666

21. boubounezy ( 03/04/2007 18:11)
Fiffi:

http://gematrie.online.fr/666.htm
http://perso.orange.fr/metaphysique/666/
http://www.bibleetnombres.online.fr/nombr666.htm
http://www.prolognet.qc.ca/clyde/666.htm


dadany zany:°) ary le marque eo @ andrina sy @ tanana za aona tsara ny fandeany?:?::idea::°)


22. boubounezy ( 03/04/2007 18:13)
Fiffi:

http://gematrie.online.fr/666.htm
http://perso.orange.fr/metaphysique/666/
http://www.bibleetnombres.online.fr/nombr666.htm
http://www.prolognet.qc.ca/clyde/666.htm


fiffi ary aonanoo wé secta ny catho miafina ? dé ho marine ve zany e?:°)


23. diamondra27 ( 03/04/2007 18:45)
miala tsiny fa tsy afaka namaky ny voasoratry ny namana androany noho ny tsy fisian\'ny fotoana.

Ny fantako momba an\'io ry bbnz dia ity:

Ao @ Apokalipsy 13:15-18 no misy io marika 666 io
vOalaza mazava tsara ao.

Fa ny fiafarany dia olona iray eto @izao tontolo izao izy io. Izay nadalina SM dia mahalala tsara io fa indraindray dia minia ny handà na mi-negliger azy.
Vakio ity:II Tesaloniana 2: 3 Aza mety hofitahin\'olona akory hianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin\'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,

io lehilahin\'ota io ilay IZY, tokony tsy hanaraka azy
Lehilahy manankaja ary ny olona rehetra dia miaiky azy eny fa dia ny president erak\'izao tontolo izao aza ...
24. Fiffi ( 03/04/2007 19:20)
heu.....raha ity dinika ity aloha de tena tsy hidirako loatra satria ...tsy aiko......tsy aiko hoe inona io 666 io.....
25. kiranil ( 03/04/2007 19:27)
Miarahaba borboneizy a...

Aleo angamba tonga dia hazavaina amin\'ny sary ny zavatra tiako ambara amin\'ity lohahevitra ity, dia dinihonareo izay te handinika::

http://www.chick.com/tractimages70691/0820/0820_10.gif

http://www.chick.com/tractimages70691/0820/0820_11.gif

http://www.chick.com/reading/tracts/0820/0820_01.asp raha hijery azy iray manontolo.

Ny Soratra Masina dia milaza ny zavatra ho avy, ary io 666 dia marika omena izay manompo sy manaiky ilay Antikristy, na ilay Lehilahin\'ota voalazan\'i diams io ambony io, izay hanambatra ny gournement rehetra eran-tany ho iray, ny religion rehetra eran-tany ho iray mba hanoherana an\'i Andrimananitra. New world gouvernment, new world religion izay mitondra ny New World Order.

Misaotra.
26. kiranil ( 03/04/2007 20:03)
Misy tsy fetezana kely io ambony io, fa ialana tsiny indrindra fa mihinam-bary aza hono misy... loaka...

Ito ilay izy aza::





http://www.chick.com/reading/tracts/0820/0820_01.asp raha hijery azy iray manontolo.

Ny Soratra Masina dia milaza ny zavatra ho avy, ary ito 666 ito dia marika omena izay manompo sy manaiky ilay Antikristy, na ilay Lehilahin'ota voalazan'i diams io ambony io, izay hanambatra ny gouvernement rehetra eran-tany ho iray, ny religion rehetra eran-tany ho iray mba hanoherana an'i Jehovah Andriamanitra (adonai) sy Jesosy Kristy zanany.

Toy izao ireo no ahazo ireo izay mandray ny marika::

Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibidia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany,

dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry izy;

ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan'ny bibidia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.

Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy.
Apok 14

Ho an'ireo izay tsy manaiky handray ny marika kosa dia izao:


"Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan'ny bibidia na teo anoloan'ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin'ny handriny na ho eo amin'ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona; Apokalypsy 20:4

Apokalypsy 20:10 Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro aman-alina mandrakizay mandrakizay ireo


Raha te ahafantatra misimisy dia http://jesus-is-savior.com/End%20of%20the%20World/end_of_the_world.htm ho an'ireo te hampitombo ny fahalalany ny marina.


Farany angamba dia izao no tiako ampitaina amintsika izay sendra tonga mamaky eto:::

na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra, sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana dia tsinontsinona aho.

Ary na dia omeko hohanin'ny malahelo aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany

Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana
IKorintiana 13

Ito resaka naroson;i boubounezy ito dia resaka faminaniana sy fahalalana ary izany rehetra izany dia ho levona fa ny Fitiavana irery no tsy ho levona mandrakizay.

Ho anao izay mamaky eto, fanatrao ve izany tena Fitiavana izany, ary efa hanananao ve izany?

Izao no Fitiavana tian'Andriamanitra ho fantatrao:

Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika

Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho veryizay rehetra mino azy fa hanan fiainana mandrakizay.

>>>> Andriamanitra naniraka ny zanany Jesosy Kristy ho faty noho ny fahotantsika ka

Efa nekenao ve Izy avotra noho ny fahotanao??

Efa nino Azy ve ianao, sa mbola manamafy ny fonao?

Anjarantsika tsirairay no mamaly izany ao ampontsika..

Misaotra.
27. Fiffi ( 03/04/2007 20:11)
kiranil:

>>>> Andriamanitra naniraka ny zanany Jesosy Kristy ho faty noho ny fahotantsika ka

Efa nekenao ve Izy avotra noho ny fahotanao??

Efa nino Azy ve ianao, sa mbola manamafy ny fonao?

Anjarantsika tsirairay no mamaly izany ao ampontsika..
anjaran'ny tsirairay marina no miheritreritra....


28. diamondra27 ( 03/04/2007 20:39)
kiranil: tena azonao tanteraka ny tiako lazaina
misaotra naneho ny fahamarinana :-*
29. simplex ( 03/04/2007 21:13)

ary misy ao anaty baiboly ve ny 999? :P
30. cutie ( 03/04/2007 21:21)
avadiho fotsiny le 999 de hita ao :-D
31. ikaretsaka ( 03/04/2007 21:22)
ny ahy tsy any @ le izy ho faty loatra intsony..
satria na i Kiranil na iza na iza aza afaka mamantsika ny tenany eo @ lakroa de miteny hoe maty aho noho ny fahotanareo.
Fa Ilay izy nitsanganko velona
any ny ahy no finoako no mi se baser
32. cutie ( 03/04/2007 22:43)
Fa Ilay izy nitsanganko velona
any ny ahy no finoako no mi se baser

marina zany wa :lol::lol::lol::lol:
33. kiranil ( 04/04/2007 01:24)
Ika> Nitsangana t@ maty tokoa Jesosy Kristy. Miombin-kevitra 100%. Satria raha tsy hekena sy hinoana fa nitsangana t@ maty Jesosy Kristy dia resaka adala fotsiny tsy mitondra mankaiza ito finoana ito.

Fa raha tsy misy fitsanganan\'ny maty, na dia Kristy aza dia tsy natsangana;

ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny tori-teninay, ary foana koa ny finoanareo.

Ary dia hita ho vavolombelona mandainga ny amin\'Andriamanitra izahay satria efa nilaza fa Andriamanitra no nanangana an\'i Kristy; nefa raha tsy hatsangana ny maty dia tsy mba natsangany Izy
I kor 15

Fa fanontaniana tsotra anankiroa ho an\'ingahy sy cutie:

1- Inona no antony nahafatesany? matin\'aretin-kibo ve sa accident vokatry ny fitaingenana apondra??

2- Inona no antony nitsangany t@ maty? tsy ampy fialamboly firy ve izy tao am-pasana?

*******************************

Somary nataoko fanontaniana hafahafa mba hanazavako tsara ny tiako ambara, fa miala tsiny betsaka ho an\'izay tsy mahatanty sangy..

Izao no fitiavana: tsy ny nitiavantsika an\'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika

avotra noho ny fahotana = maty noho ny fahotan\'izao tontolo izao (na kristianina na tsia)+ nitsangana t@ maty nandresy izany fahafatesana izany.

Tsy maintsy lazaina inona no antony nahafatesany, satria Lazarosy koa ohatra dia nantsangana t@ maty, fa zavatra hafa ny antony nahafaty azy, ary tsy lazarosy no nataon\'Andriamanitra hisolo voina izao tontolo izao.

Ny antony nahafatesan\'i Jesosy dia noho ny fanekeny ho faty eo @ toerantsika mba hanaisotra ny fahotantsika.


Indro ny Zanak\'ondrin\'Andriamanitra [jesosy Kristy], Izay manaisotra[na mitondra] ny fahotan\'izao tontolo izao! JAONA 1:29


Raha tsy hinoan\'ny olona iray fa maty noho ny fahotany teo @ hazo fijaliana Jesosy Kristy, dia tsy ho tsy mbola nateraka indray io olona io na dia milaza aza hoe \"nitsangako velona Jesosy Kristy\".

Satana sy ny taranany (izay tompon\'io marika 666 io) dia mahafantatra fa nitsangana t@ maty Jesosy Kristy fa saingy ireo tsy manaiky izany famonjena vitan\'i Jesosy Kristy na oviana na oviana noho ny fiavonavonany sy ny fikomiany @ Andriamanitra, ary Jesosy Kristy koa maty ho azy ireo.

**********

Rehefa sendra misy fotoana malalaka iny dia mba asio maso ireto video ireto, hanazava azy bebe kokoa ::

http://youtube.com/watch?v=CoiB-4Bia2s&mode=related&search= ::: part 1.

http://youtube.com/watch?v=zpOYui50pGk ::: part 2

********************


Vakio sy hajao ny Soratra Masina, dia avelao ny Fanahy Masin\'Andriamanitra hitarika sy hanazava izany ary hanampy amin\'ny fankatoavana izay voaray ao.


Misaotra.









34. kiranil ( 04/04/2007 01:40)
Fanintsiana ny diso frapy ::

Satana sy ny taranany (izay tompon'io marika 666 io) dia mahafantatra fa nitsangana t@ maty Jesosy Kristy fa saingy ireo tsy manaiky izany famonjena vitan'i Jesosy Kristy na oviana na oviana noho ny fiavonavonany sy ny fikomiany @ Andriamanitra, ary Jesosy Kristy dia TSY maty ho azy ireo.
35. ikaretsaka ( 04/04/2007 01:49)
kiranil:

Fanintsiana ny diso frapy ::

Satana sy ny taranany (izay tompon'io marika 666 io) dia mahafantatra fa nitsangana t@ maty Jesosy Kristy fa saingy ireo tsy manaiky izany famonjena vitan'i Jesosy Kristy na oviana na oviana noho ny fiavonavonany sy ny fikomiany @ Andriamanitra, ary Jesosy Kristy dia TSY maty ho azy ireo.



euh.. i Jesosy maty ho an'ny olona...
fa mba lasa ny eritreritro.. I Satana angaha moa olona?
36. rakaroka ( 04/04/2007 04:18)
kiranil:

Miarahaba borboneizy a...

Aleo angamba tonga dia hazavaina amin\'ny sary ny zavatra tiako ambara amin\'ity lohahevitra ity, dia dinihonareo izay te handinika::

http://www.chick.com/tractimages70691/0820/0820_10.gif

http://www.chick.com/tractimages70691/0820/0820_11.gif

http://www.chick.com/reading/tracts/0820/0820_01.asp raha hijery azy iray manontolo.

Ny Soratra Masina dia milaza ny zavatra ho avy, ary io 666 dia marika omena izay manompo sy manaiky ilay Antikristy, na ilay Lehilahin\'ota voalazan\'i diams io ambony io, izay hanambatra ny gournement rehetra eran-tany ho iray, ny religion rehetra eran-tany ho iray mba hanoherana an\'i Andrimananitra. New world gouvernment, new world religion izay mitondra ny New World Order.

Misaotra.



Aiza ao @ Baiboly aza no misy hoe " la bête
dirigera le monde à travers l'ordinateur?..."
voala ato @ ity nalefan'i Kiranyl ity?...
ny fahatsapana ny "vahan'ny ordinateur au monde" angamba no mampanitatsaina:?::?::roll::wink:
37. kiranil ( 04/04/2007 04:54)
Ika> Fanazavana ankapobeny fotsiny aloha ito fa angamba misy olonkafa afaka manampy fanazavana hafa, ::

Satana, devoly, losifera, demony dia ireo anjely nikomy t@ Andriamanitra; tsy nananaiky ny fahefan\'Andriamanitra intsony. Noho ny fahatsarana izay nomen\'Andriamanitra azy dia niavonavona ny fony ka nitady hitovy amin\'Andriamanitra izay namorina azy. Izay no nanozonina azy, ary nandroahina azy tsy ho any an-danitra intsony.

Izay no nahatonga azy nanjaka tety @ izao tontolo izao ity, ary mamitaka sy mampanao ny olona ny zavatra mifanohitra @ sitrapon\'Andriamanitra sy ny Teniny (famonoana olona, fijangajangana, halatra, fanompontsampy sns..).

Ary Eva no nofitahiny voalohany, ka tafiditra t@ olombelona rehetra ny fahotana sy ny fahafatesana.

Vakio ny voalazan\'ny Soratra Masina momba azy::

Hianao dia kerobima voahosotra izay manaloka, fa voatendriko ianao; Tao an-tendrombohitra masin\'Andriamanitra ianao; Tao amin\'ny vato mirehitra no nitsangantsangananao.

Tsy nanan-tsiny ianao tamin\'ny nalehanao hatramin\'ny andro namoronana anao ka mandra-pahita heloka tao aminao.

Noho ny habetsahan\'ny varotra nataonao dia nofenoina loza tao aminao, ka nanota ianao; Ary dia nolotoiko ka nariako niala tamin\'ny tendrombohitr\'Andriamanitra ianao, Ary nosimbako ianao, ry kerobima manaloka, hiala tao amin\'ny vato mirehitra.

Niavonavona ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao; Efa nahasimba ny fahendrenao mbamin\'ny famirapiratanao ianao; Nazerako eny an-tany ianao sady natolotro ho fitalanjonan\'ireo mpanjaka


Ezek 28.

Lasa fanahy ratsy manapaka, ary manjaka amin\'izao fahamaizinana eto an-tany izao, izay taorian\'ny fiavonavonany no nandroahana azy tsy ho ao an-danitra intsony::


fa isika tsy mitolona amin\'ny nofo aman-dra, fa amin\'ny fanapahana sy amin\'ny fanjakana sy amin\'ny mpanjakan\'izao fahamaizinana izao, dia amin\'ny fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra [lanitra].
Ny hiafarany moa dia io voalaza ery ambony io. Efesiana 6:12


Ny hiafarany moa dia ihatsipy any @ farihy afo::


Ary ny devoly izay namitaka dia natsipy tany amin\'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro aman-alina mandrakizay mandrakizay ireo Apokalypsy 20:10


kanefa ny mampalahelo dia mamitaka ary mitarika fanahin\'olona maro izy hiaraka voahozina aminy any amin\'ny farihy afo na helo.

Izay no nahatongavan\'i Jesosy Kristy hamonjy ny olona ho afaka @ izany fanapahan\'i satana sy ny ozon\'ny fahotana dia ny fahafatesana.

Ka izay mino sy manaiky an\'i Jesosy Kristy ho tompony sy ho mpamonjiny dia olona nafahan\'i Kristy.

\"raha ny Zanaka [Jesosy Kristy] no ahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo\"

\"Izay manota dia avy amin\'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin\'ny voalohany. Izao no nisehoan\'ny Zanak\'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan\'ny devoly IJaona 3:8


Vakio sy hajao ny Soratra Masina dia hankatoavy ny ny lesona sy ny zavatra izay nampianarin\'ny Fanahy Masin\'Andriamanitra anao avy ao.

Misaotra.


38. karinah ( 04/04/2007 10:11)
simplex:


ary misy ao anaty baiboly ve ny 999? :P
8O


39. karinah ( 04/04/2007 10:14)
tynah:

ao am apokalypsy toko13 andininy 18 jerena.
iiiiio, voalazan'i Tynah io raha te hafantatra!!


40. karinah ( 04/04/2007 10:16)
ikaretsaka:

ahoana ny combinaisons ahitana 666 avy amin'ny 13 sy ny 18?
nandramako aby zao plisy sy moins zao fa e e e
tena tsy mahay matematika za le
hum!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4267