Herinandro masina........

61. cutie ( 10/04/2007 15:56)
na manirery koa e :-D
62. Fiffi ( 11/04/2007 14:31)
an3 kah ! hivavaka mihintsy no halehany any !:)
63. cutie ( 12/04/2007 00:47)
:roll::roll::roll::roll:
64. Fiffi ( 12/04/2007 07:11)
cutie: fa tsy marina ve akia zany ? fa inona indray aza no atao any am-piangonana ?
65. cutie ( 12/04/2007 21:27)
tsy haiko
anontanio reo mpiangona:-D
66. Fiffi ( 13/04/2007 22:32)
nga ndry tsy mba miangona akia ?
67. cutie ( 13/04/2007 22:39)
an3:-D
68. ikaretsaka ( 13/04/2007 23:12)
hivavaka no alehany any.. fa inona ny antony hivavahany?
tantara sendra mba niainako koa manko ity:
nisy vazaha antitra izay (tany frantsa ty an/ Lourdes ) dia niloa bava mihitsy nahita hoe mahagaga fa ny any aminareo (mantsy ny gasy sy ny firenena sasany) dia mbola mahafeno fiangonana sns... nareo avy any @ lavitra misy anareo any dia tonga mandrato aty...
de ny mba nanontaniako azy dia hoe ary ny anao madama inona ny antony hivavahanao.
"manomana ny lalana mody hono fa efa 79 taona aho ity anaka!"
saika tankina tsy nahateny za..zay vo hoe hay ve e?
69. Fiffi ( 17/04/2007 17:24)
ka marina ny azy koh ! maha-choké antsika angamba ny fahenohina an'zany fa am-zareo ta mandeha ho azy io !
70. ikaretsaka ( 17/04/2007 22:59)
ny nahagaga ahy hoe .. rehefa antitra sy manomana ny lalana mody ve sisa vao zany?
71. Fiffi ( 18/04/2007 07:44)
heu.....io ohatran'le olona mikarakara ny "assurance deces" hiany koh ! misy olona ange rehefa hoe zay no tokony hatao de ataony eh !
Ka inona aza ozy enao no hataony ? marina fa hoe mivavaka ny antony alehany any am-piangonana fa....sao aza mangataka an'Andriamanitra raha samy hody hiany de mba hody tsy am-pijaliana ? ohatra marary .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1135