Ny fahasambarantsika lehilahy

41. soanja ( 22/12/2006 08:49)
Tsy mahita havaly an'izay kosa aho fa dia mahereza hatrany, Naritsimba a:-*:-*:-*:-*
Mino aho fa ilay nalainao ho andefimandrinao dia hitanao tsara ny famirapiratany eran'io sy ny hasarobidiny e , eny fa na dia misy aza ny kilemany.
satria izay isika olombelona ka tsy hilaozan-kilema; ratsy hoe anjely angaha na olomasina sns.:-*:-*:-*
42. naritsimba ( 22/12/2006 10:30)
soanja> misaotra dia manaova noely sambatra
43. stefy ( 23/12/2006 06:50)
tia tena ianareo lehilahy sasany satria ny firaisana ara-nofo @nay vehivavy fotsiny no tena tadiavinareo fa tsy mba fitiavana madio.Maro mantsy ny lehilahy no mangataka an'io @nay vehivavy nefa ra ba hanoron-toka-trano ianareo dia mitady vehivavy madio indridra fa ny zoabavy sy ny rafozana no mpankahala ny vehivavy maloto.Iray @zany koa ny fideviergena vehivavy @zay hono tsy adinon'iny vehivahy iny mihintsy @fiainany sady mitady an'iny foana izy ao aorian'izay.Mampalahelo ny manjo anay vehivavy fa tsy vintan'ny hoe maloto no miditra ny tokatranonay fa bola ao koa ny fampirafasana.Tsy aiko aloha na mitombina na tsia izany hevitro izany.:oops:=((:snif::snif::snif::snif::snif::*(l)
44. soanja ( 23/12/2006 15:52)
stefy:

Raha ny hevitro no anontaniandry ry Stefy dia esory lavitra ao antsaina izany hoe rehefa avy nanao firaisana aranofo ianao na deviergee de maloto. Tsia , tsia.
Fanasana atidoha nampidirin'ny vazaha izany. De izao anefa ny vazaha efa tsy aminzay intsony koa fa efa niova hafa indray azy ny malotony.
Fa izao raha toa ka tsy virjiny intsony indry dia ny lehilahy tsy tia virjiny ireny no kendreo fa bobaka be ry zareo ireny tsy tia virjiny. Marina io an. Ny antony dia tsy ampy experiences ny virijiny ka refa tonga any antokatrano any dia tiany iny vehivvay iray taona ihany angambany dia evy izy leo satria ny lehilahy mitady filirony isan-karazany. Avy eo izy matetika mampirafy.
Survey nataoko tamin'ny taona 2002 io hoe sambatra ve ny tokatrano niditra virijiny sa ahoana? Aiza ho aiza ireo vehivavy iroe ao antokatrano. Ny any ambanivohitra no betsaka sambatra fa ny ety andrenivohitra tena simbasimba daholo. Miteraka le veivavy de samy vita ny momba azy fa lasa mitady tsy virjiny le rangahy.
Lava ny resaka. Refa tia dia tia. Omeo ny tsara indrindra izay olona tiavinao fa tsy hanadino anao izy. Aza mitiatia foana fa tadiavo le mifanarka tanteraka aminao .ilay nandrasanao efa ela. De hohitanao fa ho sambatra ianareo mitsam.
Izay lehilahy mitady virjiny any aloe izy ho any. Ny Fiainana no hampinatra azy lesona.

45. naritsimba ( 26/12/2006 06:15)
samy manana ny tanjony io e,
46. josvoh ( 18/01/2007 12:48)
Ny fahasambarana dia ho atao ho an'i olon-droa fa tsy ho an'ny lehilahy fotsiny:!:
47. naritsimba ( 15/02/2007 08:32)
Raha lehilahy ka hitady vehivavy virijiny vao hanambady dia aleo handini-tena hoe: Moa ve virijiny koa izy hanambady vehivavy virijiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2482