"Message " ahoana ary?...

21. rakaroka ( 05/04/2007 09:07)
lapino:

"Aza mety hofitahina ianareo"


K'izay indrindra 'gné no anton'ny "analyse" e, sanatria tsy tahaka ny rakitra tatazan'isan'alahady sy ny vokatra atao'gnefa lay fiaraha-monina toa vao miha mitsipizipozy hatrany!...
sao mbô tsy lé Atran'ny "fahamarinana" lôtra aza no iangonana sy ivavahana des années izay?....
22. rakaroka ( 05/04/2007 09:18)
Manohy miandalana ny "constatation"-ko aho.
Mahatsapa ny fitombon'ny "monopolisme"sy ny "suffisance" koa aho indrindra @ izao "mondialisation" izao, tsy aharaka firy izany isika "gasy @ ankapobeny" ...donk je suis de "côtén'ny idéen-drizareo hoe "Partage international ou "share".
Tsara wà ny mivavaka sns ary amporisihan-drizareo aza 'gné ny hanohizana sy tsy hanohintohinana akory ny Atra tompoinareo avy fa "injustice" au monde sy ny
"action divine" miatrika izany no atrehina eto.
Raha ohatra ilay Atra nivavaha sy ireo mpivavaka mitondra ny "apport" @ vien'ny tontolo dia "arahaba soa". Raha toa moa ilay Atra ivavahana tsy mihaino noho ny heloka, sns... izany hoe mitazana antsika any ambony any fotsiny dia atao ahoana fa "mind
your own problem" izany ra-olombelona fa "absent" izy
@ izay fotoana!
23. prime ( 05/04/2007 12:46)
O ry Rakaroka a, oharina amin\'ny Thoth sy ny masina indrindra egyptiana indray ve izao Andriamanitra? i Jesosy lasa mitovy @ Mahomet sy Maitreya sy...

Tena misy raha marina la terre an...:lol::-D:-D

Miambena lehiretsy fa tena akaiky marina ny farany an...
24. rakaroka ( 05/04/2007 13:21)
prime:

O ry Rakaroka a, oharina amin\'ny Thoth sy ny masina indrindra egyptiana indray ve izao Andriamanitra? i Jesosy lasa mitovy @ Mahomet sy Maitreya sy...

Tena misy raha marina la terre an...:lol::-D:-D

Miambena lehiretsy fa tena akaiky marina ny farany an...


:* Hay i Prime ity?....Manahoana...
Izao Prime an!samy tsy nisy nahita an'Atra isika ary inoako fa hainao "tsianjery" ny tohin'izay! Donk
ny tohiny dé hoe "raha mifankatia isika" dia ao amin'Atra...ny tantara efa narahiko:passé, ny "avenir" tsy hay marina: "futur" donk miatrika ny "action" possible et dans la bonne direction
présemment no ataoko izao, miaraka @ n'iza n'iza
izay mikatsaka ny soa, fahamarinana: au sens hoe
"ety an-tany tahaka ny any an-danitra"!
Nanatrika ny "conférence"n'ity mihitsy aho t@ 1er Avril teo! ary tsy io lazainao io akory loatra aza, fa désaxé ny fijery raha izany no anompanana ny resaka: Ampy anao 'ngamba ny hilazako fa i Maitreya tsy nangataka "adoration"n'ny personne-ny akory, tsy nanao izy hoe ataovy @ "anarako" na izay angatahinareo na izay "ataonareo", tsy natao hivavahana izy. Ary marina fa misy "signe" maro etsy sy eroa na hatrany @ église
aza, ny mpanaraka tahaka ny "fan" no manao izany fa
dia nolazaindrizareo MAZAVA hoe "izay soa @ message" no raiso pour votre intérêt fa tsy dans leur intérêt:
Tsy voatery hino koa na tsia fa filazana tsotra fotsiny no natao dia fikatsaham-pahamarinana sy fandriam-pahalemana ary "firahalahiana" marina!
Nafarany ny olona mbô tsy ho tia tena loatra ka hanadino ny hafa , tsy misy "Fahamarinana" hoy izy
raha tsy mifampizara ny olona ary raha tsy misy izany dia tsy hisy fandriampahalemana!... ka marina anie izany fa tsy hoe "bloqué" hoe Jesoa ihany no marina dia avela dans le "chaos ny monde" tsy mino Azy Dia "juste aza ve izany?...
25. paris10 ( 05/04/2007 18:05)
manahirana ny hi-discuter an'io an!fijo zao mahazo aina, prime mety ho lasa vinany,zà koa anisany zany,hazavao misimisy kokoa e!
26. kiranil ( 05/04/2007 18:44)
Mitandrema fa FITAKA io, na dia toa mandangolango @ resaka hoe peace-firalahiana-fandriampahalemana,sns.. fa fitaka io tompoko.

Raha hambambo olona ianao dia tsy hiteny mihintys hoe "ady-fifandrafiana-korotana sns.." fa tsy maintsy teny izay heverina fa mety andresen-dahatra ny olona.

Romana 16:18 Fa izy ireny tsy mba manompo an'i Kristy Tompontsika, fa ny kibony ihany; ary teny malefaka sady tsara lahatra no amitahany ny fon'ny tsy ary saina.

Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, aty; Kristy, na: Indro, ary; aza mino hianareo.

Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.

Indro, voalazako aminareo rahateo izany.

Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona. "


Matio 24 na Lioka 17

http://www.letusreason.org/NAM15.htm

Raha mbola te hanaiky azy moa ianareo tonga mamaky eto, dia safidy ny anareo fa efa nandre na de indray mandeha aza hoe
TSY JESOSY KRISTY IO MAITREYA IO.

27. paris10 ( 05/04/2007 18:57)
zà aloha tsy voafitaka fa mahalasa saina ihany an!efa voalaza anaty baiboly aloha fa hisy ary tsy maitsy hisy ny "sandoka" e!mafy finoana aho fa mahavariana le izy an!
28. fijo ( 05/04/2007 20:51)
tsy fitiavana izany io andriamanitra io,fa mpampiady ka aleo atsahatra ny fisainana azy izay mino
29. Fiffi ( 05/04/2007 20:55)
fa tsy Andriamanitra izay any an-danitra io an !
30. xxx ( 06/04/2007 01:07)
tsy fitiavana izany io andriamanitra io,fa mpampiady ka aleo atsahatra ny fisainana azy izay mino


izay ange ilay hoe "aza mino" e, na ny Tenin'Andriamanitra aza dia milaza mazava tsara hoe "aza mino".

Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, aty; Kristy, na: Indro, ary; aza mino hianareo.

Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
31. rakaroka ( 06/04/2007 03:52)
paris10:

manahirana ny hi-discuter an'io an!fijo zao mahazo aina, prime mety ho lasa vinany,zà koa anisany zany,hazavao misimisy kokoa e!


Marina tokoa izany!...
Raha ny marina hevi-dalina saro-takarina foana ny manakatra ny "finoan'ny hafa" raha tsy manana fijery
malalaka! mila "patience"
I Maitreya aloha dia voalaza fa "Intructeur mondiale"!
@ maha Rakaroka ahy 'ngamba dia "en état de "suspens"
BBbbbe aho mihevitra sy miaina @ "monde" iainantsika izao: tahaka ny tsy an-tany tsy am-parafara izany (asa ny gasy hafa aty an-dafy raha mi-sentir izany toa ahy bien que miara-miasa @ mairie sns...!
Nisy fotoan'andro niheverako fa irery dans mes pensée
aho...satria na miresaka eto aho na @ vadiko sns....
tsapako hoe tsy tsapan-drizareo ny "zavatra résenté-vako" ....fa...indray andro sendra tsipalotry ny
masoko tao anaty lahatsoratra novakiako oty teny ity
hoe "tsy irery ny olona " @ fiainana atrehiny fa misy mi-assisté...dia "curieuse" hamantatra ny
tohiny foana aho...satria izany no nifanojo Bbbbe indrindra t@ ilay "hetaheta hoe mbô misy "exisrence" ve iray "pulsation" amiko :?:

32. rakaroka ( 06/04/2007 04:08)
Manome "aina" ahy ny mahafantatra fa misy "hafa" mba mitempo ny "fihetseham-poko na fisaina sns...raha ny marina hoe mety ; compatible @ zavatra amboloiko :
1-te hamantatra "sincèrement" aho hoe "de quoi sagit-il de cette vie" sy "de ma vie"?
2-"manoloana ny "situation actuelle"(monde en état de chgt). Inn no "bonne action" tokony atrehina?....
3- ComBien j'aimerais connaitre ny processus de la vie de A à Z si possible fa tsy hoe manaraka ny "onjany fotsiny!....
4-Mampalahelo ahy ny tsy fahafaha-manoatran'ny olona maro mbô miezaka, ny "injustice" maro etsy sy eroa...
Ny fitiavako hoe mba tokony hanana ny "fahasambarany "koa ny tsi1/1
33. rakaroka ( 06/04/2007 04:18)
I Kiranyl nilaza hoe raha hambabo olona dia asalisaly azy ny ady korontana? Ny témoin de Jéhovah no manao izany ka fa tsy izany mihitsy ny cas teto. Nifanojo t@ zavatra namboloiko fotsiny ny
fijery maro nisy tao @ rizareo dia izy.Mamaly sy
mifandraika mifanakaiky indrindra @ filan'ny fo @ panahy!...


34. rakaroka ( 06/04/2007 04:44)
Ka inn moa izany zavatra iarahana izany?
1-Ny fahatsapana fa misy processus ny fiainana:
misy "loi de cause à effet", miala @ éxpérience
madiniky ny fiainana izany ka h@ fikarohana scientifika "Goavana" aza...dia raha nanao "suite" matematika afaka hisaina ny tohiny à l'infinie...
même au delà de la mort.
2-Miara-miconstate koa fa miantraika @ olona na ny
"environnement"-ny ny zavatra nety na tsia nataon'ny olona tsi1/1.Fiheverako fijery "JUSTE" izany satria raha toa ka atao hoe mandika lalàna ny olona na loi de l'univers io na loi scientifika na loi divine dia mi-subir ny vokatr'izay "foana" izy.Sarotra ny mihevitra hoe misy hitanilàna fa tsy hiharan'ilay "effet", zary miangatra Atra raha izany
vokatr'izany tsy Fahamarinana izy no processus rahateo @ fanajariana ny fiainana ny
fahamatoran'ny lalèna mipetraka sy ny tsy hisian'ny partialitén'izany sous une hypothèse bien définie foana!
35. rakaroka ( 06/04/2007 04:55)
3-Miara-mahatsapa koa fa ny "honnéteté" sy ny "sincèrité" @ eritreritrao @ tenanao sy ny manodidina dia
"ZAVA-DEHIBE" tokoa
Manampy izany ny fifikirana loatra @ zavatra iray
dia tsy tsara.: "Détachement" no ilazany izany satria
par le détachement, vous ferez l'éxpérience du pouvoir de Dieu. Dieu est dernière toute chose!
36. rakaroka ( 06/04/2007 05:13)
4- Dia nokianiny tanteraka koa ny "fitiavan-tena diso tafahoatra" ny "égo" sy ny "fizahozahoana" tsy tsara!tsara ny simplicité izany manana ny maha anao
anao ianao ary mbola "sacré koa ny fanananao izany:
"conseillé"-ny aza hoe "Ne copiez personne"!
fa ny tsi1/1 dia samy respecté-na @ maha izy azy!
misy teniny tsy hadikako ity,ary défaut ialako aza:
"Ne jugez pas les autres: tout le monde essaie de
comprendre la vérité.Poue cela, vous devez parvenir à la maitrise du mental, de l'ésprit et du corps. Chaque dhose se place alors dans une juste perspective. Mais dire:"c'est ma voie qui est la bonne. Le voie emptreintée par les autres ne les mènera pas à la vérité" est une attitude
"destructrice. Les êtres humains font l'éxpérience du Seigneur de différentes manières. Ne juger pas les autres. Juger les situations...
37. rakaroka ( 06/04/2007 05:26)
5-Miara-mahatsapa ny fitsitongilanana harena misy eto an-tany koa: Ny antsasaky ny harena eto an-tany hono eo am-pelatanan'ny 2%n'ny mponina fotsiny:
"INJUSTE" izany, ary ny mampalahelo dia maro aza ny
maty mosary sns...fa dia giazan'ny manana fotsiny ny fananany e..tsy misy fo mitempo intsony rizareo...
tahaka izany no mahafinaritra ahy kosa aloha @ "karma" e hoe ary raha mba apetraka @ placen'ireny olona ireny ireo manam-be: dia mety mbô ho tsapany ny tsy fisiana sy ny hoe tsy afa-manoatra! Izay no maha juste ilay loi du karma satria mi-ajusté-ny fiaina ny olona fa tsy tonga dia "condamnation no tonde de miandry" misy fitiavana justesse kokoa ny
filozofiny!
Dia efa maro ny hetsika natao ary nisy natrehiko mihitsy mba his'ouvrir @ tsy manana sy atao hoe niangaran'ny vintana ireo mpanam-be aty @ tany mandroso...Nisy t@ tizareo "conscient" dia nofoanana
ny "dette" maro , nisy moa nahatsapa fa manohintohina ny "hareny" , ny fivavahany...dia mandefa fanaratsiana mikasika an'i Maitreya rizareo.
38. rakaroka ( 06/04/2007 05:38)
Efa lava izay na mbola maro aza no tsy voalaza...
Fa ny tiako tsindriana fotsiny dia ny tenin'i Mitreya ao @ boky "Les lois de la Vie". Tsy adikako @ teny gasy mba tsy hiova ny hevitra:
"Je suis pas venu pour fonder une nouvelle religion. Chacun d'entre vous doit cpntinuer de vivre au sein de sa propre tradition religieuse. Je ne suis pas venu sudciter des adeptes.. Lorsque vous me verrez, ne courez pas après moi. Si vous courez après moi, vous me perdrez.
Je suis venu enseigner "l'art de la réalisation du Soi". Il ne s'agit ni d'une idéologie, ni d'une religion...
Donk
tahaka ny "simple" coseil d'ami fotsiny hoe manoro "zavatra" izy raha mamy "atelemo raha mangidy
aloavy fa on n'est pas dans les "buts" hoe hamatotra na hangeza na handrohy olona tahaka ny fomba maro isan-karazany!
39. rakaroka ( 06/04/2007 06:42)
Ny mahatonga ny "objectifn'ny "camera"n-tsika tsy nitodika tany @ "examen"nn iraka satria matetika Atra maniraka olona isan-karazany na miseho @ endrika isan-karany, tahaka an'i dadanay sy mamanay
mampitondra taratasy olona isan-karazany mety ilaina angamba ny mahafantatra ny mombamoba ilay olona?...
fa mahamaika kokoa ny hoe inn ny "contenu"-ny message.Ary vérifiable FOANA hoe "messagen-drizareo marina ve izany?...Du moins mbô fantatro ihany Dadako izay sy ilay Ray inoako!...
Ilay fiteny hoe maka ny toeran'ny Ray: tahaka ny hoe
un jour viendra ou ny zanaka dia lasa "Papa" sy mi-remplir ny asany, ny responsabilité-ny sns koa ka...
Azo atao hoe maka ny torany na tsia arakaraka... Azo raisina hoe rizareo ihany ireo na samy hafa araka ny "vocabulaire" mety amintsika koa.
Ny marina dia misy "unité" sy "diversité". Misy endrika "hierarchie" de connaissance et d'accomplissement"... Dia arakaraka ny ezaka sy finiavana hiatrika ny fiainana @ finiavana sy fahamarinana e!"Dieu un être "accompli" dia natao hanahaka izany daholo ka arakarak'io izany ny rangs.
Izany rahateo anie lay "voeuxn'Atra e" hoe ny olona tahaka ny endriny" . Dia izay évolué indrindra
manakaiky izany no heverina fa être "suprême" ou "Christ", mety nisy latsaka kely ohatra ny motivation de bien tao aminy dia alahatrao @ nimatimaty izany kosa ve ? tsy jyste ny fisaina toa izany satria zary tsy misy dikany ny évéil et "éffort" des autres.










40. paris10 ( 06/04/2007 06:53)
tena miala tsiny aho rakaroka fa zà tia lecture b, novakiana ny soratra dia mijanona eo, tsy handalina akory aho na phrase 1 aza fa mifanohitra @ finoako satria tsy mbola naheno le trompetra farany aho e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.432