Herinandro masina........

41. paris10 ( 04/04/2007 18:40)
fa ny katolika manao karemy koa ry fiffi e?ny anglikana ny zoma masina no manao karemy tsy minana hena mande-rĂ 
42. ikaretsaka ( 04/04/2007 19:02)
paris10> ie ny katolika manao karemy ka, misy zavatra bedebe mitovy anie @ fomba katolika sy ny anglikanina e

ny katolika sasany (moines,relijiozy, mompera aloha no tena efa hitako, na ilay tena mpino be ireny fa olona tsotra) rehefa zoma masina dia misy mahavita tsy mihinana afa tsy mofo amin'izao sy rano fotsiny mandritra ny Zoma masina manontolo .
ary tsy mihinana hena mandeha ra isaky ny Zoma nandritra ny fotoanan'ny Karemy!

Ny sasany mbola manaja ny Pre-vatican dia isaky ny zoma koa.

Ary misy aza ilay tena stricte be ireny dia rehefa zoma na karemy na tsy karemy dia tsy mihinana hena mihitsy

Misy ny Katolika tantsinanana (orthodoxe hoy isika) tena tsy mihinana hena mihitsy mandritry ny vanim-potoanan'ny karemy 40 andro manontolo.

Ataoko fa ts'isy hifanomezan-tsiny loatra io ary samy manana ny fombany ary samy manana izay heveriny fa manampy azy hivavaka misimisy kokoa ...

Misy ny mihinana ny rehetra... azy izany!
43. cutie ( 04/04/2007 19:59)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 04-04-2007 20:07:39
Lohateny : Re : Herinandro masina........
cutie: fa mbola tsy io daholo le izy fa mbola mitady zah io an !

lava be ny an-jy :lol:
44. fijo ( 04/04/2007 22:15)
tsy aleo ve ry zareo mirevy sy mifaly miaraka amin'ny namana fa fety ny andro
45. ikaretsaka ( 04/04/2007 23:50)
rehefa tafatsangana lery de mirevy sy mifaly ka..
lindi de paka!:-D
46. Fiffi ( 05/04/2007 07:00)
cutie: lava be fa tena mahasoa....
47. lanissa ( 05/04/2007 18:26)
mba ndana mamonjy herinandro masina raha misy ny hovonjena fa raha sahala ny aty @ tananay tsy misy nefa mba te hamonjy de...ny maso avao no avotirika!!!:roll:
48. Fiffi ( 05/04/2007 20:20)
tsy misy ahoana ? tsy misy fiangonana mihintsy ve any sa....?
49. mits ( 05/04/2007 21:12)
cutie> za eto israel
Via dolorosa kou ny anarany lalana nilanjany jesus ny hazo fijaliana!! fa mampalaelo dia lasa fivarotana sisa!
Ny zoma masina angamba mbola afaka mandeha any dem1 fa ny hariva !
be ol be tany t@ heritaona tsy tafiditra teo @ fasana za!
te ampiditra sary eto za fa tsy aiko !
fa ho any zay lina dia afaka andefssako sary izy! misy ny golgota,fasana,ny nametrahana an i jesus rehefa avy nampidinina teo @ hazo fijaliana! sns...
getsemanie,sns....
mahereza mivavaka daholo!
mits
50. cutie ( 05/04/2007 23:45)
Mpandefa : mits [ Valio ] 05-04-2007 23:12:44
Lohateny : Re : Herinandro masina........
cutie> za eto israel

ok:lol::lol::lol::lol:
51. lanissa ( 06/04/2007 20:33)
tsy misy ahoana ? tsy misy fiangonana mihintsy ve any sa....?


misy fiangonana aty fa ny olona aty no tsy de mivavaka e, vitsy no hivaky loha @ zany, mampalahelo iany aloha e:cry:
52. Fiffi ( 06/04/2007 20:48)
hummmmm.......zany ve ? nefa zah mahafantatra ny pasitera sy le olona mpikarakara ny fiangonana any @ misy anao any an ! de feno foana hono ny fiangonana indrindra rehefa andro toa ny rameaux na paque sns....nefa aloha possible hoe tena toarena hafa mihintsy ny misy anao an ! heu...ireo olona mpivavaka ireo manko arakin'ny fahafantarako azy de manao hatram-200km mba handehanany hivavaka justement.....
53. lanissa ( 06/04/2007 21:01)
region hafa zany ry fiffi fa tsy aty,
tsy feno zany ny fiangonana aty ary vitsy, avy aiza zany pasitera zany? sady raha ho feno...ny antitra efa manjoko no be ao
54. lanissa ( 06/04/2007 21:02)
raha any @ grande ville de mety hanaiky aho we miroborobo ny any
55. Fiffi ( 06/04/2007 21:03)
lanissa:
ny antitra efa manjoko no be ao
soahiany aza zany fa mbola mandeha miangona ireny olona ireny....


56. dadie ( 07/04/2007 12:58)
mits>:oops:misaotra tam fanazavana e ,hay mo enao any marina an lol,:D
57. Fiffi ( 10/04/2007 10:16)
lanissa: de mba mankany zany enao koh ! :)
58. ikaretsaka ( 10/04/2007 11:42)
Fiffi:

hoy i lanissa: ny antitra efa manjoko no be ao
soahiany aza zany fa mbola mandeha miangona ireny olona ireny....

euh misy antony roa ny hivavahan'ireny
na tena devot na "manomana ny fodiana"


59. cutie ( 10/04/2007 15:46)
euh misy antony roa ny hivavahan'ireny
na tena devot na "manomana ny fodiana"

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
60. ikaretsaka ( 10/04/2007 15:55)
marina ange izany e..odry!:!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0813