Herinandro masina........

21. boubounezy ( 03/04/2007 18:24)
dadie:

d ho samy ho tratrin'ny fety daolo e ,any dago zao no tena malaza tsara io fety io lol.... manao lundi 2 paka any ampepyyyyyyyyyy(l)



dadie any antsirabé na any ambatofotsy tena milay é!:}


22. Fiffi ( 03/04/2007 19:18)
nefa ry zareo raha tena nandinika zay voalazan'ny baiboly zah de ny herinandro manaraka an'ity herinandro masina ity no tena hatao hoe herinandro masina...
23. cutie ( 03/04/2007 20:05)
fa ahona:roll:
24. Fiffi ( 03/04/2007 20:08)
heu.....vao avy namaky an'io zah akia de ny zavatra voalaza ao tena...fa saingy @ teny frantsay ka tsy afaka ny handika azy zah fa tsy aiko....
25. cutie ( 03/04/2007 20:22)
fitimpintino
manin no vita paka vo herinandro masina:roll:
26. mits ( 03/04/2007 20:26)
Ny ahy aloha efa vitako anio ny herinadro masina fa tena tsy afaka @ asa ny alakmaisy sy zoma!
nandeha maraina dia nanaraka ny lalany hazo fijaliana teny @ via dolorosa!, nanaraka ny fijanona rehetra mandrapa tonga teny @ golgota avy eo teny @ fasana! niditra nivavaka tao sns! dia nody!
fa tena enjana ihany ny lalana nandehanany jesus ka!
efa betsaka ny ol tonga manao hiernadro masina!!
fa dia mahereza daholo mivavaka fa andro lehibe ho any kristianina ny paka!!
maztoa dahlo dia tratrany paka!
veloma
27. cutie ( 03/04/2007 20:30)
fa aiza no misy an'i mits:lol::roll:
28. Fiffi ( 03/04/2007 22:18)
mits: misaotra anao...
cutie: ka le mandika azy @ teny gasy nge no tsy voako an !
29. cutie ( 03/04/2007 22:33)
cutie: ka le mandika azy @ teny gasy nge no tsy voako an !

ataovy @ teny frantsay aza e:lol:
30. Fiffi ( 03/04/2007 22:35)
andraso aza ho jereko...:)
31. ikaretsaka ( 03/04/2007 22:37)
cutie> any roma izany via dolorosa izany:-D
fa ny manao an'io herinandro masina io any Jerosalema koa no tena ..
miodina be tokoa vo tonga any golghota an.. nahavita ihany Ilay Rangahy sy i Simona nilanja ilay vatakazo be hatrany ka.. Ilay Rangahy aza efa naratra be
32. cutie ( 03/04/2007 22:39)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-04-2007 00:37:51
Lohateny : Re : Herinandro masina........
cutie> any roma izany via dolorosa izany

zany :lol:
33. Fiffi ( 03/04/2007 22:44)
fa tena mahavariana be ny fanaovandry zareo an'io an ! tena mist rà bbbeee mintss
34. cutie ( 03/04/2007 22:47)
misy in a :roll:
35. cutie ( 03/04/2007 22:54)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-04-2007 00:35:07
Lohateny : Re : Herinandro masina........
andraso aza ho jereko...

ok:lol::lol::lol::lol:
36. ikaretsaka ( 04/04/2007 01:50)
cutie> "ra" as in "blood"
37. Fiffi ( 04/04/2007 06:09)
http://www.bbintl.org/bible/fr/frLev23.html
38. cutie ( 04/04/2007 15:57)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-04-2007 03:50:58
Lohateny : Re : Herinandro masina........
cutie> "ra" as in "blood"

ok:lol:
refa veo vo hojereko ry fiffi a :lol:
39. xl ( 04/04/2007 17:04)
andeha hamonjy vavaka marina fa aoka izay,
Amen
40. Fiffi ( 04/04/2007 18:07)
cutie: fa mbola tsy io daholo le izy fa mbola mitady zah io an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2756