Ankoatry ny kristiana,mba liana ny finoan\'ny hafa izahay

1. niryna ( 03/12/2006 07:36)
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavahany na hiankohonany .Mety volana izany, kintana, omby, boudha, sns..Mba tantarao anay hoe ny anareo na ny namana izay mitantara azy aminareo ary inona no mahasamy hafa azy amin\'ny anay?
novalian'i niryna ny 01/01/2007 21:13
2. ikaretsaka ( 03/12/2006 08:43)
Kristianina Baibolista ianao izany.. izany hoe izay ao anaty baiboly IHANY no anovozanao an' Andriamanitra... ianao ilay miteny dia hoe hoy ny baiboly... hoy ny baiboly, rehefa mivavaka dia hoe hoy ny baiboly hoy ny baiboly.

Io dia vokatry ny idee noovoizin'ny "sola scriptura"

FANAMPIM-PANAZAVANA NY ATAO HOE 'NY SOLA SCRIPTURA (HO AN'IREO IZAY TSY MAHAY)

L'expression sola scriptura (ablatif latin signifiant « par l'Écriture seule ») désigne le principe protestant selon lequel la Bible est l'autorité ultime à laquelle les chrétiens et l'Église se soumettent, pour la foi et la vie chrétiennes.
À l'époque de Martin Luther, cette expression réaffirmait surtout l'importance de la Bible, face aux décrets qui venaient de l'Église médiévale, des conciles et du pape. Mais plus largement et plus profondément, face à la croyance catholique d'une révélation continue de Dieu à son Église guidée par l'Esprit Saint, face à la croyance orthodoxe d'une vérité issue du consensus des fidèles guidés par le même Esprit, le sola scriptura de la Réforme soumet la Tradition et l'Église à l'Écriture éclairée par le Saint Esprit, et leur dénie toute valeur normative.
Considérée comme porteuse de la Parole de Dieu, la Bible est à la fois le critère de l'autorité théologique et le seul guide, en dernière instance, pour la foi et la vie. Elle est éclairée par la prédication de ministres appelés par l'Église et formés par elle.
Le principe de la sola scriptura figure en tête des professions de foi de plusieurs dénominations chrétiennes issues de la Réforme, lui conférant ainsi une et la seule valeur d'article de foi.

[/b]


(nalaina tao @ wikipedia ny fanazavana)


Certains des opposants à la sola scriptura notamment chez les catholiques, affirment qu'aucun texte de la Bible ne supporte réellement ce principe. De sorte que, selon eux, ce principe aboutit à une contradiction, le premier article de foi ne trouvant pas lui-même sa justification dans la Bible.

Ny hafa voalohany (za anisany) dia


1) ny katolika:

[b]Dans le cadre religieux chrétien, le mot « catholique » signifie : "selon le tout", "universel".
[/b]
Il désigne à la fois la volonté de confesser l'ensemble de la foi[/u] (formulée synthétiquement dans le credo ou symbole des apôtres), l'ouverture à la totalité de la foi, sans refuser aucun article. En ce sens, il s'oppose au mot "hérésie": l'hérésie fait un choix, un tri, et ne conserve pas l'unité organique de la foi chrétienne et son universalité. L'ensemble des Églises chrétiennes se disent "catholiques", reconnaissant l'universalité de l'unique Église de Jésus-Christ


(wikipedia ihany)


Andriamanitra ray ,Kristy sy ny fanahy masina no inoanay.. fa amin'ny alalan'ny
ny Fo sy ny saina , Baiboly, Saple, sakramenta, laretirety, contemplations sy meditations isan-karazany, Olomasina, Masina maria, raozery. recollections, vepres, anjelisy, karemy, avent, afo fandiovana, pelerinage, fanaovana amin'ny anaran'ny ray ,
sy izao tontolo izao sy ny zavaboary rehetra nohariany ..sy ny sisa tsy voatanisa.... dia ampiasaina daholo hibanjinana sy hiresahana amin'andriamanitra fa tsy ny Baiboly ihany fotsiny
3. xxx ( 03/12/2006 12:53)
niryna:

inona no mahasamy hafa azy amin\'ny anay?



:roll:fa inona ilay anareo? mba lazao hoe?
4. Fiffi ( 03/12/2006 13:06)
eny tokoa hoa ?:roll:
5. soanja ( 03/12/2006 14:04)
Inona indray zany no tianao mba hojerena fa afaka alalina eto ka. Ny mormona indray zany ny ho jerentsika?
6. simplex ( 03/12/2006 14:22)
mba asivo Israely Israely kely ndray aloha ry soanja fa efa elabe zay a :°):-P:-D:-D
7. booboo ( 03/12/2006 14:24)
:lol:
8. soanja ( 03/12/2006 17:02)
simplex:

mba asivo Israely Israely kely ndray aloha ry soanja fa efa elabe zay a :°):-P:-D:-D


:-D:-D:-D:-D Simplex raha anadala olona an. Temple du Soleil ndray zany no entiko eto.:-D:-D:-D


9. simplex ( 03/12/2006 18:06)
:D:D
manin ndray za ?
tena tsy ampy Israely mintsy anie ny fanahiko e :°):oops::oops:
aoka zay fa sao de ataon'le spy c mamay eto ndray :-D:-D
Tairo ary le tempolin'i masoandro e :-*
10. Fiffi ( 03/12/2006 18:08)
secte ange io eh !
11. Imahaka ( 03/12/2006 18:22)
andao atao ilay resaka manasina zava-manan-kasina ireny e! Izany hoe mino an'Andriananahary, miasa amin'ny alalan'ny Zanahary sy ny razana sy ny hasim-be manontolo.:?
12. Fiffi ( 03/12/2006 18:53)
niryna:
inona no mahasamy hafa azy amin\'ny anay?
raha lazain'i niryna aloha hoe inona zany azy zany ange de mba azo hitarina le resaka avy eo eh !


13. cutie ( 03/12/2006 22:21)
Mpandefa : Imahaka [ Valio ] 03-12-2006 19:22:21
Lohateny : Re : Ankoatry ny kristiana,mba liana ny finoan'ny hafa izahay
andao atao ilay resaka manasina zava-manan-kasina ireny e! Izany hoe mino an'Andriananahary, miasa amin'ny alalan'ny Zanahary sy ny razana sy ny hasim-be manontolo.

ndao tokotrany :lol::lol::lol:
14. soanja ( 04/12/2006 01:55)
Imahaka:

andao atao ilay resaka manasina zava-manan-kasina ireny e! Izany hoe mino an'Andriananahary, miasa amin'ny alalan'ny Zanahary sy ny razana sy ny hasim-be manontolo.:?


Azo velabelarina tsara eto tokoa io raha mazoto ianareo.


15. cutie ( 04/12/2006 02:01)
tairo ry soanja a :lol::lol::lol::lol::wink:
16. ikaretsaka ( 04/12/2006 04:06)
velabelaro tokoa fa za mamakafaka rehefa avy eo e
17. soanja ( 04/12/2006 04:50)
ok aleo ary hijereko tsara ny famelabelarana sao mandeha main'ny tsy izy.:D:D:D
18. niryna ( 04/12/2006 06:55)
Hatramin\'izao aloha dia mbola tsy fantatray mihitsy ity ataon\'ikaretsaka baibolista ity e, vao teo ianao niteny amin\'ny teny anglisy ny momba ny tao amin\'ny baiboly,sa izahay tsy mahazo ny teninao? jereo fa toa nisy olona nandefa mikasika ny petera tsy apostoly voalohany izany raha tsy diso ny famakiako azy, efa noresahin\'ilay olona tsy tadidiko ny anarany ireo fivavahana izay toa nahasolafaka anao ireo.Toa manazana anao matetika ny olona fa miziriziry ny hevitrao ianao.
TSY MENATRA NY MITENY HOE KRISTIANA AHO ARY VONONA NY HO FATY HO AN\'I JESOSY,MANAO IZY HERY SY MANGATAKA AMIN\'ATRA AHO MBA HOMENY FAHITANA TOY ILAY OLONA NOMEN\'ATRA TEO MITANTARA ANTSIKA NY NOFY SY NY FAHASOAVANA NOMENY.IZAY OMENY AHY DIA TIAKO DAHOLO.KRISTIANA AHO, MINO A/TRA IZAY RAY, ZANAKA ARY FANAHY MASINA.MIVAVAKA DIRECT AMIN\'I JESOSY, MANGATAKA NY FANAHY MASINA MBA HIARO AHY ,HITANTANA NY DIAKO, ARY TSY MISY MPANELANELANA IZANY NY AHY NY FIVAVAHANA.MARO NY FAHASOAVANA NOMENY AHY ARY TSY HO VOATANISAKO ETO,KOA NOHO IZANY.VAVOLOMBELONA IRAY AHO FA MISY JESOSY,MBOLA MIAINA AMIN-TSIKA IZY @IZAO FOTOANA IZAO, MBOLA MAHITA FANASITRANANA AHO, FANALANA DEVOLY, FAHITANANA, ARY OLONA MIVERINDALANA MAROBE.MISY NY MPAMINANY SANTOKA FANTATSIKA IZANY, TSY ANJARAN-TSIKA NY MITSARA,AFAKA MITSARA ISIKA ARAKA NY VOALAZA AO AMIN\'NY BAIBOLY.
19. majesty ( 04/12/2006 06:57)
Miandry an'le temple du soleil zany :)
20. niryna ( 04/12/2006 07:07)
efa nisy nitantara fa misy hono ny jiosy mino an\'i jesoa, ny sinoa izay manana an\'andriamanitra izy fa tsy misy hoe mbola hiverina, manana a/tra ngeza izy hoy ry zareo fa antsika kristiana no lehibe indrindra ary ahoana hono no hijerevany ny rehetra,donc nanangana a/tra ny fokonolon, fokontany, firaisana ,fivondronana, ary rehefa marary hono dia mankany @radoko,tsy mitovy ny antsika vavahana dia sitrana ny aretina sasany, toy ny andoha, aretina maro.Mandeha toerana iray izy mamonjy ilay maitre, ny antsika afaka antsoina 24/24 h
Ny filazan\'ny sasany indray dia mino anA/tra izy ary mitovy ny antsika ny a/niny,izaho aloha tsy mino e, ny an\'azy manan-janaka telo vavy.
Alefaso ary ikaretsaka ny a/trao, fa mba liana te hihaino izahay.Ireo mpaminanareo ireo ve mbola hiverina toy ny jesosinay sa lasa nanjavona amin\'izao? maninona no vonoina ny kristiana tsy manaraka azy na niova ho kristiana.Aiza ny atao hoe fitiavana, vonoy ny fahavalona.Ny an\'ny sasany a/tra vehivavy dangereuse be, mamono tsy misy adi-hevitra a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4227