Tantara marina mampieritreritra!

41. cutie ( 05/02/2007 16:31)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-02-2007 05:13:28
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
Voalaza teo:"ary ny fanahiny koa ve maty koa".

Vakio reo andininteny voalaza ireo ry cutie dia ianao ihany no mahavaly ny fanontanianao an!.

io indray :-w
mba hazavao moa, fa za wa tsy mahzo ze voalaza ao :-w
42. booboo ( 05/02/2007 16:31)
Rakaroka > aleoko mamaky ny raha tantarina eto toy izay nijery ilay fandaharana fa mampanonofy ratsy hihihihihihihi
43. cutie ( 05/02/2007 16:33)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 05-02-2007 05:55:37
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
xxx> finoana amiko tsy porofo.
Ny Baiboly dia mipetraka eo ambonin'ny finoana. Raha tsy mino ianao, tsy misy dikany ny Baiboly. Fa ny porofo izany, na hino ianao na tsia, izay no izy.
(izaho akory tsy hoe tsy mino an, fa tamin'ny filo no nahafantarako an'izany)

miobon-kevitra :lol:
44. cutie ( 05/02/2007 16:34)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 05-02-2007 10:59:03
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
Ilay izy anie tsy hoe izay voasoratra ao anaty baiboly ihany no asan'Atra e! raha izany no arahina dia tsy asan'Atra koa izany Cutie , xxx, sns satria tsy voasoratra ao dia asan'ny maizina izany!...

ka i xxx baibolista tsinona :-D:-D:-D
45. cutie ( 05/02/2007 16:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-02-2007 16:59:23
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
Ié ka refa tsy hino ny baiboly hoe : "ny baiboly ihany no tenin'atra hanasoa antsika olombelona sy hamonjy antsika ary hitarikantsika @ fiainana mandrakizay, tsisy hafa-tsy io", ka refa tsy hino izay ianareo ry rakaroka de anareo izany. Fa zay ny tena marina @ reny.

de we ie hono ny valiny :-D:-D:-D
ary i xxx asan'iza :-D
asan'ny mazava ve :-D
46. rakaroka ( 05/02/2007 16:40)
En fait tsy hoe ny "auran'i Sitlo manokana no tiako horesahina ny ny "sujet" "aura" plutot!
Asa...tahaka ny hoe misy scénario atao angamba dia mila personnage isan-karazany mila milalao izany...
dia samy mi-joué ny rôlen-ny ny tsi1/1: misy
natao hasiaka, hanam-be sns... fa aza mbo tratran'ny
hoe rôlen'ny mafy ady tahaka ny gasy maro sy ny tsy gasy koa!... An, an fa izao ry Stilo ny "aura" azo
ovaina arakaraka ny "cosciencen'ilay olona sy ny finiavany hivoatra. tadidiko i Socrate izay nanana
vintana ratsy fa ny nahafantarany izany no nihoarany izany ary niova izy. I Paoly tonga Saoly koa ! sns...
Donk ny cartes à jouerntsika izany ny "conscience" avantn'ny "conscience anefa mila "connaissance" de
soi-même, sy ny manodidina antsika, ny tontolo...
47. rakaroka ( 05/02/2007 16:56)
xxx:

Mahery ny herin'ny le maizina ry rakaroka an! tsy azo sangina io, ary tsy azo anaovana tsinotsinona! Mila mivavaka mafy @ Atra ary manana finona mafy ihany ianao vao mahatohita azy, sinon, matiny ianao.

Tsy misy filazana hoe misangy ny herin'ny maizina mihitsy eto, tsy resaka tsinontsinona...
Ny tsapako hoe tsy matotra dia ny "fitsarana avy
hatrany hoe "herin'ny maizina izay zavatra" mi-échappe ny fomba fijery sy ny fomba fihevitra,
ilay fampianarana namela izany fomba fijery izany mihitsy no kianiko TANTERAKA, ary na hanonina "versé biblique" maro aza ianareo manana ny valin'izany ao @ baiboly koa aho...tsy hifarana ny resaka!...
48. cutie ( 05/02/2007 17:01)

amen :lol:
49. rakaroka ( 05/02/2007 17:09)
En faite, misy teny ao @ baiboly hoe tsarao na noho ny asa fotsiny aza: ary nisy t@ "tranga marina niseho izay tsy nisy effet négatif mihtsy ny fisehony:
Ny fahitana ny Ligne nasca tatsy Pero ohatra: ahoana aza no ahavoatery ny sainareo hihevitra hoe avy @ maizina izany? anefa izaho eo am-pahitana au contraire Atra aza no deraiko?...
Ilay ramatoa nitendry piano nitendry ny hiran'ireny grand ireny!... mais qu"est-ce que cela fait mal à notre éxistence... il apporte même le contraire rahateo tsy nanembatsembana ny finoako sy ny fitiavako an'Atra mihitsy vao miha aza manamafy izany... Ka aza manaiky "dominén'i Satana toa izany e toa manaloka any aminareo foana izy à chaque pas de votre éxistence. Il faut savoir dire non quand même!...
50. rakaroka ( 05/02/2007 17:11)
Ny "aura" dia mety ho karazana "mot de passe"
ifandraisana @ l'Ô de la sy ny en bas koa indraindray!
51. cutie ( 05/02/2007 17:12)
Ny fahitana ny Ligne nasca tatsy Pero ohatra: ahoana aza no ahavoatery ny sainareo hihevitra hoe avy @ maizina izany? anefa izaho eo am-pahitana au contraire Atra aza no deraiko?...

ka reny le atao we minia mikipy
refa tsy voalaza ao @baiboly de diso :-D
52. rakaroka ( 05/02/2007 18:59)
cutie:

Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 05-02-2007 10:59:03
Lohateny : Re : Tantara marina mampieritreritra!
Ilay izy anie tsy hoe izay voasoratra ao anaty baiboly ihany no asan'Atra e! raha izany no arahina dia tsy asan'Atra koa izany Cutie , xxx, sns satria tsy voasoratra ao dia asan'ny maizina izany!...

ka i xxx baibolista tsinona :-D:-D:-D

Excuse-me "Cutie", voasoratra tsy nahy fotsiny ianao eto fa inoako marimarina fa tsy asan'ny maizina izany ianao fa:idea::idea:(l)
53. cutie ( 05/02/2007 19:13)
ok:lol:
54. rakaroka ( 05/02/2007 19:19)
Ilay hoe arakaraka ny "aura": ka raha tsinjoko izao ve hoe mpamitaka ilay "aura"n'ilay olona tsy hitandrina aho @ relation-ko aminy, mainka moa ny "ange" no tsy hiafiafy @ fanampiana izany olona izany, anefa tsapa aza hoe manampy ihany ny fanahy masina @ alalan'ny feon'ny fieritreretana fa lé olona mihitsy no tompon'ny décision hitondrany ny fiainany.
Ny maizin-toetra ohatra mety mora tsikaritry ny "maizina" (via son "aura") ny "utilité-ny!dia mi-coopèrent miaraka rizareo.
Ny manana "aura" compatible" @ mazava kosa dia mora ho an'ny "Mazava" koa ny mifampiraharaha aminy!
55. cutie ( 05/02/2007 22:32)
Ny maizin-toetra ohatra mety mora tsikaritry ny "maizina" (via son "aura" ny "utilité-ny!dia mi-coopèrent miaraka rizareo.
Ny manana "aura" compatible" @ mazava kosa dia mora ho an'ny "Mazava" koa ny mifampiraharaha aminy!

ze maizina zany de maizina eny ihany de ze mazava de mazava eny foana :lol:
tsy afaka mifangaro nga reo :lol:
56. rakaroka ( 06/02/2007 09:21)

Tena mifangaro toa ny mosary sy lagaly ka:tahaka ny voamaintilany fa izay no ataoko hoe ny "coscience", sy ny maha hoe "maitre de son destin" ny tsi1/1" no
mety manova ny loko mifangaro fa tsy mitambatra:
tahaka ny mpivady ny iray tsotra ny iray fangoloka samy eo fa misy impasse...

57. rakaroka ( 06/02/2007 11:16)
Fiheverako misy états des choses mahatonga ny compatibilitén'ny zavatra roa na maro mahatonga ny fisian'ny karazan-tsehatra maro, sehatry ny business, ny fahalalana, ara-panahy sns...:ka ny fitodiky ny fiainana dé arakaraka ny filana ao anatin'ny olona sy ny détérmination-ny izany:misy olona tsy mieritreritra afa-tsy ordinateur dia ny monden'izany no miconcourir aminy, raha tsy tonga saina izy à un moment fa misy zavatra hafa koa tokony ho banjinina vao misokatra aminy iny...ary teo @ "aspiration" lalina @ zavatra tiana ho natao na ho to anefa tsy tanteraka no nisehoan'ny tranga karazana tohy... asa..."accomplissement d'existence ve?"...
Fa tsy t@ izany ihany , izay aloha!...
58. rakaroka ( 06/02/2007 16:50)
Lava loatra 'ngamba ny resako ary mety efa tsy misy manaraka intsony ianareo :hamaranako angaha dia misy tantara marina tena mahaliana ity,asa na mba mbola
mampieritreritra anareo ihany koa!
jereo eto:
http://www.partageinternational.org/decouvrir/11_1-maitreya-maitres-sagesse.php

Dia veloma finaritra daholo!

(l)(l)(l):*:*:*:*:*:*:*(l)(l)(l)
59. sitlo ( 06/02/2007 21:20)
za tsy hoe tsy manaraka fa tsy manam-potoana. :°)
60. simplex ( 06/02/2007 21:26)
cutie sa stilo no mahazo an'io hafatra faran'i rakaroka io? :P:-P:roll::°)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088