sekta [ ]
21. boubounezy
(
31/03/2007 22:23)
:lol: ka zé eritreretinareo wé tsy secte zany dé idiro dé mijanona ao dé ataovy tsara ny famompona.o^o
22. ikaretsaka
(
01/04/2007 02:28)
simplex:
ahoana kay ny fananganana sekta e?
:P
raikitra ihany ve izy ty sa tsy raikitra e?:twisted:
23. paris10
(
01/04/2007 14:10)
Une fois dans l'engrenage,
Tu ne vois plus passer ton âge.
Les sectes t'ont entièrement manipulé
Et ton corps entier leur est dédié.
Elles font ce qu'elles veulent de toi,
Peuvent te faire faire n'importe quoi.
Durant tous ces moments avec elles,
Tu vis ta vie rien que pour elles.
Au début, elles ne te demandent rien.
Peu après, elles s'emparent de tes biens,
Finissent par te vider de ton argent,
Et continuent en taxant les parents.
Elles sont vraiment déterminées,
Et veulent l'accaparer.
Ensuite, elles détruisent ta famille
Qu'elles dispersent comme un jeu de quilles.
Quand il ne reste plus rien,
Alors elles t'abandonnent et continuent leur chemin.
Elles trouveront un autre cobaye,
Qui, évidemment, sera de taille.
Il se fera dépouiller comme toi.
Et après, ça recommencera.
Beaucoup de gens y passeront,
Alors un conseil: fais attention !!
Céline, élève de Seconde

24. paris10
(
01/04/2007 14:13)
Un groupe dans lequel on pratique une manipulation mentale qui entraîne endoctrinement, contrôle de la pensée, viol psychique, destruction de la personne et de la famille, voire de la société.
zao hono e!!!io no atao oe sekta!ka tandremo ihany!
zao hono e!!!io no atao oe sekta!ka tandremo ihany!
25. soanja
(
01/04/2007 15:00)
Tamin'ny voalohany izany dia natao hoe sekta ny Pantekotista nony nahazo olona be dia tsy misy ohatr'izany ary nitombo ny filazana ny tenin'Andriamanitra ary nandray ny Fanahy Masina aby ny rehetra ary hita fa nahasoa ny Teniny dia namboarina indray ilay fomba ilazana azy fa tsy Sekta intsony fa main stream: mitondra ny anaram-piangoanana.
Noho izany dia tsy voatery hitombina io def io satria ny fampianaran'i Kristy taloha dia noheverin'i Jiosy fa Sekta ary sekata tokoa ry zareo tamin'zany satria nisaraka tamin'ilay main stream. Ny tiako resahina dia hoe moa ve ka manimba foana ny sekta? Ny valiny dia NO. Tsy voatery. Aza dia mifiktra loatra amin'ny def omen'ny hafa izy ireo koa anie ka olombelona toa antsika ihany ary isika afaka mieritrerita ny momba antsika sy ny fomba fijerintsika fa aza zatra mandray vonona loatra an!

26. ikaretsaka
(
01/04/2007 16:25)
ny fanaovana fandinihantena sy jery todika ny fiainanao foana no tsara atao matetika dia mivoaka kely ilay vala... fa tsy mihanona ao anaty bornes ao!
Raha katolika ohatra ianao dia indraindray mila maka fotoana kely mihitsy mivoak amin'ny maha katolika dia mijery ilay misy anao amin'ny fijery hafa..
na ny mah akristianina anao fotsiny aza.
izay ilay "mijery ny taninao avy any @ tanin'ny hafa"
andramo fa mahasoa io

27. pissoa
(
02/04/2007 09:38)
Efa tafa ve izy tao ra Simp sa ahoana an ?! Za hivavaka any amilah refa tafa fa mba teneno ihany :-P:-D:-D:-D
28. LazaDaddy
(
02/04/2007 11:51)
Azafady fa tsy hitako hoe misy mitsiriritra mafy ny ahafantatra ny momba ahy ato =))
"Je t`avoue bien que je sers le Dieu de mes pères selon la voie qu'ils appellent une [size=14]secte[/size], croyant tout ce qui est écrit dans la loi et dans les prophètes" Acts 24:14
ikaretsaka:Tena secte toa ny misy an'i Paoly mihitsy ny misy ahy.
LazaDaddy: secte ve ny fiangonana misy anao?
"Je t`avoue bien que je sers le Dieu de mes pères selon la voie qu'ils appellent une [size=14]secte[/size], croyant tout ce qui est écrit dans la loi et dans les prophètes" Acts 24:14
29. Rasiligaoma
(
02/04/2007 12:12)
Lazadaddy>
ndryyyy lasa i Paoly no inoan'ilaikely ity!
Ary Raha hoe esorina amin'ny eritreritra aloha i Paoly fa tsy mampitovy tena amin'ny olona ?
Dia izaho indray no mamerina ilay fanontaniana?
"Sekta ve?"
Aza atao hoe lahy tahaka an-drainy, Na akoho tahaka ny nohaniko teo, na hoe fotsifotsy toy ny Siligaoma.
fa Ianao fotsiny hoe : Eny na tsia! fa tsy hoe eny tahaka an-Rasiligaoma, tsia Tahaka an'i Soanja,sy i prime snsns

30. LazaDaddy
(
02/04/2007 12:23)
mitombo isa izany mitsiriritra eto izany...kanefa toa iray ihany =))
32. LazaDaddy
(
02/04/2007 12:46)
inona ny tombontsoa (interet) azonao @ fahafantarana fa secte iray ny misy ahy sy i Paoly? Tokony hiaro tena aho ve? =))
33. ikaretsaka
(
02/04/2007 13:09)
Rasiligaoma, LD> nareo lehiretsy
Dia misy fahamarinany ihany ilay manontany koa:
tokony mba hiomanan'ny mpiara monina ka..
hitanareo ohatran ilay Mompera mitety faritra any @ dezaka be ireny?
Tonga de hitan'ny olona hoe " miala any Ra Mompera eeee"
Taoko de hafaleana any izany yyyy! dia misy koa aloha ny tsary faly e!
misy tombotsoa tokoa, afaka mikaonfesy, mizara ny olana isankarazany, ampiseho an'i mompera aby hoe izoa no vita sy tsy vita... ary mba mandray KOMONIO sy mba honenan'ny Tompo ao am-po na dia indraipa isan-taona fotsiny aza!
De ny Mpamosavy sy ny dadarabe sy ny sisa indray tsy faly satria very fihinanana fa tonga ramopre dia lasa any daholo indray ny olona ko!
Tamin'ny andron-Drapaoly koa rehefa niteny faritra (korinto , efezy, sns...) ingahirainy dia mino aho fa dia hafaleana tahaka izany koa no nitranga!

35. ikaretsaka
(
02/04/2007 13:31)
ftma:
maka andininy iray ao amin\'ny Baiboly dia iny no atao tarigetra sy hitaritana ny olona.
Misy vao henoko izao t@ alahady \" le dernier jour\" no anarany, fianakaviana gasy aty no mitarika olona ho any, amiko sekta le izy fa manao tsinotsinona ny fiainana eto an-tany.
hay?
LazaDaddy:
\"Je t`avoue bien que je sers le Dieu de mes pères selon la voie qu\'ils appellent une secte, croyant tout ce qui est écrit dans la loi et dans les prophètes\" Acts 24:14
ohatran\'izao ve ohatra?
Une fois dans l\'engrenage,
Tu ne vois plus passer ton âge.
Les sectes t\'ont entièrement manipulé
Et ton corps entier leur est dédié.
Elles font ce qu\'elles veulent de toi,
Peuvent te faire faire n\'importe quoi.
Durant tous ces moments avec elles,
Tu vis ta vie rien que pour elles.
Au début, elles ne te demandent rien.
Peu après, elles s\'emparent de tes biens,
Finissent par te vider de ton argent,
Quand il ne reste plus rien,
Alors elles t\'abandonnent et continuent leur chemin.
Elles trouveront un autre cobaye,
Qui, évidemment, sera de taille.
Il se fera dépouiller comme toi.
Et après, ça recommencera.
Beaucoup de gens y passeront,
Alors un conseil: fais attention !!
36. prime
(
02/04/2007 13:47)
Mitovy hevitra amin'i soanja aho eto fa na ny "nazareana" , fikambanana nisy an'i Kristy aza dia nantsoina ho sekta t@ fotoan'androny...
Rehefa ho tonga ny amparany tsy hisy hanontany anao eo hoe ianao ve katolika? ianao ve protestanta? ianao ve pentekotista?... izay ao anatin'ireo dia miditra d'office... TSIA tompoko ô... ny fanontaniana azo inoana fa hitoetra dia ny hoe ianao ve nino an'i Kristy?... ka na fikambanana inona nisy anao na fikambanana inona, na silamo ianao na bodista... tokana ny lalana mankany amin'ny famonjena dia ny finoana an'i Kristy sy Jesosy Kristy mihitsy... (tsy asiako tenin'Andriamanitra eto fa efa fantatsika ny lazain'ny Jaona 3:16)

37. ikaretsaka
(
02/04/2007 18:26)
prime:
Rehefa ho tonga ny amparany tsy hisy hanontany anao eo hoe ianao ve katolika? ianao ve protestanta? ianao ve pentekotista?... izay ao anatin'ireo dia miditra d'office... TSIA tompoko ô... ny fanontaniana azo inoana fa hitoetra dia ny hoe ianao ve nino an'i Kristy?... ka na fikambanana inona nisy anao na fikambanana inona, na silamo ianao na bodista... tokana ny lalana mankany amin'ny famonjena dia ny finoana an'i Kristy sy Jesosy Kristy mihitsy..
ahoana no tonga de hahafahana mitompo teny an'izany hoe tonga de tsia ny valiny ?
39. ikaretsaka
(
03/04/2007 14:46)
voalazan'i paoly hoe e... mba tsory hoa!
sa lasa i paoly no andriamanitra
sa lasa i paoly no andriamanitra
40. prime
(
06/04/2007 11:55)
ikaretsaka:... Izao no lazain\'ny soratra masina amin\'ny anaran\'i Jesosy :
ahoana no tonga de hahafahana mitompo teny an\'izany hoe tonga de tsia ny valiny ?
\"Ary tsy misy famonjena amin\'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin\'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena.\" Asan\'ny Apostoly 4:12...
Ka na i Paoly, na i Petera (Piera hoy ianareo), na i Jaona, na i Lotera, na Joany Paoly faharoa, na Benoit XVI, na masin\'i maria, na masindahy, na masimbavy, na Pasitera, na Evanjelistra iza... tokana no lalana mankany amin\'ny Ray ary tsy misy anarana ahazoana famonjena afatsy Jesosy Kristy araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Kristy :
\"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin\'ny Ray, afa-tsy amin\'ny alalako.\" Jaona 14:6...
Izany r\'ise no voasoratra a...
Ka na Katôlika, na Protestanta, na mpitondra fivavahana, na olon-tsotra dia mbola samy handalo ny fitsaràn\'i Kristy araka izay nataony avy fa tsy misy miditra d\'office na dia iray aza... araka ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy manao hoe :
\"Fa ho avy ny Zanak\'olona amin\'ny voninahitry ny Rainy, mbamin\'ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony.\" Matio 16:27
ikaretsaka:...:-D:-D:-D Fa izay voalazan\'ny Paoly angaha tsy tenin\'Andriamanitra? ny voalazan\'i Petera angaha tsy tenin\'Andriamanitra? ny voalazan\'i Matio, Marka, Lioka, Jaona angaha tsy tenin\'Andriamanitra?...
voalazan\'i paoly hoe e... mba tsory hoa!
sa lasa i paoly no andriamanitra
Aiza ary ianao izany... Sa i Paoly tsy Apostoly? Fa iza no Apostoly lehibe ka nahavita misiona tamin\'ny fitoriana filazantsara nitantana fiangonana maro nanomboka tany Azia Minora ka hatrany Eoropa atsimo sy Afrika avaratra ka nantsoina manokana hoe \"Apostolin\'ny jentilisa\"?...:-D:-D Mba miambena lehiretsy fa toy ny miteny ratsy ny mpanompon\'Andriamanitra isika raha tsy mitandrina... Fa na i Paoly, na i Petera, na i Jaona dia samy anisan\'ny Apostoly lehibe ireny ka tsy misy maivan-danja ny fitiavana sy ny fanompoana vitany teo amin\'i Kristy na dia kely aza...:wink:
Sao dia tsara miverina mianatra ny hoe inona no atao hoe \"Apostoly\" isika izay vao sahy manontany hoe \"Paoly indray ve no lasa Andriamanitra?\"... Miambena fa efa blasfema izany raha mitohy...