sekta [ ]

1. simplex ( 29/03/2007 20:42)

ahoana kay ny fananganana sekta e?

:P
2. ftma ( 29/03/2007 21:22)
maka andininy iray ao amin'ny Baiboly dia iny no atao tarigetra sy hitaritana ny olona.
Misy vao henoko izao t@ alahady " le dernier jour" no anarany, fianakaviana gasy aty no mitarika olona ho any, amiko sekta le izy fa manao tsinotsinona ny fiainana eto an-tany.
3. Fiffi ( 29/03/2007 21:22)
fa atao inona secta ? ireny aza handosirana ....
4. diamondra27 ( 29/03/2007 21:40)
io aloha ny atao we secte an!

Un groupe dans lequel on pratique une manipulation mentale qui entraîne endoctrinement, contrôle de la pensée, viol psychique, destruction de la personne et de la famille, voire de la société.


Un article de Wikipédia, l'encyclopédie libre.
Aller à : Navigation, Rechercher

Le mot secte a d'abord désigné soit un ensemble d'hommes et de femmes partageant une même doctrine philosophique, religieuse, etc. soit un groupe plus ou moins important de fidèles qui se sont détachés de l'enseignement officiel d'une Église et qui ont créé leur propre doctrine.

Le mot secte est également un terme polémique, qui désigne un groupe ou une organisation le plus souvent à connotation religieuse dont les croyances ou le comportement sont jugés obscurs ou dévoyés. Généralement les responsables de ces groupes sont accusés de brimer les libertés individuelles au sein du groupe et/ou de manipuler mentalement leurs disciples afin de s'approprier leurs biens, de les maintenir sous contrôle, etc.

Cette dénomination prend ici une connotation négative et c'est essentiellement de cette signification que parle cet article. Différentes organisations spirituelles (et certains juristes et sociologues) trouvant les termes du débat médiatique apparu dans les années 1990 sujets à la méprise et à l'amalgame, plaident le fait que certains courants spirituels minoritaires fonctionnant sur le mode associatif regroupent des citoyens aussi « sains » et inoffensifs que les citoyens dont la croyance est soit athée soit affiliée à des religions ou philosophies plus établies.



ny fananganana azy dia maka olona ze tianao alaina ianao de ampiarinao ireo

tandremo fa ratsy le izy an!
ny amantarana an'io dia ny mba hitandremana tsy ho latsaka ao.
5. tsimiandravola ( 29/03/2007 21:45)
simplex:


ahoana kay ny fananganana sekta e?


maka andininy iray ao amin'ny Baiboly dia iny no atao tarigetra sy hitaritana ny olona.

Tahaka ny nataon'ny rehetrarehetra teo aloha ihany,fa misy fotsiny ny mahomby kokoa nohon'ny sasany!

izany hoe manomboka eo amin'ny zavatra efa misy daholo ihany.Toy izany ohatra ny an'ny kristianisma: teo amin'ny efa natomboky ny Esenianna ry zareo no namolavola ny kristianisma:vokany=voatery nahotraka daholo ny evanjely maro fa efatra ihany sisa tavela.Amin'izay indray efa novaovaina sy nampiana ary notefitefena be ihany ny tao anatiny.

Dia atao ahoana izao ny evangile de Judas vao hita farany teo in???:-D


6. ikaretsaka ( 29/03/2007 22:01)
diamondra27:

io aloha ny atao we secte an!

Un groupe dans lequel on pratique une manipulation mentale qui entraîne endoctrinement, contrôle de la pensée, viol psychique, destruction de la personne et de la famille, voire de la société.


Un article de Wikipédia, l'encyclopédie libre.

Le mot secte a d'abord désigné soit un ensemble d'hommes et de femmes partageant une même doctrine philosophique, religieuse, etc. soit un groupe plus ou moins important de fidèles qui se sont détachés de l'enseignement officiel d'une Église et qui ont créé leur propre doctrine.

Le mot secte est également un terme polémique, qui désigne un groupe ou une organisation le plus souvent à connotation religieuse dont les croyances ou le comportement sont jugés obscurs ou dévoyés. Généralement les responsables de ces groupes sont accusés de brimer les libertés individuelles au sein du groupe et/ou de manipuler mentalement leurs disciples afin de s'approprier leurs biens, de les maintenir sous contrôle, etc.

Cette dénomination prend ici une connotation négative et c'est essentiellement de cette signification que parle cet article. Différentes organisations spirituelles (et certains juristes et sociologues) trouvant les termes du débat médiatique apparu dans les années 1990 sujets à la méprise et à l'amalgame, plaident le fait que certains courants spirituels minoritaires fonctionnant sur le mode associatif regroupent des citoyens aussi « sains » et inoffensifs que les citoyens dont la croyance est soit athée soit affiliée à des religions ou philosophies plus établies.




misaotra nizara

tandremo koa amin'io fa misy ny mampiasa vilana ny soratra masina sy mody miteny koa hoe namanao nefa ireo voalaza eo ambony ireo i no ataony rehefa tena dinihina an.
ohatra fotsiny ilay miseho izy hoe kristianina mpivavaka be dia avy eo manao manao hoe "rehefa tsy manaraka ny ataony dia raisiny ho antikristy" sy ampitahoriny amin'ny alalana andininy notsiponiny ao!




7. ikaretsaka ( 30/03/2007 02:15)
de ny tena mahagaga amin'io koa de tsy misy miaiky mihitsy hoe sekta ilay izy an..
raha atao hoe secte ny an'i Mahiol (raha ny fijerin'i samoela azy @ ilay hirany hoe ampivavaka ny pokona iny) ka miteny @ pastera maihol na ireto tsy manana sy tsy sahy mijoro amin'ny fiangonany izao ohatra ianao hoe secte ve ny fivavahanao dia sady sorena izy no hiaro tena ary raha tsy nahita ity teniko ity dia tsy hanaiky mihitsy ..andramo anie e..

Andraso ange e? ataoko tsatotsatoka vinany fotsiny fa sarobabay ka izay voa aza tezitra an

LazaDaddy: secte ve ny fiangonana misy anao?
8. kelly13 ( 30/03/2007 09:55)
fa ny mpitondra sekta klou d mpanakarena dol e!

ary ny bouddhisme v sekta? za manana cousin bouddhiste d nefa ry zareo hono te hanao la retraite any @ masera na any @ mompera! mitombona v zany?
9. boubounezy ( 30/03/2007 10:27)
miditra secte reny ngé tô malasa extremiste é!
10. Rasiligaoma ( 30/03/2007 11:54)
satria Borné
nataon'ilay secte hoe eto k'hareto ihany no azo atao fa devoly na ratsy ny ivelany
de mino tokoa
11. lapino ( 30/03/2007 12:23)
Mitovy amin'ny fananganana association rehetra ihany angamba, fa zany hoe mety manana sokajiny manokana hoe association cultuelle.
-------

Ary n'aiza n'aiza vao misy resaka sekta, tonga dia fifanaratsiana foana no tohiny

Kanefa ange tsy misy hafa ny fiangonana atao hoe "sekta" sy ny fiangonana atao hoe "tsy sekta", fa samy miavaka amin'ny anarany, ny lalànany sy ny fombafombany izay samy tsy misy dikany daholo e! Samy ratsy rehefa ho ratsy, tsara rehefa onenan'ny Fanahy Masina.

Ahoan'Andriamanitra inona moa na katolika ianao na Maiol, na protesta na Jesosy mamonjy na rhema na sns ... kanefa maloto ny ao am-ponao na malazo tsy miray amin'ny foto-boaloboka akory ianao?

Tandremo ihany sao dia mba foto-kazo hafa atao hoe "fiangonana xxx" no iraisanao, fa tsy ilay Voalobok'Andriamanitra ...
12. ikaretsaka ( 30/03/2007 12:40)
lapino:
Ahoan'Andriamanitra inona moa na katolika ianao na Maiol, na protesta na Jesosy mamonjy na rhema na sns ... kanefa maloto ny ao am-ponao na malazo tsy miray amin'ny foto-boaloboka akory ianao?


Za aloha mino fa ahoany tokoa, satria mino aho fa nisy antony ny nandaniany fotoana t@ i Piera sy ny apostoly momban'io, sy nivavahany tamin'ny rainy ho an'ireo...

Raha ilay fotokazo namboleny tokoa ilay izy dia mety...

fa tsy ilay noratsanana avy aminy ka natao Bouture dia naniry tetsy ananona tetsy... isalasalako!
Asa raha nahita ny fambolena voaloboka i lapino dia ho azonao ny tiako lazaina:wink:
13. xxx ( 30/03/2007 18:16)
Mba hono kosa hoy aho ry karetsaka mba omeo kely hoe ny famaritana ny secte azafady na izay mahalala , de mba manontany anao koa aho hoe ny fiangonanao ve secte ?
14. simplex ( 30/03/2007 19:15)
ika,
nga tsy markotazy ny voaloboka :°):)

mety samy mety diso doly ary mety samy mety manompo an'A/tra doly ny rehetra k.
Ny tanjona d hoe manakaiky kokoa an'A/tra ve ny mpino ra atsy andrefana noho ny atsy Atsimo.

xxx,
nosoratan'i Diams ery ambony ery le hoe secta, jereo ao @ GooGle ihany koa ra tsy ampy...
ika dia kato, insecte :°):)8)8)
15. soanja ( 31/03/2007 02:22)
simplex:


ahoana kay ny fananganana sekta e?

:P

Ny fahitako azy dia mivorivory fotsiny de milaza fa ny azy no marina indrindra momba ny finoana iray fa ny an'ny hafa tsy izy. De refa mahazo mpikambana na mihoatra ny roa aza defa sekta izay. Ny taratasim-panjakana indray no manaraka.

Ry Jesoa sy ny mpianany tamin'ny androny dia anisan'ny sekta tokoa.

16. ikaretsaka ( 31/03/2007 03:15)
xxx:

Mba hono kosa hoy aho ry karetsaka mba omeo kely hoe ny famaritana ny secte azafady na izay mahalala , de mba manontany anao koa aho hoe ny fiangonanao ve secte ?



ary lasa ni XXX nga?:wink:
efa ireo voasoratra ireo ny famaritana ny secte ka
za mijoro amin'ny maha kristianina manaraka ny finoana katolika ahy ka

fa ny secte zarazara no mijoro amin'izany
17. xxx ( 31/03/2007 05:52)
Tena marina io ry karetsaka fa ny kato dia tsy secte satria izy tsy kristiana :-D mazava be tsy kristiana nareo fa aza misoratena ho izy raha mila porofo ianao dia omena anao izany
18. ikaretsaka ( 31/03/2007 14:43)
lasa indray izany ity le hoe rehefa tsy sekte dia tsy kristianina:-D
19. paris10 ( 31/03/2007 15:27)
ary ny sekta ve mandray ny Fanasan'ny Tompo?misy manao batisa aloha e!ary iza no mamoaka ny pasiteran'ireny sekta reny?zà nahalala olona sekta fa tena na ny matosy ao atranony dry zareo aza indramina dia averina refa vita ny fihaonana.dia manome vola na zvtr hividianan'ny pasitera 3 fianakaviana fa tsy ampy ny finanana !
20. boubounezy ( 31/03/2007 22:21)
enjana bé io resaka sekta io fa samy milaza ny filazany dôly na secta na tsy!!!!:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.652