miantso mada

1. kelly13 ( 31/03/2007 11:20)
misy pub izay oa hitako mande eto @ sera² eto oe 22.5 cts/mn ny miantso any dago, d nefa mampiasa ilay num special io 0892... izay 0.34cts/mn, donky refa atao ny kajy majinijinika d lasa eo @ 50cts/mn eo zany ny miantso any; izay mitovy @ miantso direct via neuf ohatra (raha zone degroupé)!
novalian'i vale ny 09/04/2007 14:12
2. ftma ( 31/03/2007 11:22)
misy ilay numero 0826855855 fiantsoako any Mada atrizay 15 centimes/mn, tsy madainga io
3. kelly13 ( 31/03/2007 11:26)
tsy mila code v ankia io ry ftma?
4. lanto ( 31/03/2007 11:31)
ito koa : 08 26 10 66 66
15cts io
5. kelly13 ( 31/03/2007 11:32)
misaotra betsaka rankizy malala :)
6. ftma ( 31/03/2007 11:37)
kelly13:tsy mila fa mila phone fixe :wink:
misy nomen'i zobel izay 0805123321 hoe gratuit nefa 2mn fotsiny gamba no gratuit avy eo ataony mandoha vola
7. karinah ( 31/03/2007 11:42)
Kelly13: tsy mbola namitaka ahy anefa ny hitako teto izay "téléplanète.com" 22,5e la minute
>>0891655600 , andrandramo dôl e!
8. karinah ( 31/03/2007 11:47)
kelly13: nb> miasa @ ligne france télécom io, ny dégroupé njay tsy aiko(mbà mizara ftsn e) six(l)
9. kelly13 ( 31/03/2007 12:04)
:-*:-*:-* dol
10. Stretch ( 31/03/2007 12:05)
de mba atsoy ary a e !

tsy mbola naheno feon'ol avy any an dafy a !
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/m_mobile011.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/000gurl_gif2.gif[/IMG]
11. kelly13 ( 31/03/2007 12:06)
gaga sy nalahelo za oe tsy nandalo nametraka diapenina tato njy!!! antsoko njy fa njy kou ty efa nanao madama manjamanja e :wink:
12. Stretch ( 31/03/2007 12:16)
dray ko inn zany we hihaino telefonn avy any an dafy atao aby ny ranomanitra lafo vidy , efa nandro be mintsy fa tsy nisaika fotsiny , ndray takan'inn. . .


madama né manjamanja e ! tiko be madama ô !
13. kelly13 ( 31/03/2007 12:21)
dring dring!
14. Stretch ( 31/03/2007 12:23)
tsisy tônalité fa misy migrevy e ! nisy nanapôka ny tetezany bekiraro[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG]
15. kelly13 ( 31/03/2007 12:24)
masay kou io smilé io
16. Stretch ( 31/03/2007 12:26)
azafady azany e !
(zay le matapa tsinay a eto)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/7.gif[/IMG]
17. kelly13 ( 31/03/2007 12:27)
jere, ary mistyle mahita smilé bdb a
18. Stretch ( 31/03/2007 12:29)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fantastique/kneu_monster.gif[/IMG]

eo fa tsy anao trony a , efa andé a zao , mimemé farany:°)
19. kelly13 ( 31/03/2007 12:30)
demony kely b volo
20. Stretch ( 31/03/2007 12:36)
lasa ko a refa tsy hiantso ana , sabotsy mifankahita
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/1036849862_gif.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077