Herinandro masina........

1. Fiffi ( 03/04/2007 08:51)


Vita iny ny "rameaux l'entrée de Jésus à Jérusalem et le jour eschatologique ou l'humanité entrera définitivement dans la Jérusalem céleste.
de niditra ny herinandro masina indray isika zao.....

-Alatsinainy: Jesoa : Andriamanitra amintsika

-Talata: Ny nihendren’ny lehibe hahafaty an’I Jesoa

-Alarobia: Ny nanasan’I Jesoa Tompo ny tongotr’ireo mpianany

-Alakamisy: Ny nanorenan’I Jesoa Tompo ny fanasàna

-Zoma: Ny nanomboana an’I Jesoa Tompo teo amin’ny hazofijaliana

-Sabotsy: Maty ny Tompo.
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 07:44
2. rakaroka ( 03/04/2007 10:40)
'za koa vao saika hanokatra "size" hoe herinandro masina:Enga anie tsy ny herinandro no ho masina @
sisa fa mbô ny oul 'ndray!
Fiffi: misaotra nampatsiaro!:*
3. boubounezy ( 03/04/2007 12:02)
fiffi^:^^:^^:^ dé samy o tratrany paska dôly zany é! dé azadino ny minana akou bé sy atody masaka
4. ikaretsaka ( 03/04/2007 12:05)
aho tatsy ambadika tatsy :
dia hiditra herinandro masina amin'izay isika..fa vita ny fandinihantena 40 andro
Anisan'ny herinandro tsara sy "masina" tokoa fa eto indray isika no mamerina miaina, misaina , ary mandinika ny maha Kristianina antsika.

Raha ts'isy ny Alakamisy Masina t@ Eokaristia sy ny ny Fanasana Tongotra dia tsy ho nisy ny Fadraisantsika azy am-po amin'ny vatana sy ny rany sy ny fanentren-tena goavana izay toetra sy hatsaram-panahy maha kristianina antsika

Raha tsisy ny Zoma Masina: nijaliany sy nametrahany ny fahotantsika teny @ lakroa sy ny fahafatesana ... (efa samy mahay an'io aby na ny sekta aza)

Raha tsy nitsangaha T@ maty Izy ny Alahadin'ny paka dia tsy ho kristianina isika ... satria samy afaka miteny aby hoe homboy aho nohon'ny fahotanareo izay te hitompo tena ho mpaminany rehetra .... fa izy irery no maty dia nitsangana
5. cutie ( 03/04/2007 12:24)
Raha ts'isy ny Alakamisy Masina t@ Eokaristia sy ny ny Fanasana Tongotra dia tsy ho nisy ny Fadraisantsika azy am-po amin'ny vatana sy ny rany sy ny fanentren-tena goavana izay toetra sy hatsaram-panahy maha kristianina antsika

misy koa nga ny fanasana tongotra eo @ katolika ?
6. ikaretsaka ( 03/04/2007 12:55)
eny!
7. cutie ( 03/04/2007 12:57)
:lol:
8. ikaretsaka ( 03/04/2007 12:59)
te ho sasana tongotra angaha sa..... maimbo flom sa....?:-D
9. ikaretsaka ( 03/04/2007 13:01)
cutie> vazivazy 1 andalana fa ilay fijerena ilay hevi dehibe ao ambadik'ilay fombafomba no tena izy !
fampatsiahivana aby ireny fombafomba ireny
10. cutie ( 03/04/2007 13:05)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-04-2007 15:01:22
Lohateny : Re : Herinandro masina........
cutie> vazivazy 1 andalana fa ilay fijerena ilay hevi dehibe ao ambadik'ilay fombafomba no tena izy !
fampatsiahivana aby ireny fombafomba ireny

:lol:
11. fitina ( 03/04/2007 13:31)
d maztoa aby mivavaka!
12. dadie ( 03/04/2007 14:09)
d ho samy ho tratrin'ny fety daolo e ,any dago zao no tena malaza tsara io fety io lol.... manao lundi 2 paka any ampepyyyyyyyyyy(l)
13. Fiffi ( 03/04/2007 14:17)
ny aty koh tena tsara be an ! :)
14. cutie ( 03/04/2007 14:20)
za mbola mieritreritra we hamonjy herinandro masina @lakamisy sa tsia:lol:
refa mandeha ny lakamisy tsy voatery handeha tsony ny lahady e, sa ahona hoy nareo :lol:
15. Fiffi ( 03/04/2007 14:22)
heu....nga akia mitovy ny zavatra hatao ny alakamaisy sy ny alahady ?
Ohatra ny aty zao an ! ny Alakamisy zany mbola ny Ny nanorenan’I Jesoa Tompo ny fanasàna fa ny Alahady zany ange efa paka eh ! zavatra hafa indray io...."la résurrection"
16. cutie ( 03/04/2007 14:24)
de tsy haiko fa samy misy fandraisana daholo manko @reo :lol:
17. Fiffi ( 03/04/2007 14:37)
ié ! misy fandraisana daholo..heu...fandraisana inona aloha ? communion ve ? misy anakiray ny Zoma manko tsy misy ny fandraisana ny aty misy anaha aty aloha an !
18. ikaretsaka ( 03/04/2007 14:38)
cutie:

za mbola mieritreritra we hamonjy herinandro masina @lakamisy sa tsia:lol:
refa mandeha ny lakamisy tsy voatery handeha tsony ny lahady e, sa ahona hoy nareo :lol:



ny tena tsara aloha dia ny manao ny tridium e:
Alakamisy Zoma Lahady
19. cutie ( 03/04/2007 14:40)
zany ve
ny lahady alou za tsy poinss mitsy :lol:
20. Fiffi ( 03/04/2007 14:47)
ny sabotsy veillée io kosa aloha le mihafara @ alleluia hummm.....tsara be ! Ny zoma alina manko le misaona......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3633