666

41. boubounezy ( 04/04/2007 10:46)
diamondra27:

miala tsiny fa tsy afaka namaky ny voasoratry ny namana androany noho ny tsy fisian\'ny fotoana.

Ny fantako momba an\'io ry bbnz dia ity:

Ao @ Apokalipsy 13:15-18 no misy io marika 666 io
vOalaza mazava tsara ao.

Fa ny fiafarany dia olona iray eto @izao tontolo izao izy io. Izay nadalina SM dia mahalala tsara io fa indraindray dia minia ny handà na mi-negliger azy.
Vakio ity:II Tesaloniana 2: 3 Aza mety hofitahin\'olona akory hianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin\'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,

io lehilahin\'ota io ilay IZY, tokony tsy hanaraka azy
Lehilahy manankaja ary ny olona rehetra dia miaiky azy eny fa dia ny president erak\'izao tontolo izao aza ...



iza ndray zany lhl nota zany ry diams? mbola tsy mazava tsara


42. boubounezy ( 04/04/2007 10:56)
ay efa nazavainy kiranil tsara lé izy ka! misôtra
fa za alou aleoko tapainy zareo any ny loako fa za tsy andray anizany marque zany e! kiranil^:^
43. jhouhlambout ( 04/04/2007 11:41)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0032.gif[/IMG]
44. boubounezy ( 04/04/2007 12:36)
jhouhlambout:

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0032.gif[/IMG]



yes!=D


45. tynah ( 04/04/2007 20:18)
karetsaka: Tsimaintsy maty aloha vao mitsangana IZY ary maty 3 andro sy 3 alina araka ny voalaza ao anaty baiboly toa an'i Jonah mpaminany tao anaty hazan'drano.Izay ilay hinoan-tsika sy nanolotra ny ainy ho an tsika.

kiranil: :-* ^:^

boubounezy: marina ny anao, aleo tapadoha toy zay mandray ny marikin'ny bibidia satria raha mandray an'io marika io d hatsipy any am farihy afo ary hijaly mandrakizay.=D
46. cutie ( 04/04/2007 20:23)
boubounezy: marina ny anao, aleo tapadoha toy zay mandray ny marikin'ny bibidia satria raha mandray an'io marika io d hatsipy any am farihy afo ary hijaly mandrakizay

ny fanahy ve no hijaly mandrakizay sa ny in :roll:
47. fijo ( 04/04/2007 22:07)
teniteny foa izany ry cutie an,tsy misy dikany io fa marika ny 6 ka marika koa ny 9
48. cutie ( 04/04/2007 22:13)
fijo hihihihihi
49. fijo ( 04/04/2007 22:18)
naik ahoampiako aza hoe marika koa ny firaisan'izy roa ,fa sao lazain'ny namana fa manalika aho ka tsy tiako
50. cutie ( 04/04/2007 22:22)
hihihihihi
tonga soa njay alou ry fijo a :lol:
51. fijo ( 04/04/2007 22:24)
sady avy dia nivimbina 6 sy 9 aho an
52. cutie ( 04/04/2007 22:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
tapaka ny tsinaiko
53. fijo ( 04/04/2007 22:33)
isa marika ireo entiko ireo sao misaina fanahy eo an
54. cutie ( 04/04/2007 22:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
55. fijo ( 04/04/2007 22:36)
asa ko,iza no mahita
56. cutie ( 04/04/2007 22:38)
tsy misy mahita :-D
57. fijo ( 04/04/2007 22:40)
ary rahaa izay de andeha hatory aho,ary entiko any ny isa marika ko(69)
58. cutie ( 04/04/2007 22:45)
entina aiza:-D
59. ikaretsaka ( 05/04/2007 00:03)
kiranil: ka fanontaniana tsotra ange no nanontaniako anao e.. olona ve ireny hoa?
jesosy manko maty ho an'ny olona

io ny valiny!
kiranil:
Satana, devoly, losifera, demony dia ireo anjely nikomy t@ Andriamanitra; tsy nananaiky ny fahefan'Andriamanitra intsony. Noho ny fahatsarana izay nomen'Andriamanitra azy dia niavonavona ny fony ka nitady hitovy amin'Andriamanitra izay namorina azy. Izay no nanozonina azy, ary nandroahina azy tsy ho any an-danitra intsony.


mazava izay e!
60. kiranil ( 05/04/2007 00:36)
Tynah>
karetsaka: Tsimaintsy maty aloha vao mitsangana IZY ary maty 3 andro sy 3 alina araka ny voalaza ao anaty baiboly toa an\'i Jonah mpaminany tao anaty hazan\'drano.Izay ilay hinoan-tsika sy nanolotra ny ainy ho an tsika.

boubounezy: marina ny anao, aleo tapadoha toy zay mandray ny marikin\'ny bibidia satria raha mandray an\'io marika io d hatsipy any am farihy afo ary hijaly mandrakizay.


misaotra betsaka tamin\'ny fanazavana fanampiny nentinao.

Boubounezy> misaotra t@ nanokafana ny lohahevitra, ary marina ny voalazanao..

Fa ny hanampiako anao angamba dia izao, vakio ny jaona 10, ahitanao mazava tsara ny maha Mpiandry Tsara an\'i Jesosy Kristy.

Marina fa maro ny tsy mino sy manao vazivazy ny zavatra voalazan\'ny Soratra Masina, ary tsy mandray ito resaka marika 666 ho zavatra tsy maintsy hitranga.

Kanefa tsy izany akory no tsy hanekena sy hinoana ny Fitiavana efa natolotry Jesosy ho anao, satria Izy ihany no Mpiandry Tsara efa nanolotra ny ainay ho anao.

Jereo ny Teniny:::

\"Izaho [Jesosy Kristy] no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.

Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,

ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin\'ny tànako.

Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandrombaka amin\'ny tànan\'ny Ray.\" Jaona 10


>>> Andriamanitra izay Rain\'i Jesosy Kristy dia lehibe noho ny fanapahan\'ny maizina izay manjaka eto an-tany sy io Antikristy izay hitondra ny mariky ny bibidia 666 io.

Henoy ny feony, hankatoavy ny Teniny ary matokia Azy @ fonao rehetra satria Izy ihany no afaka hanome hanao hery hanohitra ny ratsy sy io marika 666 io, ary ny mba hananao ny fiainana mandrakizay miaraka Aminy rehefa rahatr\'izay miala eto an-tany.

Misaotra.





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0642