666

1. boubounezy ( 03/04/2007 12:20)
iza ndray ary no mba afaka manazava anah io resaka chiffres satry mantsy wé io no atao wé la marque de la bête. ka mba efa naeno oull niresaka io iany za fa tena tsy azoko mintsy lé izy fa otrany anaranoull miisa 666 ngah izy io? mba mila fanazavana bé ra azo atao ho anareo mahay baiboly bé reo, itako feno ato @ sera2 mantsy. malina ahy mafy mintsy io resaka io.
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:43
2. simplex ( 03/04/2007 12:23)

nombre paire
3. boubounezy ( 03/04/2007 12:25)
simplex :-D:-Dtapaka ny tsinaiko marina=))=))=))=))
4. simplex ( 03/04/2007 12:29)
fa aiza ao anaty baiboly no misy an'io e ?
5. boubounezy ( 03/04/2007 12:37)
tsy aiko fa fantatro fotsiny fa misy anio ao mety any @ apokalypsa any ngamba tsy aiko alou e!
6. ikaretsaka ( 03/04/2007 12:57)
de tsika olombelona 333 ve hono? =)) sangisanhy an
satria isika eo ampovoany?
7. boubounezy ( 03/04/2007 13:02)
ampivôny aiza kosa aza ny tiny ikaretsaka lazaina zany??:-D:-D:-D sô bé mba ny antsasany=))=))=))
8. dadie ( 03/04/2007 14:06)
boubounezy> :oops:
tsy aiko zany fa ijery matetika ato za ny valintenin'olona iany fa mbola tsy naeno io aho
:-*
9. tynah ( 03/04/2007 14:31)
ao am apokalypsy toko13 andininy 18 jerena.
10. ikaretsaka ( 03/04/2007 14:41)
ahoana ny combinaisons ahitana 666 avy amin'ny 13 sy ny 18?
nandramako aby zao plisy sy moins zao fa e e e
tena tsy mahay matematika za le
11. Imahaka ( 03/04/2007 14:50)
18+13=31

31+6= 37, ampiana 6 satria resaka 6 no eto

37x18= 666

ao tsara
12. simplex ( 03/04/2007 14:53)
1881
1331

81+31=112

112-1=111 (miala A/tra)

111*6= 666 ^:^^:^
13. pissoa ( 03/04/2007 14:59)
13 - 18 = 666 :roll:
14. Fiffi ( 03/04/2007 15:06)
http://gematrie.online.fr/666.htm
http://perso.orange.fr/metaphysique/666/
http://www.bibleetnombres.online.fr/nombr666.htm
http://www.prolognet.qc.ca/clyde/666.htm
15. rakaroka ( 03/04/2007 15:50)
Fiffi:

http://gematrie.online.fr/666.htm
http://perso.orange.fr/metaphysique/666/
http://www.bibleetnombres.online.fr/nombr666.htm
http://www.prolognet.qc.ca/clyde/666.htm



Bonne réponse! fa LALINA :roll::roll::roll::roll::oops::oops::oops::-D:
16. ikaretsaka ( 03/04/2007 16:57)
kay ve ampidirina ilay 6 e!
17. boubounezy ( 03/04/2007 17:46)
dadie =))=))=)) za efa naeno=))=))
18. boubounezy ( 03/04/2007 17:48)
[quote=tynah]
ao am apokalypsy toko13 andininy 18 jerena.
merçi kia fa sady tsy malala ny tena dé manapatsinay fa ay nisy marina lé izy ao @ baiboly an!:D


19. boubounezy ( 03/04/2007 17:54)
ikaretsaka:

ahoana ny combinaisons ahitana 666 avy amin'ny 13 sy ny 18?
nandramako aby zao plisy sy moins zao fa e e e
tena tsy mahay matematika za le



karetsaka
:-D:-D:-D enao marina tô mananiany bé an=))=))


20. boubounezy ( 03/04/2007 17:59)
simplex:

1881
1331

81+31=112

112-1=111 (miala A/tra)

111*6= 666 ^:^^:^



pisoa mahay calcul bé nareo zany an:lol:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0584