay tsy voatery ho fantatrao akory satria ireo "fan" no nihevitra izany!
45. rakaroka ( 06/04/2007 22:09)
Ary marina mihitsy ny tenin'i Paris 10 hoe ankinina @ i Jesoa daholo ny "vie" manontolo!dia lasa dépendant "Aminy" toa manana "Andry, toky,sns..."
Manavanana ahy kokoa ny mivavaka mivantana @ Atra Ray
satria izany rahateo no nampianarin'i Jesoa.
i Jesoa amiko tahaka ny zoky nanome modely sy manoro
izay mety sy tsia: tahaka ny fampianarany maro izay nampianatra indrindra koa mba hanao "asa"soa tahaka Azy sy hikatsaka tokoa ny fanjakan'ny lanitra isika fa tsy ny hanantena sy iandrandra ny fisiany fotsiny sanatria. Ny olana dia tsy tokony mijanona ho passif e! Ny fampianaran'i Maitreya nisy hoe "aoka ho tahaka ny pro ianareo @ izay ataonareo". Na tsy miditra ho mpikambana ao @ rizareo aza aho marina izany eto @ sehatra iainako ary "eran-tany mihitsy aza. Isika malagasy mbola "tsy référence mondial loatra anie ny zava-bitantsika", donk mila "conscient hoe "misy ezaka miandry
antsika mba hananantsika koa une bonne "image de
ilay zanak'Atra mahate ho tia sy mba manaitra ny olona!...Tiavina Jesoa fa tsy atao ambanin-javatra
ny zava-maro mbola tokony "atrehintsika koa!
46. prime ( 07/04/2007 06:34)
rakaroka:
hany fantaro dia ny "situation "iainako izao izay tsy misy ilan'ny manodidina ahy mihitsy anie ny resaka Jesoa izany. Ny nasesika tao an-tsaiko dia
"Baiboly irery ihany, finoana irery ihany. Jesoa irery ihany. Sahirana fatratra aho ankehitriny satria
ny "connaissance" azo t@ ireo mametra BBbbe no tsy misy iasany mihitsy. Aty ny finoana izany "avoitran'ny "savoir-faire-nao": ny savoir-faire anefa boky hafa no manazava akaiky izay tianao Ny baiboly: tsy misy hihaino anao @ izany mihitsy aty, vao miteny Jesoa ianao dia mitsoaka ny olona...
... Ka mitombina anie izany satria ny Andriamanitra torian'ny baiboly tsy Andriamanitra mpiasa na mpanompo ny olombelona ka afaka hanao ny sitrapony fa manana ny lalana tiany itondràna ny fiainan'ny olona ho amin'ilay tena tsara indrindra e... ka rehefa manohintohina ny sitrapon'ny olona satria mampibaribary ny tsy fahamendrehany sy ny fahotàny dia halany... nefa Andriamanitra tsy nijanona fotsiny teo fa naneho ny fitiavany hatramin'ny nanolorany mihitsy ny Zanany hahavoavonjy ny olona...

Mazava ho azy fa fahadalàna izany ho an'ny olona fa izy mila Andriamanitra manaraka ny tiany hatao sy ny sitrapony...
47. rakaroka ( 07/04/2007 09:24)
Misy marina ny resak'i Prime hoe misy sitrapon'ny olona sy sitrapon'Atra, rahateo ampahatsiahivin'i Maitreya ao amin'ny fampianarany koa izany...ka izay indrindra no tsy nahasarika ahy intsony tamin'ny fombafomban'ny fiangonana. Tsapako ho mibahana lavitra izany mitaha amin'ilay fikatsahana ny sitrapon'Atra. Ohatra 'ngaha moa misy soratra hoe manao "fety Be rehefa "krismasy" fa fiheveran'ny olona sy ny "adoration-ny no hanaovany izany: misy fandaniana amin'izany.
Anefa ilay fifampitsimbinana, fifankaeiavana tena andrasana lasa ambinambin-javatra. Ny "pire" zary fahavalo eo imason'ny kristiana maro ny hafa tsy misy étiquette "Jésus". zary atahorana daholo ny rehetra satria heverina ho "satana 'ngamba sanatria, zary kanosa izany. Isika miresaka eto izao, ilay "personne hoe
"prime dia tsy haiko loatra mihitsy, na na dia TIAKO tokoa aza ny ahafantatra azy: tsy possible amiko , indraindray haratsian'ny olona i Prime na Mahazo bizoroka Be indrindra... Ny hany fantariko aloha dia ny message "entiny". Tsy afaka hanifika azy noho ny "anarany na bika na endrika aho, saingy ao anatin'ny hevitra ampitainy mety misy soa ho ahy...raisiko raha misy izany, ary avelako raha tsy izany.
Tahaka izany ny fifandraisako amin'i Maitreya, misokatra ho amin'ny "enseignement "maro aho afaka misintona izay mahasoa ahy ary tena nisy nahasoa tokoa tao satria nitombo ny fahatsapako fa misy fanatsarana ny tena
ary manova ny manodidina. Tahaka ny hoe "katsahana avy ao anaty aloha ny fanjakan'Atra vao extériorisé-na fa tsy any ivelany foana ohatra ny toriteny sns no itadiavana an'Atra. Na any amin'ny tsy ampoizina naifika aza mety manana ny fisehony Izy
48. paris10 ( 07/04/2007 10:30)
azo ekena daolo zany e!zà rakaroka dia ampy ahy Andriamanitra hivavahako isan'andro,manana anarana maro Izy,@ sasany selon finoana io ,manaja tanteraka zany aho,eny fa na ny sekta aza,finoana io ka ajaiko,asa re raha ndray andro any mety handalina an'i maitreya aho ngamba,faly aho raha nahita fahasoavana ianao taminy ka!ny ahy fotsiny refa hanao zvtr sarotra aho dia miantso an4andriamanitra hanome hery ahy hanefa ny adidy nomeny ahy,betsaka ny tranga t@ fiainako, hisaorako Azy ny nahavitako sy niatrehiko zany!misaotra ihany dia mazotoa e!
49. rakaroka ( 08/04/2007 15:34)
Dia mahafinaritra "foana" ny nahazoana miresaka toa izao ka, mba hamantarako koa ny "limite" firesaka
@ mpino eto.Ny mety ho zakan'ny sainy sy tsia....
somary ialako tsiny aza nanelingelina ny filaminan-tsainareo. Fivavahana maro toa fantatry rizareo mikasika an'i Jesoa sy ny mombamomba ny kristiana @ ankapobeny izay tsy diso tokoa ny fijerin-drizareo fa vao maika aza voamafin'ny "atitude de pensée" eto.
Izao lasa aty mihevitra fa manam-baovao resahina dia mbô miresaka ko! Tsy normal aza ve izany?.... fa tsapako hoe tsy ilaina indray ny miresaka ny hafa fa aleo mipasoka ny efa malama ihany raha mbola hanan-kambara ny @ izany ny manaraka
50. paris10 ( 08/04/2007 18:12)
tsy misy mahadiso anao ny miresaka ka!samy manana ny fjeriny @ tranga miseho @ fiainana ny rehetra, alefaso foana ny resaka fa izany no maha forum an'ty ange!mahafinaritra ny mifanakalo hevitra ry rakaroka a!
51. kiranil ( 09/04/2007 04:31)
Izao indray vao tafaverina eto..

Tsotra ny hevitro :: Aza mba mety ho fitahina @ kabary tsara lahatra tahaka ny ataon'drakaroka eto, fa ny Tenin'Andriamanitra tsy maintsy hitranga na inona filazan'olombelona na inona..

"hiseho ilay lehilahin'ota [Antikristy], dia ilay zanaky ny fahaverezana,

ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.

Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin'i Jesosy Tompo amin'ny fofonain'ny vavany ary hofoanany amin'ny fisehoan'ny fihaviany;

ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra

ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.

Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,

mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina." II Tesaloniana 2

Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, aty; Kristy, na: Indro, ary; aza mino hianareo.

Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.

Indro, voalazako aminareo rahateo izany.

Ary amin'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany hianareo; Indro, ao amin'ny efi-trano Izy, aza mino.

Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona.
Matio 24 na Lioka 17

Misaotra.
52. rakaroka ( 11/04/2007 21:53)
[quote=kiranil]
Izao indray vao tafaverina eto..

Tsotra ny hevitro :: Aza mba mety ho fitahina @ kabary tsara lahatra tahaka ny ataon'drakaroka eto, fa ny Tenin'Andriamanitra tsy maintsy hitranga na inona filazan'olombelona na inona..


Izay 'gné ny nahatonga ny 'Ntaolo niteny hoe "ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra".

Ny hoe mpamitaka sy tsia aloha ... Rehefa tsy fantatra koa hoy ny soratra Masina dia mba minoa na noho ny asa ihany aza! Ka eto indrindra no ivandravandran'ny fampianaran-diso hatramin'izay hoe tsy mba nampisaina akory ny saina handinika sy hamakafaka fa hitelina avy hatrany, hino fahatany, hatahotaho-poana: Tahakan'ny tsy Atra mahefa ny rehetra no inoana fa olona kanosa velona tsy mba ahitan-taratra akory izay mba maha "fanazavana azy"
"raha jiro" nahoana no miery any ambany vata famarana?" fa maninn raha mbo sahy mi-abordé ny hafa?.... Ny asa vitan'ny finoana hafa voalazako eto
MAKADIRY lavitra mitaha ny "tsy fahatsapan-tenan'ny "kristiana" izay ka: Ka reko sy tsapako ilay izy no mahatonga ahy mivolana toa izao: hoe "asio fieritreretana ihany lahy ny fiainana" satria mba nisy vavan'ny gasy hoe "vitan'ny hafa ve tsy ho vita?...Tsy vita satria na ny fanahy sy saina hihevitra izany aza tsapa à travers ny resaka fa tsy natao ho @ izany mihitsy.Anefa ny finoana tsy misy asa hono maty momoka, ary raha nisy tokoa ny finoana
na kely toa voatsinapy aza efa nahafindra tendrombohitra! Ny blablabla no tsy atao BBbe dia satria ny asa vita foana no ifampitsarana na ara mpinoana aza! Ny minoa fotsiny ihany sns... "ampirimo ho anareo satria tsy hitombina aty!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3335