miantso mada

41. karinah ( 02/04/2007 21:31)
Vahinala> ny Kertel mody mba we misy zao minitra fa rhf tena jerenao ny compteur tsy tapitra ankory ny mn teneniny de tapaka, nampiasa an'io koa aho mantsy taloha:P

tena tsara koa io sourire d'afrique io, misy mivarotra tonga de 3,> dia 15euros ny telo, fa maharitra elabeeee...
42. Vahinala ( 02/04/2007 22:03)
jhouhlambout:

Iza no mahafanatra an'i SKYPE? Fa io no tena mety!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0027.gif[/IMG]



Mety mintsy ny skype sady intéressant fa izany hoe raha vao tsy manana pc accès internet le olona antsoina d tsa mety, afaka mividy crédit koa anefa dia miantso num portable ohatra fa d mi revenir am vidin'ny sasany toa mitovivtovy ihany.
43. Vahinala ( 02/04/2007 22:04)
karinah > Za koa aloha tamza tany d io no fampiasako e, tsy nahatsikaritra ndray za hoe lany tsara marina ve sa tsia fa refa akaiky ho lany iz d otrany manenoneno zay. Fa le sourie ange tsy hay hoe misy koa ve any am sisiny sa Paris iany ?
44. tslem ( 03/04/2007 08:55)
misy ilay numero 0826855855 fiantsoako any Mada atrizay 15 centimes/mn, tsy madainga io; ito koa : 08 26 10 66 66 15cts io


tena tsy mandainga reo, d ty koa 0826106060,ohatra ohatr'izao n facture 4h29mn43/45appels/40,884€
45. ftma ( 03/04/2007 09:19)
tslem: le 0826855855 marina fa le 0826106666 mbola tsy nadramako aloha.
Za efa tratran'io an'i tslem io, mbola miampy 4,50 en plus aza ny facture @ numero sasany ka mila mailo ihany.
vahinala: fixe ihany no mety ka, misoratra amin'ny facture ny vola lany avy eo
46. Vahinala ( 03/04/2007 12:46)
ftma > Ah ok fa ny tsy azoko hoe tsy maintsy num tel fixe koa zany le num antsoina aty Mada ?
47. kelly13 ( 03/04/2007 12:48)
non ka, ze antsoina any mada na portable na fixe d emety ka :wink:
48. Vahinala ( 03/04/2007 13:37)
kelly > Hay ok ok c bien noté :wink:
49. Fiffi ( 03/04/2007 14:41)
raha miantso portable de mihena indray ny crédit koh !
50. karinah ( 06/04/2007 07:44)
Vahinala:

karinah > Za koa aloha tamza tany d io no fampiasako e, tsy nahatsikaritra ndray za hoe lany tsara marina ve sa tsia fa refa akaiky ho lany iz d otrany manenoneno zay. Fa le sourie ange tsy hay hoe misy koa ve any am sisiny sa Paris iany ?
Paris iany alou e (ny hitako an)

za efa mailo @ le carte ssny reny fa ndray2 lazainy fa oe misy 62mn ohatra anefa vety2 kely de lany:°), dia jereko tsara amzay ny compteur,hihihihihihi


51. Vahinala ( 06/04/2007 09:19)
karinah > Hita aky ko, zay alo d marina e, ndraindray tapaka hoazy eo le izy ndry mbola tsy mieritreritra hoe lany satria ny compteur mbola 50miutes ohatra, mamerina miantso ndry nefa d ozy hoe "votre crédit n'est pas suffisant" ! Mangalatra mintsy ny ankamaroanreo !
52. vale ( 09/04/2007 14:12)
zany mintsy:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075