Ankoatry ny kristiana,mba liana ny finoan\'ny hafa izahay
22. ikaretsaka
(
04/12/2006 13:25)
fa tena sarotra be amin'i niryna ve ny mandray azy e?
za Mino an'i Jesoa fa tsy mino hoe ao anaty baiboly ihany i Jesoa no mmiresaka amiko!
Inona izao ny tsy mbola azo @ zany?
za Mino an'i Jesoa fa tsy mino hoe ao anaty baiboly ihany i Jesoa no mmiresaka amiko!
Inona izao ny tsy mbola azo @ zany?
24. soanja
(
04/12/2006 15:05)
Fa angaha tsy ny Razana sy ny forongony no hovelabelarina? Le temple anie kidikidy e.
25. Achia
(
04/12/2006 15:41)
alefaso ry soanja a ! fa ny indro kely a ! ny ankamarohan'ireny ol manao sikidy sy ny karzany ireny a ! mivoakalina ny fiafarany :{
26. Rasiligaoma
(
04/12/2006 17:04)
izany ve? andao hisikidy daholo ary isaky ny Zoma dia mivoaka alina avy eo e
29. xxx
(
04/12/2006 18:17)
niryna:
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavahany na hiankohonany .Mety volana izany, kintana, omby, boudha, sns..Mba tantarao anay hoe ny anareo na ny namana izay mitantara azy aminareo ary inona no mahasamy hafa azy amin\'ny anay?
raha olonkafa no nametraka ity size ity dia tsy gaga aho fa nony nahita hoe ilay mpitory teny no ihany koa mampirisika olona hafa handinika zavatra hafa ndray dia hoy aho hoe...omeko tsy omeko ve zany jeux izany
31. ikaretsaka
(
05/12/2006 00:35)
Rasiligaoma:
izany ve? andao hisikidy daholo ary isaky ny Zoma dia mivoaka alina avy eo e
hahahahaha tairo e..
fa tsy sikidin-demony dy voaka alina manao toetran -demony an
33. majesty
(
05/12/2006 08:13)
ikaretsaka:
fa angah ny demony ko misikidy :lol::lol:
fa tsy sikidin-demony dy voaka alina manao toetran -demony an
fa angah ny demony ko misikidy :lol::lol:
34. Achia
(
05/12/2006 20:35)
Rasiligaoma:
izany ve? andao hisikidy daholo ary isaky ny Zoma dia mivoaka alina avy eo e
mansavy nge zany rasiligaoma e ! mivoaka alina :{
36. ikaretsaka
(
06/12/2006 00:27)
majesty:
ikaretsaka:
fa tsy sikidin-demony dy voaka alina manao toetran -demony an
fa angah ny demony ko misikidy :lol::lol:
ilay sikidin-demony tiako lazaina ilay manao zavatra ratsy e (manimba olona . mamosavy olona, ampiasaina ilay sikidy hanaovana ratsy olona sns...)
:lol:
37. niryna
(
06/12/2006 06:27)
Lasa mivoana any amin\'izay tsy izy ry reto ny resaka. Ny antsika gasy anie ka sarotra be e.Tsy afaka ny hitsara isika fa makaha-doza hoy ny olon-dehibe.Liana aho mba te-ahalala satria ikaretsaka manapepo ny sain\'ny tena foana @ fivavahana ka izany no nahalasa saina ahy mamaky ireo tenin\'ny olona.Mety niova finoana izany izy ka inona io.Tsara mba ho fantatra ny zavatra rehetra fa tsy mitsakatsaka akory.
38. ikaretsaka
(
06/12/2006 12:22)
hevitra ny ahy no voizikofa tsy manapepo mihitsy..izany no midika fa tsy mamakafaka ianao
39. niryna
(
10/12/2006 21:08)
XXX miteny hoe gaga ianao fa tokony olon-kafa no manao io fanontaniana io.Afaka mandalina daholo ny olona rehetra,misy aza miteny hoe tsy afaka amaly aho sao anontanian'ny olona hoe aiza ao amin'ny baiboly izany.Izay kely hananana no ahiratra fa ny fianarana ny soratra masina tsy mila diploma ka aza matahotra ny mizara izay kely fantatrao.Arakaraky ny fahalalana ny finoan'ny hafa no mampi-fikotra ahy ny finoako satria ohatra ny indo dia milaza fa mino ny Andriamanitry ny kristiana izy, mino ny fisian'i Jesosy izy ary mahafantatra ny tantaran'i jesosy.Ny anareo hoy izy misy daty daholo fa ny anay tsy misy ary tsy fantatra hoe hoviana,izahay tsy mihinana omby hoy izy fa nisy fotoanany vitsy ny omby ka teo no nipetraka ny fifadiana omby,tsy nisy nidiran'ny fivavahany mihitsy izany ny omby rehefa nodinihina ka lasa nihinana omby ny fianakavian'ilay mpitantara.Izany zavatra izany izao dia mahaliana ary mino aho fa misy mbola tsy naheno izany.
40. ikaretsaka
(
10/12/2006 23:37)
izay no fototra e.. fantaro sy hadihadio aloha ny anao, de hadihadio tsara ny an'ny hafa .
izao foana ry niryna no tokony ho ao andoha rehefa resaka ohatran'io:
-Ahoana ny momba ilay fivavahako, ny fivavahany? Aiza no mitovy? aiza no tsy mitovy
-Maninona izy no manao an'izany? ary maninona aho no tsy manao izany?
-Inona no tokony tsoahina vokatr'izany!
De foano ao an-tsaina ko ilay hoe nena ny tsara na hoe tsy mamely ny anazy, fa andriamanitra ihany no mitsara ohatran'izay fa samy manana ny inoany sy ny fomba finoany io. fa teneno fotsiny izy hoe "ary raha atao an'izao ilay zavatra ohatran'izao ..mety ho tsaratsara kokoa"
Izay
:-*