Ny fahasambarantsika lehilahy

1. patrick2002 ( 06/12/2006 15:06)
Ny fiainantsika dia misy tanjona izany tanjona izany ,dia fahasambarana
Tsy mitovy anefa ny fahasambarana ho an'i olona tsirairay ,ary ho eo @ vehivavy sy ny lehilahy manokana
Saika hiditra amin'ilay hevitra nampidiriny soanja izaho nefa fahasambarantsika vehivavy moa ny lohateny ,ka dia nanao supporter fotsiny ny tenanay.
Ho antsika lehilahy inona no hatao hoe fahasambarana?
Hasaina koa ianareo Andriambavilanitra hitsikera izany fahasambarana katsainay lehilahy izany:lol::lol:
2. patrick2002 ( 06/12/2006 15:15)
Iza amintsika no tsy te ho sambatra:?:
izany fahasambarana izany anefa dia toa tsy miankina aminy tenako irery no hatratrarana azy,fa miankina @ tontolo manodidina,fiaraha-monina ,ny zava-boary ,ary indrindra ilay olo-tiako, eo no miteraka ny fitiavana,sy ny fankahalana.
3. xxx ( 06/12/2006 15:29)
hum! ny fahasambaran'ny lehilahy aloha tsy azon'ny vehivavy tsapain-tanana sy tarafina ê! fa matetika ny azy fahasambarana ara materialy raha tsy hiteny mivantana hoe "charnel" aho.
Asa! nareo lehilahy ihany io kou, mba tianay ho fantatra fa tongava ry zalahy:wink:
4. xxx ( 06/12/2006 15:35)
8O8O8O8O
5. kelly13 ( 06/12/2006 17:46)
tsisy hita dol ndray ny lhl, eo mou mba lazao oe ze mahasambatra anareo fa taterahanay ange eeeee, marina eeee :P
6. Fiffi ( 06/12/2006 18:16)
aiza daholo nareo lhl eh !
7. Lalah ( 06/12/2006 18:46)
kelly13>tsisy hita dol ndray ny lhl, eo mou mba lazao oe ze mahasambatra anareo fa taterahanay ange eeeee, marina eeee

Sao mba sariny daholo aza ny tato hatramin zay,:roll:
8. simplex ( 06/12/2006 18:51)

refa avy nojerena ny momba an'i Lalah dia hita fa lehilahy izy.
Kanefa hoy izy
Lalah:
Sao mba sariny daholo aza ny tato hatramin zay

Valiny: ie :°):-D:-D


9. simplex ( 06/12/2006 18:55)
le izy ngamba tsy hatao fahasambarana teorika be otran'le atsy @ ny an'ny vevavy fa aleo atao tsotra fotsiny hoe:
"sambatra aho manana anao hanampy ahy, hameno ahy eo @ fahalemeko"

Tena sambatra aho ra toa enao ka tsy be kiredy :°):oops::oops:

;-)
10. vale ( 06/12/2006 19:33)
lalah:hihihi:wink:
11. cutie ( 06/12/2006 21:03)
Tena sambatra aho ra toa enao ka tsy be kiredy

in zany kiredy :roll::roll::roll:
ary mba aiza ny valin-tenin'i Patrick:wink::wink::wink:
12. xxx ( 06/12/2006 21:44)
iza no hiteny eo? :°):@
13. cutie ( 06/12/2006 21:46)
:roll::roll::roll::roll:
14. patrick2002 ( 06/12/2006 22:53)
cutie: i patrick mbola animateur aloha @ farany izy miteny ny heviny :wink::wink:
15. cutie ( 06/12/2006 22:56)
tsss
16. sasa ( 07/12/2006 05:31)
tena za aloha tsy mahay izay mahasambatra an'ny lehilahy klé, ny bandy mantsy toa miovaova izay koa.
17. ikaretsaka ( 07/12/2006 05:55)
Tena serieux.. aza bedesina za an..ary aoka ho ahy raha diso ny teneniko
fa ny fahasambarantsika lehilahy amin'ny ankapobeny dia:

1-mahazo vola, asa tsara, sipa na vady tsara
2-ampy hahavoky sy hirevena ny vola, ary tsy bedy raha mirevy @ caprices isankarazany
3- ataon'ny sipa na vadinao satisfait eo @ resaka sexe

toa izay ny fahasambarantsika raha ny fahitako azy
18. tywa68 ( 07/12/2006 08:08)
Ilay valiny nataon'Ikaretsaka io zao no mazava sy mifandray @ eritreritro fa ampiana kely = mananjanaka, sy reharehan'ny fianakaviana)
19. kelly13 ( 07/12/2006 10:41)
ka ny vhv tsy maintsy mikredy kou :)

cutie>kredy zany menomenona fanaotsika vhv
20. fiderana ( 07/12/2006 11:46)
Ny fahasambarako dia manana olon-tiana na vady tsara tarehy ,tsara bika, tsara fanahy, mahakarakara tokan-trano tsara( zah sy ny ankizy io) , mba mahazo zaza avy aminy mazava loatra, satria ireo miaraka no hitadiavana , vady mampitsiriritra raha vao mifankahita:lol:, tonde avy hatrany foana zah raha vao mifampijery fotsiny, tsy be kizitina, na be kafara, na kredy araka ny lazain'i simplex.....dia ny manam-bola hampirevena ilay vady sy zanaka:P8):*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.417