Tantara marina mampieritreritra!
1. rakaroka
(
04/02/2007 13:54)
"tsy resaka raisonnement" fotsiny ny fiainana, ny "rationnel indray tsy mandray ny resa-pinoana loatra!
Ahoana ary izany?...Nisy nahita ny "30 histoires
les plus mystésieuses" afak'omaly t@ TF1 taorian'ny vao2 ve 'nareo?...

novalian'i kzy ny 14/02/2007 02:26
3. vale
(
04/02/2007 14:41)
rakaroka: nahita aho, fa de tena nipetraka ho mistery ho ahy mihintsy alou lay izy:idea:, :?
Fiffi: namparikoditra ny sasany alou e, misy ny resaka revenants,... de nisy ihany koa ny resaka tsy azon'ny siantifika nazavaina mihintsy ny antony :? :)

4. sitlo
(
04/02/2007 15:57)
mba tantarao f ainona ary ity manome tsifoifoy miterak bibilava ity. 8-)
5. rakaroka
(
04/02/2007 16:45)
Betsaka ilay 30 histoires fa ny sasantsasany ihany angaha no ho voatantara ohatra ny "contact" possible @ l'au delà, @ olona any ankoatra efa maty:
Ohatra ramatoa iray maty zanaka vavy tena tsy foiny tokoa, dia asa tsapan'ilay zanany efa maty angaha ny
"attachement"n'ity reny ory azy dia niseho à travers-na voyant ilay zanaka efa maty hoe te hiresaka @ ilay reniny: lé reniny anefa ilay olona rationnelle BBbe ireny...fa dia no-guidén'ny hery tsy fantatra ny tanany hanoratra, ary rehefa natao ny analyse ilay soratra nivoaka ny tanany tsy sorany fa an'ny zanany: olona iray no nilaza hoe ny zanakao no niresaka io taminay fa tsy voaresany taminao angamba...
Izay vao nionona ilay ramatoa!...
Asa sy mandre antsika ihany ny namana efa lasa ireny?
...

6. rakaroka
(
04/02/2007 16:51)
Hafa indray ity: ramatoa Marthe Robin dia kristiana tena votom-pinoana tokoa: narary izy ary efa niomana
hiatrika an'Atra tokoa : tsy nisakafo nandritra ny 50 taona hono izy vao maty! Dia nony maty izy dia hita taminy koa ny dian'ny ratran'i Jesoa t@ hazo fijaliana!...nisy rà anefa tsy nisy nandefona akory!

7. rakaroka
(
04/02/2007 16:57)
Ny mahalasa saina iray koa dia ny boky roman nosoratan'ingahy Morgan Robertson nampitondrainy ny lohanteny hoe "TITAN": Efa nosoratany mialoha Bbbe ity boky ity ary dia nitranga taty aoriana ny
tahaka ny hoe réalisation-ny izany, fa dia nisy tokoa
sambo, nitovitovy tanteraka t@ izay nosoratany na ny anarana na ny refy na ny isan'ny mpandeha na ny nanjo ilay sambo, izy aloha tsy mpaminanin'ny baiboly fa dia nifandraika loatra ilay coincidencen'izay nosoratany sy ny niseho taty aoriana dia ahoana ary izany?....

8. rakaroka
(
04/02/2007 17:07)
Dia Nostradamus nanoratra boky namarinina tranga maro:
tahaka ny "guerre mondial", ny "11 septembre à Etats-Unis",ny Tsunami, sns... @2025: paix Universelle!
.....
Ny "Ligne de Nasca atsy Perou": izany hoe raha tazanina eny ambony Avion dia misy sary de unité en km vita tsara "géometrique artistique izany" fa dia tsy hay hoe "comment", pourquoi?, pour qui?...
Any Atlantide misy monde ao anaty rano izany!..
Asa ny déluge t@ i Noa ve efa niverimberina,ary mety mbola hiverina?... mety efa nisy civilisation hafa tany Perou sy tany Atlantide?...

9. Zina
(
04/02/2007 17:16)
rakaroka [ Valio ] 04-02-2007 17:57:12
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
Ny mahalasa saina iray koa dia ny boky roman nosoratan'ingahy Morgan Robertson nampitondrainy ny lohanteny hoe "TITAN": Efa nosoratany mialoha Bbbe ity boky ity ary dia nitranga taty aoriana ny
tahaka ny hoe réalisation-ny izany, fa dia nisy tokoa
sambo, nitovitovy tanteraka t@ izay nosoratany na ny anarana na ny refy na ny isan'ny mpandeha na ny nanjo ilay sambo, izy aloha tsy mpaminanin'ny baiboly fa dia nifandraika loatra ilay coincidencen'izay nosoratany sy ny niseho taty aoriana dia ahoana ary izany?....
ie henoko ko io ...
Asa ny déluge t@ i Noa ve efa niverimberina,ary mety mbola hiverina
Tsy miverina intsony io satria Andriamanitra efa nampiseho teny @ lanitra @ alalan'ny arc-en-ciel fa tsy hisy intsony ny safo-drano...Safotr'afon nohisy rehefa eo @ fatongavan'ny fanindroany.
10. rakaroka
(
04/02/2007 17:21)
Tsy voafarotra mazava ny fisamahana na fifamatoran'ny vie terreste sy ireo vao nandao ny tany (cf mankaiza marina ny maty Randja).
Maro ohatra ny OVNI etsy sy eroa, eo ny triangle de Bermude, sns...Ohatran'ny hoe misy monde hafa izany mitsabaka @ vie terreste!
Tatsy Italie nisy trano nisehoana karazan-tsariolona
maro ( eny @ gorodona, plafond, rondrina sns...) anefa tsy natao izany fa mipoitra ho azy. Dia miara
mirana sy manjombona t@ ramatoa yompon-trano hono ireny endrika ireny... NoNY NOZOHINA hay nisy fasana tao ambanin'ilay trano ary nisy tantara nampalahelo kay ny niafarab'ireny olona ireny!...
Raha ny marina ny maty tsy fanao tsinontsinona loatra!...

11. vale
(
04/02/2007 17:23)
sitlo:sitlo koa be menomenona ah!:lol::lol::lol::lol::wink:
mba tantarao f ainona ary ity manome tsifoifoy miterak bibilava ity. 8-)
12. sitlo
(
04/02/2007 17:23)
Misaotra betsaka. Izao isika vao afaka miady hevitra.
Tamin'ireo dia Nostradamus ihany no efa novakian'ny zokinay dia notatarainy tamiko. (Izaho moa kamo mamaky boky dia asaiko vakian'ny olona foana :@).
Raha misy mitady io boky io dia ao amin'ny CCAC analakely.
11 septembre no nalaza hoe vitan'ilery ny naminany azy fa misy ny faminanian'ilery tsy mivoaka. Somary vague koa ny fomba fitenenan'ilery azy dia tsy mazava. Ohatra hoe "hisy loza hitranga amin'ny kintana maro". Ny kintana maro tiany tenenina kay i Etazonia.
Ny faminanian'ilery dia mijery ny kintana amin'ny alina izy. Dia lazainy hoe misy hevitra (information) avoakan'ireny.
Taorian'izay aho mba mandinika kintana fa tsy maazo na inona na inona mihitsy. lol

13. rakaroka
(
04/02/2007 17:50)
Zina:
...
ie henoko ko io ...
Asa ny déluge t@ i Noa ve efa niverimberina,ary mety mbola hiverina
Tsy miverina intsony io satria Andriamanitra efa nampiseho teny @ lanitra @ alalan'ny arc-en-ciel fa tsy hisy intsony ny safo-drano...Safotr'afon nohisy rehefa eo @ fatongavan'ny fanindroany.
[/quote]
Faritra maro no toa milimité ny monde-ny "tahaka ny hoe ny ranomasina no valam-parihiko ka Atlantide
Continent no nilentika. Fa vao haingana taorian'ny nanoratana ny baiboly ilay nisy Ile nanjavona koa ka:
Lohachara. Ka ry noa sy ny fianakams-ny asa raha ny globe terrestre no fiheverana ny tontolo na ny toerana nisy an-drizareo?...
15. rakaroka
(
04/02/2007 18:09)
16. pissoa
(
04/02/2007 18:16)
tsy vaotery tedavina io, fa misy resaka mifandray amy au dela fotsiny (Via EVP) de tadidiko io ka ! :oops::-D:-D:-D
17. sitlo
(
04/02/2007 18:33)
raha misy mahalala ny momba ny aura dia ilazao aho fa liana dia liana tokoa. :wink:
18. rakaroka
(
04/02/2007 20:15)
sitlo:
raha misy mahalala ny momba ny aura dia ilazao aho fa liana dia liana tokoa. :wink:
Ity:
http://www.odela.online.fr/symbol2.htm#aura
19. simplex
(
04/02/2007 20:18)
stilo:
raha misy mahalala ny momba ny aura dia ilazao aho fa liana dia liana tokoa.:wink:
verbe avoir au tps futur, 3eme personne du singulier ;-)
20. sitlo
(
04/02/2007 20:24)
simplex> ataovy teny gasy fa tsy azo mihitsy ny tianao tenenina :wink: