miantso mada
21. kelly13
(
31/03/2007 12:37)
siora kou d aza mimé rery any andalana eny miaraka @ ty satroka kaobôy
23. Vahinala
(
31/03/2007 15:12)
ftma:
kelly13:tsy mila fa mila phone fixe :wink:
misy nomen'i zobel izay 0805123321 hoe gratuit nefa 2mn fotsiny gamba no gratuit avy eo ataony mandoha vola
Fixe ihany zany vao mety fa ra portable d hafa ndray ny vidiny ?
Nena tamza tany d mividy anle carte Kertel Afrique reny 7.05euro 60minutes na 15euro 120 minutes. D misy numéro spécial antsoina koa fa cout appel eo Frantsa ihany no sarany appel. Mety mahita mora kokoa ve ?
24. sipagasy
(
31/03/2007 15:54)
mmhhh ary be mpitady izy izany annnn
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m460a90b8d7751#m460bc011d0b48
dia mampamangy any e!!!:-*
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m460a90b8d7751#m460bc011d0b48
dia mampamangy any e!!!:-*
25. karinah
(
31/03/2007 17:19)
Kelly13: hay miresaka carte ihany nareo, ty kou misy carte à code "eurolatina" misy 40mn io màda ary tsy mandainga mintsy an (7,50 e)
26. Fiffi
(
31/03/2007 19:56)
Vahinala: fa mety hatao koh le 3003 fa somary mihena ny temps d'appel.....
27. Vahinala
(
31/03/2007 23:13)
fiffi > Ie, fa za mieritreritra hoe 7.5 euro ny carte 1h dia miampy ny cout d'appel eo frantsa ihany, tsy mi revenir eo am 0.22ctm eo ihany ?
29. Vahinala
(
02/04/2007 09:41)
hay na d le numéro spécial aza ve no antsoina satria le kertel zao num spé ko !
30. xylo
(
02/04/2007 11:00)
miarahaba an'ny rehetra,mety mahasoa ny rehetra kou ity, "sourire Afrique" ny anaran'ny carte,70mn eo ho eo ny faharetany,ra any Paris no mividy io carte io de mety ho mora 5 euros eo ny vidiny,ra any @ banlieue izy de mety miakatra kely:6eur na 6,50eur,zay ndray lou fa de mahazotoa daholo e!
31. xylo
(
02/04/2007 11:07)
fanampin'ny fanazavana"sourire afrique"ihany io:raha manana tél:fixe illimité de mety na le portable miantso fixe gratos ireny,mazava angamba izay,ra tsy misy tsy mahazo de anontanio ihany aho! ok daholo e!
32. kelly13
(
02/04/2007 11:14)
xylo miciii bcp e, saingy za tsy any paris ni banlieue :)
fiffi>na dégroupé na illimité aza ny fixe ankia ny num special (0890, 0891 etc...) toa andohavana a part a fa tsy gratos
fiffi>na dégroupé na illimité aza ny fixe ankia ny num special (0890, 0891 etc...) toa andohavana a part a fa tsy gratos
33. Vahinala
(
02/04/2007 11:39)
xylo > Fa anga any paris ihany no misy an'io ?
kelly, eny hoa aky toa handoavambola foana tokoa anie raha vao num spécial ko.
kelly, eny hoa aky toa handoavambola foana tokoa anie raha vao num spécial ko.
34. jhouhlambout
(
02/04/2007 12:38)
Iza no mahafanatra an'i SKYPE? Fa io no tena mety!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0027.gif[/IMG]
35. xylo
(
02/04/2007 14:23)
kelly13
raha ohatra ka any @ provinces enao no mipetraka,mety hisy ihany fa andramo anontanio lou e!ka dégroupé na illimité,izany hoe: misy le num antsoina fixe: oh:0140 na 04.. na05..ao ambadiky ny carte io tsy mandoa vola ireny, fa le manomboka num 08 matetika handoavambola,fa marina ihany koa ny tenin'jhouhla....io,fa ny olona any dago,mbola vitsy ny manana pc nefa tsy maintsy misy accès internet
nefa vô afaka mi-skype "gratos io", angamba efa betsaka ny mahalala an'io.

36. kelly13
(
02/04/2007 14:31)
efa nanadrana skype t@ mamz za fa tsy haiko tsara inn no tsy nety!
xylo>misaotra betsaka oooo
xylo>misaotra betsaka oooo
39. karinah
(
02/04/2007 21:17)
jhouhlambout:tena am,le oui koa io kah!!
Iza no mahafanatra an'i SKYPE? Fa io no tena mety!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0027.gif[/IMG]
40. karinah
(
02/04/2007 21:22)
kelly13:misy aza tsy ahafahana miantso ny numéro 08 ankory, (
xylo miciii bcp e, saingy za tsy any paris ni banlieue :)
fiffi>na dégroupé na illimité aza ny fixe ankia ny num special (0890, 0891 etc...) toa andohavana a part a fa tsy gratos