Tantara marina mampieritreritra!

21. simplex ( 04/02/2007 20:26)
zao lesy e,
ny aura @ teny gasy tsotsotra de hoe "ao raha"

;-)
22. sitlo ( 04/02/2007 20:41)
ny simplex indray hoe
"saina + flex"
23. rakaroka ( 04/02/2007 21:09)
simplex:

stilo:
raha misy mahalala ny momba ny aura dia ilazao aho fa liana dia liana tokoa.:wink:

verbe avoir au tps futur, 3eme personne du singulier ;-)




Hi!hi!hi! ha! ha! ha!he!he!he! mampihomehy!...
:-D:-D:-D:-D:-D^^^^^^ marina izany ka!:lol::P

24. rakaroka ( 04/02/2007 21:14)
sitlo:

raha misy mahalala ny momba ny aura dia ilazao aho fa liana dia liana tokoa. :wink:



Fa koa na tsy misy manana fitaovana hamakiana ny "aura" aza toa fantatra @ fomba firesaka
ato aloh dia olona mpananihany no tena Betsaka.
Hitako ato @ fomba famaly ato anaty ordi mihitsy ny lokon'ny soratra fonosin'ny endrik'ilay ol ko!...
Du couleur Arc-en-ciel!Ha!ha!ha!:-D:-D:-D
25. rakaroka ( 04/02/2007 21:18)
Fa nisy olona efa maty efa nalevina koa, dia avy teo nanao vacances ny zanany dia naka sary halefa any @
namany dia azo ao anaty sary koa hono ilay olona efa maty, anefa dia tsy sary truc mihitsy!...
26. sitlo ( 04/02/2007 21:24)
Tsy za aloha koa. Za zavatra kofa serieux be aho. jero ery

Fa izany eo ihany, fa ilay resaka devoly tamin'ny andron'ny gasy fanihy. (le resaka ambalavelona sy ny tariny). Dia ilay mankany amin'ny mpanandro dia hitan'ny mpanandro hoe eto no tsy mety sy ny tariny.(tamin'ny radio feon'ny radio feon'Imerina no nahenoako an'izany an). Resaka aura ve iny? sa mbola tsy nisy nandinika?

rakaroka> misaotra amin'ilay rohy teo fa saingy efa novakiako iny indray mandeha izay. :-P
27. simplex ( 04/02/2007 21:38)

kay interessant be ity resaka ity fa za manao HS be fatany

Le fika hiverenana mintsy no tiako ho fantatra refa sanatria jokotra? ahoana ny tena fandehany? tsy maintsy mitady akama malahelo be v sa ahoana?

kozy serieux io an :)
28. sitlo ( 04/02/2007 22:05)
Ka eo indrindra ny fanontaniana no mipetraka koa. Tsy hay hoe ahoana ny fika. Sady iza re no halahelo be raha jokona aho eh.
29. xxx ( 05/02/2007 00:38)
Herin\'ny maizina ireny rakaroka an!
Milaza ny baiboly fa:
1) ny maty refa maty de tsy maheno ninoninona intsony,tsy maneho fitia, tsy afaka manao ninoninona intsony, matory ny maty ary miandry ny fitsanganana @ maty, manasa anao aho jereo ity: Mpitoriteny 9:5,6, 10 ; Salamo 146:3 ; Isaia 26:14, Jaona 11:11-14, 23-26; ezekiela 18:4 ; ary ny Asan\'ny Apostoly 7:60.

2) Ary ny devoly sy ny demoniany de afaka miseho tahaka ny endriny tahaka ny mazava koa fa tsy manao ny ratsy foana, 2koritiana 11:11,14; ary afaka mamitaka ny olombelona maro @ fomba maro mba hahatonga ny olona hanaraka azy hanompo azy, fa tsy hanompo an\'atra velona de ilay rain\'i jesosy kristy. .Jereo ireto manamarina izany: genesisy : 6:1-4 ; Joda 6 ; Matio 4:8 ; asan\'ny apostoy 16:16-18 ; Isaia 8:19, jaona 8:44; 2tesaloniana 2:9-10; apokalipsy 18:23.

Zay ny tena marina @ reny ry rakaroka an!
30. cutie ( 05/02/2007 00:40)
) ny maty refa maty de tsy maheno ninoninona intsony,tsy maneho fitia, tsy afaka manao ninoninona intsony, matory ny maty ary miandry ny fitsanganana @ maty, manasa anao aho jereo ity: Mpitoriteny 9:5,6, 10 ; Salamo 146:3 ; Isaia 26:14, Jaona 11:11-14, 23-26; ezekiela 18:4 ; ary ny Asan'ny Apostoly 7:60.

ary ny fanahiny koa ve maty koa:lol:
31. sitlo ( 05/02/2007 02:09)
xxx> afaka porofoinao tsy amin'ny alalan'ny finoana ve?
32. xxx ( 05/02/2007 04:13)
Voalaza teo:"ary ny fanahiny koa ve maty koa".



Vakio reo andininteny voalaza ireo ry cutie dia ianao ihany no mahavaly ny fanontanianao an!.
33. xxx ( 05/02/2007 04:19)
Inona koa ny mbola porofo azo antoka sy marina tsy hamitaka antsika na oviana na oviana,sy manasoa antsika dieny zao, ary mitondra antsika ho @ fiainana mandrakizay ankoatran'ny baiboly ry sitlo an???
34. xxx ( 05/02/2007 04:24)
Mahery ny herin'ny le maizina ry rakaroka an! tsy azo sangina io, ary tsy azo anaovana tsinotsinona! Mila mivavaka mafy @ Atra ary manana finona mafy ihany ianao vao mahatohita azy, sinon, matiny ianao.
35. sitlo ( 05/02/2007 04:55)
xxx> finoana amiko tsy porofo.
Ny Baiboly dia mipetraka eo ambonin'ny finoana. Raha tsy mino ianao, tsy misy dikany ny Baiboly. Fa ny porofo izany, na hino ianao na tsia, izay no izy.
(izaho akory tsy hoe tsy mino an, fa tamin'ny filo no nahafantarako an'izany)
36. rakaroka ( 05/02/2007 08:52)
xxx:

Herin\'ny maizina ireny rakaroka an!
Milaza ny baiboly fa:
1) ny maty refa maty de tsy maheno ninoninona intsony,tsy maneho fitia, tsy afaka manao ninoninona intsony, matory ny maty ary miandry ny fitsanganana @ maty, manasa anao aho jereo ity: Mpitoriteny 9:5,6, 10 ; Salamo 146:3 ; Isaia 26:14, Jaona 11:11-14, 23-26; ezekiela 18:4 ; ary ny Asan\'ny Apostoly 7:60.

2) Ary ny devoly sy ny demoniany de afaka miseho tahaka ny endriny tahaka ny mazava koa fa tsy manao ny ratsy foana, 2koritiana 11:11,14; ary afaka mamitaka ny olombelona maro @ fomba maro mba hahatonga ny olona hanaraka azy hanompo azy, fa tsy hanompo an\'atra velona de ilay rain\'i jesosy kristy. .Jereo ireto manamarina izany: genesisy : 6:1-4 ; Joda 6 ; Matio 4:8 ; asan\'ny apostoy 16:16-18 ; Isaia 8:19, jaona 8:44; 2tesaloniana 2:9-10; apokalipsy 18:23.

Zay ny tena marina @ reny ry rakaroka an!

Tsy afaka hitompo teny fantatra @ hoe "herin'ny maizina . Pourquoi pas ny MAZAVA plutot. Aza hadino ilay teny hoe:
"Izay madio am-po no hahita an'Andriamanitra: arakaraka ny "Auran'i Stilo io!

37. rakaroka ( 05/02/2007 09:59)
Ilay izy anie tsy hoe izay voasoratra ao anaty baiboly ihany no asan'Atra e! raha izany no arahina dia tsy asan'Atra koa izany Cutie , xxx, sns satria tsy voasoratra ao dia asan'ny maizina izany!...
38. sitlo ( 05/02/2007 13:00)
rakaroka:

"Izay madio am-po no hahita an'Andriamanitra: arakaraka ny "Auran'i Stilo io!


:-D
Tsy mbola nahitan'iny indray aho

39. xxx ( 05/02/2007 15:59)
Ié ka refa tsy hino ny baiboly hoe : "ny baiboly ihany no tenin'atra hanasoa antsika olombelona sy hamonjy antsika ary hitarikantsika @ fiainana mandrakizay, tsisy hafa-tsy io", ka refa tsy hino izay ianareo ry rakaroka de anareo izany. Fa zay ny tena marina @ reny.
40. rakaroka ( 05/02/2007 16:29)
Nisy mpampianatra izay nilaza fa mahafinaritra tokoa ny manana 1000 bonnes théories saingy raha tsy niainana loatra ny pratikan-javatra iray natao tsara aza mbola lafatra matina noho izany: Tena matina izany!
1-Ny hilaza fa ny baiboly ihany no marina?...
ka tsy atsanga sy avozo ny resaka ataoko eto fa nisy sy marina avokoa: Tsy mila porofo intsony fa efa voaporofo, niainana: ilay baiboly!
Raha tsy hihevitra raha tsy ny voalazan'ny baiboly ho'aho maninn koa no tonga misera eto fa tsy ni se suffir t@ izany?...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424