Tantara marina mampieritreritra!
62. rakaroka
(
06/02/2007 22:24)
pissoa:
:-D:-D:-D:-D:-D
Tena ihomehezan'i Pissoa fotsiny ny resako an,:-D:-D:-D:-D
tsy ampy ilay izy fa mbola mila porofo hafa?...
Ireto indray aza:
http://taraquebec.org/s-autres.html
63. cutie
(
06/02/2007 22:29)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 06-02-2007 12:16:47
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
Fiheverako misy états des choses mahatonga ny compatibilitén'ny zavatra roa na maro mahatonga ny fisian'ny karazan-tsehatra maro, sehatry ny business, ny fahalalana, ara-panahy sns...:ka ny fitodiky ny fiainana dé arakaraka ny filana ao anatin'ny olona sy ny détérmination-ny izany:misy olona tsy mieritreritra afa-tsy ordinateur dia ny monden'izany no miconcourir aminy, raha tsy tonga saina izy à un moment fa misy zavatra hafa koa tokony ho banjinina vao misokatra aminy iny...ary teo @ "aspiration" lalina @ zavatra tiana ho natao na ho to anefa tsy tanteraka no nisehoan'ny tranga karazana tohy... asa..."accomplissement d'existence ve?"...
Fa tsy t@ izany ihany , izay aloha!...
eo indrindra isika zao :-D
64. rakaroka
(
06/02/2007 22:30)
Raha ny marina ny resaka ataoko ity tsy resaka "fahatany" mihitsy IMPORTANT tokoa, angamba
stilo mba nandalina spirituel lavitra kokoa no mety ahatakatra fa efa tonga mihitsy ny "Christ" vonona
hanampy antsika raha manaraka ny lazainy isika!

65. cutie
(
06/02/2007 22:31)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 06-02-2007 22:26:24
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
cutie sa stilo no mahazo an'io hafatra faran'i rakaroka io?
rakaroka ange vhv e
dikan'zany i stilo no mahzo an'reo :-D
66. rakaroka
(
07/02/2007 12:30)
cutie:
Mpandefa : simplex [ Valio ] 06-02-2007 22:26:24
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
cutie sa stilo no mahazo an'io hafatra faran'i rakaroka io?
rakaroka ange vhv e
dikan'zany i stilo no mahzo an'reo :-D
Tsy resaka hoe lhl na vhv no mety ahatakaran'i Stilo izany fa ny niveau spirituel-ny par rapport @ "intéressement"-ny même!...
67. sitlo
(
08/02/2007 01:59)
Voalohany aloha izaho tsy manana niveau spirituel ambony izany. Atahorako tsy hisy an'izany niveau spirituel izany akory aza.
Amiko ny olona rehetra raha vao nateraka dia mitovy daholo. Samy manana ny hasiny. Fa ny fiainana, ny fitondrany ny fiainany no mampidina ny hasiny.
Raha resaka boudah indray, nolazainy tsara koa fa mitovy daholo ny olona. Na iza na iza mety hahavita ny vitany daholo. Jereo ao amin'ny wikipedia.
I Jesoa koa nilaza an'io, taloha ny jiosy no hoe olona voafidy. Fa nolazainy tsara koa ao amin'ny Baiboly hoe mitovy daholo ny olona.
Ka noho izany, ireo link milaza ny maitre sns ireo dia resaka fotsiny.
(aleo sarahiko roa fa lava loatra)

68. sitlo
(
08/02/2007 02:10)
Eritreritro sy fandraisako azy iny.
Fa ity, tsy azo lavina hoe tsy mitovy ny olombelona. Mivoaha fotsiny ao an-trano dia ho hitanao. Misy ny matanjaka, misy ny osa, misy ny mailaka, misy ny votsa, misy ny mahay, misy ny dasoga etsetra etsetra.
Ny fanolokoanao ny tenanao no hampihavaka anao. Maninona ireo olona hoe "grand maitre" ireo no mandeha mitoka-monina. Ny antony dia mikotrana miafina izy. Tsy mipetra-potsiny ireny manao meditation ireny fa mandinika lalina. Ohatra hoe, mandinika ny tsy mety fanaony izy(misy mantsy tsy mety ataonao nefa tsy fantatrao akory), dia avy eo mitady ny fomba ialana amin'iny. Rehefa miverina avy any izy dia lazaina hoe "izany ny olo-kendry".
Tsy misy bokony amin'izao raha tsy nampiasa ny vatany.

70. rakaroka
(
08/02/2007 10:51)
sitlo:
Voalohany aloha izaho tsy manana niveau spirituel ambony izany. Atahorako tsy hisy an'izany niveau spirituel izany akory aza.
Amiko ny olona rehetra raha vao nateraka dia mitovy daholo. Samy manana ny hasiny. Fa ny fiainana, ny fitondrany ny fiainany no mampidina ny hasiny.
Raha resaka boudah indray, nolazainy tsara koa fa mitovy daholo ny olona. Na iza na iza mety hahavita ny vitany daholo. Jereo ao amin'ny wikipedia.
I Jesoa koa nilaza an'io, taloha ny jiosy no hoe olona voafidy. Fa nolazainy tsara koa ao amin'ny Baiboly hoe mitovy daholo ny olona.
Ka noho izany, ireo link milaza ny maitre sns ireo dia resaka fotsiny.
(aleo sarahiko roa fa lava loatra)
'za kosa aloha tsy hampitovy ny "maître" @ tsy izany mihitsy, ao @ niveau de connaissance sy brillance sy vivacité maniteraka aina!
Manaja ny olona rehetra aho fa mino ny fisiana hierarchie, d'ailleurs na ny baiboly sns sy ny fiainana andavan'andro samy mametraka izany.
Ary raha ny "loi de karma", ny tody tsy misy ny atao no miverina, sy ao @ baiboly "hijinja izay nafafy ny ol, izay no naniteraka ny différence noho ny libérté
sy ny niainany izany!
Tany am-piandohana ekeko nitovy ny rehetra fa arakaraka ny "choix", conscience, sns... tsy hitovy intsony raha tsy tarafina @ "unité de nase" nomena
tahaka ny hoe samy teraka samy maty, sns...
71. rakaroka
(
08/02/2007 16:00)
sitlo:
Voalohany aloha izaho tsy manana niveau spirituel ambony izany. Atahorako tsy hisy an'izany niveau spirituel izany akory aza.
Amiko ny olona rehetra raha vao nateraka dia mitovy daholo. Samy manana ny hasiny. Fa ny fiainana, ny fitondrany ny fiainany no mampidina ny hasiny.
Raha resaka boudah indray, nolazainy tsara koa fa mitovy daholo ny olona. Na iza na iza mety hahavita ny vitany daholo. Jereo ao amin'ny wikipedia.
I Jesoa koa nilaza an'io, taloha ny jiosy no hoe olona voafidy. Fa nolazainy tsara koa ao amin'ny Baiboly hoe mitovy daholo ny olona.
Ka noho izany, ireo link milaza ny maitre sns ireo dia resaka fotsiny.
(aleo sarahiko roa fa lava loatra)
Mitovy mihitsy tsy resaka hierarchie ka fa samihafasatria ny maitre nahavita ny "maitrise de soi!
73. sitlo
(
09/02/2007 07:53)
za ndray leitsy virja tsy afaka manaiky moa tsy afaka manda satria "zavatra tsy hay tsy hiritiritiana" hoy ny Ntaolo izay.
Tsy aleo ve rakaroka reportena any aoriana any ity resaka ity fa tena mbola kely loatra ny fahalala(ny moa no fantatro) dia lasa ohatra ny ivelambelany fotsiny ilay resaka?

74. rakaroka
(
09/02/2007 09:26)

Marina izany!...
75. kzy
(
14/02/2007 02:26)
Ireo mitady NOSTRADAMUS
http://misraim4.free.fr/divers/corpus_nostradamique.pdf