Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
1. niryna
(
03/12/2006 07:30)
Tamin\'ny mbola zaza isika dia noentin\'ny RAR natao batisa tao am-piangonana.Lehibe isika izao moa ve ianao mino fa mila atao batisa ao anaty rano na eny amoron-drano na ao am-piangonana ,miroboka ao anaty rano mihitsy? Tsy nahita firy aho mantsy aty amin-tsika kanefa tokony ho sasana , manadio ny fo sy ny fanahy tanteraka mihitsy isika ka izay no atao hoe miova fo,manaradia an\'i Jesosy.Mino azy amin\'ny fo rehetra ary hatao batisa.EFa safidin-tsika izany fa tsy ny RAR intsony satria fony kely isika tsy nanana safidy na hiteny hoe aleo aho aloha hisaina tsara vao manampakevitra ny hanolotra ny tenako ho an\'i Tompo. Ahoana ny hevitrareo.
novalian'i razaa ny 09/12/2012 23:53
2. xxx
(
03/12/2006 08:57)
Ny finoanao no mitondra an'io ry zanako..
na atao batisa impolo aza ianao ry zanako tsy maninona rehefa izay ny hitanao fa mety..
na ranobe io na rano kely
na ranomanitra io na ranomaimbo..
na rano madio io na rano maloto..
na rano "vohasina" io na rano "hoanina aman-kodiny"
na ranon-dasopy io na ranon'apango
rehefa ao ny finoanao ry zanako dia mandeha foana io
na tsy atao batisa mihitsy aza ianao ry zanako nefa mino de mety koa!

6. Flavien
(
03/12/2006 12:53)
Marina tokoa izany fa kosa na izany aza ianao raha tehatao batisa indray mandeha ko de manaova raha tsy azonao antoka ny taloha na izaho izao aza mbola te hatao batisa fa tena mahatsiaro fa maloto za feno ota ka eo za manadio tanteraka de afaka manaradia an'i Tompo fo madio ary de tandremana @izay mba tsy haloto intsony, de ampitoviana @ fo njaza kely satria tsara ny aza tsy² fitaka na loloampo ha na fialonana sns...ny @ zaza ireo
7. methode
(
03/12/2006 15:44)
Angamba izy ity tokony ho resaka any amin'ny fivavahana, finoana????.
8. ikaretsaka
(
03/12/2006 20:47)
efa saika nafindrako fa tsy nety fa ry hery sy ry lanto.. afindrao hoe
9. xxx
(
04/12/2006 07:18)
toa mety daholo io na fivavahana na vavolombelona,mijoro ho vavolombelona ianao raha mahita ho lazaina sy nitranga tamin\'ny fiainanao
10. lanto
(
04/12/2006 08:21)
ika> io lazain'i xxx io no nampisalasala ahy. Mety vavolombelona no tadiaviny ? Olona natao batisa tanaty rano ? Ato izy mety hahazo valiny mahafa-po kokoa :)
12. ikaretsaka
(
05/12/2006 00:34)
lanto> misaotra e
raha ny hevitro aloha dia tsy ny maha rano be sy rano kely azy ny impportant fa ny finoana e..
saingy ny ahy ny ao anaty fiekem-pinoana de hoe za mino ny batemy TOKANA
raha izaho izany de iny fahazaza iny dia valide.. fa avaozina fotsiny ny toko aveo..
tsy haiko aloha e.. anontanio i Jesoa!

13. xxx
(
06/12/2006 06:15)
Ny aty amin-tsika dia fiangonana iray ihany no efa hitako nanao batisa ao anaty rano.Ny vaovao henoko ny namana any ivelany dia niova fo no nataony anarany ka manolotra ny tenany ho an\'i Jesosy hoy izy, mbola kely aho dia tsy nanana hevitra fa lehibe aho tompon\'ny safidy koa ny teny tao @ baiboly no nalainy, nianatra soratra masina, manolotra ny fotoanany eo @ asan\'ny tompo,manatitra rakitra, mampianatra sekoly alahady, mivavaka ho an\'ny marary sy mitidika ireny tsy manan-kavana ireny, mitsidika any am-ponja,sns.Tena maro hono no niara natao dia maro koa ny nahatsiaro ny tenany fa tsy mendrika kanefa dia tanteraka soa aman-tsar ny fanadiovana azy tanteraka.Misy toerana hafa izay misy rano na eny amoron-drano no hanaovana azy ary rehefa nanontaniany ny namany samy mpivavaka rehetra dia toa natao batisa tao anaty rano daholo.
Manao ahoana re raha misy izany dia atao batisa eny amoron\'ny rano tanjombato na Ambatofotsy na toerana misy rano madio sy mikoriana ho diovina toy ny ranon\'i jordana

14. Rasiligaoma
(
06/12/2006 19:20)
Eo anosy no tena milay ry anona an
kozy e.. rehefa etanin-pinoana ve ianao ka Raha miteny an izany ve pasteranareo ka mamelatra baiboly hanamarinany azy dia ataony lavage de cerveau ao ianareo de tsy hanao?

15. dailynews
(
06/12/2006 20:13)
izaho koa mino kah.
ilay tam zazakely iny anie tsy batisa e. tsodrano iny fa tsy batisa, mba jereo @ saina tsy miangatra anie ny baiboly( aza sendaotra hoe ny fiangonanay tsinona nilaza izao sy izao...ny TA jerena fa tsy ny tradition ny fiangonana izay misy mihitsy no mbola tokony hiova, jereo foana ny TA vao mahita zavatra hita hoe vaovao fa aza tonga dia maika milaza hoe diso izany) raha mba nilaza Izy hoe ataoko batisa ireto zaza ireto e. hoy Izy fotsiny hoe avelao ny zaza hanantona ary aza rarana fa ho an ny toa azy ny fanjakan ny lanitra, dia nametraka tanana taminy Izy. tsy niresaka batisa na batemy t@ zazakely mihisty Jesoa fa fitsofandrano no nataony. I Jesoa koa mba netina notsofindrano t@ mbola kely fa nony efa lehibe Izy vao natao batisa. Ny antony nanaovana batisa Azy dia ho modely ho antsika. Ilay fampidirana anaty rano sy fipoirana avy ao dia symbole ny hoe: maty nalevina niaraka t@ Jesoa ny fahotana ary niara nitsangana taminy ihany koa. Izany hoe lasa olombaovao izany.
ny batisa raha tsotsoriko eto( miampy ny hevitr ireo namana ambony ireo) sao dia lasa lava be ndray hi hi hi, ny olona nibebaka sy nandray ny Tompo(jereo ary ambadika ary hoe inona izany nandray ny Tompo) no naneho t@ be sy ny maro ny finoany t@ alalan ny batisa, mariky ny fibebahana ny batisa. ( Asa 2:38; Asa 8:12; Asa 16:14, Asa 16:33; Asa 18:8; Asa 19:5, Lio 3:3, Matio 28:19, Asa 10:48, kolos 2:12......)

16. ikaretsaka
(
07/12/2006 05:40)
Na atao hoe samy mamaky TA aza dia samy manana ny fomba fandraisany sy fi interpreter-na ilay atao hoe Batisa
Ny an'ny fivavahana kristianina sasany (ataoko hoe andaniny) dia ataony hoe sakramenta io
tsy hamelabelatra be ny momba ny sacramenta za fa raisiko tsotra hoe Grace na fanomezam-pahasoavana ilay izy).. avy any @ andriamanitra ianao no nahazo an'io,
--->izy no nifidy anao fa tsy ianao no nifidy atao batisa satria tiany ianao de nomeny ray aman-dreny sy olona kristianina sy nomeny chance ianao... blablabla....
antony 1--->io.. ary voizin'ny TA koa io
Ny an'ny fivavahana kristianina sasany indray (ataoko hoe ankilany) de fomba fisehoana (symbole) @ be sy ny maro hoe nandray an'i Jesoa ianao
---->Ianao no nifidy an'i Jesoa dia asiana marika ianao eo imason'ny mpiara mivavaka sy ny olona izay vavolombelona
antony 1 koa io----->voizin'ny TA koa io
Raha hoe ny an'iza no mety??? tena tsy haiko marina e!! ny Manontany an'i Jesoa angamba no mety
fa ny inoako fotsiny sy ataoko @ fo mafy ary "proud ery za miteny azy any ampiangonana sy iainako de hoe 'ZA MINO NY BATEMY TOKANA"
1 de ampy fa tsy atao bedebe
"tsy mbola niova kosa io hoe "za mino ny batemy tokana fa kosa efa natao batemy indroa, le 1 tsizy"

17. dailynews
(
07/12/2006 15:07)
Raha mamaky na miverina mamaky ny TA ianao dia hahita fa ny finoana + batisa no resahin ny TA fa tsy batisa sans finoana. vakio indray ireo TA izay nomeko teo ambony ireo. fa tantaran olona izay nino na nandray ny famonjena daholo ireo vao natao batisa. ary ny batisa dia nantsoina hoe batisan ny fibebahana.
Ny "batisanjazakely" dia tsy voasoratra anaty baiboly mihitsy mihitsy na inona tradition ny fiangonana iray na inona. Koa ny TA no arahiko sa ny tradition ny fiangonana? izany no mahatonga foana an i Jesoa hiteny mafy ny fariseo sy ny mpanoradalana hoe "you nullify the word of God for the sake of your tradition"(mark 7:13)=> na hoe tsinotsinoavinao ny TA noho ny tradition nao( fandikako teny be fotsiny)
ny nahatonga ny tradition ny fiangonana hanao "batisa" ny zazakely dia noho ny matio 19:13 => avelao ny zaza hanantona Ahy ary aza rarana fa an ny toa zy ny fankajan'Atra dia nametra tanana taminy Izy.
Raha tena mandinika sy miverina mamaky io teny io anefa ianao dia tsy hahita mihitsy resaka batisa aza resahina ao. fametrahan tanana no resahina ao.
ary ny TA raha mijery ianao rehefa misy ny batisa dia miteny direct be mihitsy izy hoe natao batisa i ranona fa tsy nataony sarisarinteny mihitsy. naninona koa i Jesoa niandry efa lehibe vao natao batisa?? nila batisa tokoa ve Izy?? ny atony dia ho modely ho an ny mpino no nanaovany izany.
na sakramenta no hiantsoana azy na inona, dia izao foana jerena hoe inona no lazain ny TA aloha. Fa na dia ny mpino tao atena aza nony nitory i paoly apostoly, tsy nino avy hatrany izy ireo izay nolazainy raha tsy nijery ny soratra masina aloha hoe marina ve ny nolazainy sa tsia anefa i paoly be izao no nitory teny.
tsy omeko tsiny aloha ianao raha miaro be ny tradition ny fiangonana satria izaho ihany koa t@ nandray io fahamarinana io t@ voalohany indrindra dia nahatsiaro tena ho tohana mafy ary niandriandry ela mihitsy aho vao nanaiky. mahery be ny tradition any anaty fiangonana. :( hoy aho fotsiny hoe "try to think outside the box from now on"

18. Rasiligaoma
(
07/12/2006 16:21)
ka le TA koa samy voalaza ao daholo ireo hevitra ireo dia samy mi interpreter aaraka izay reviny rah any fahitako azy manokana..
tsy manana TA eto ambany maso aho fa araka ny fitadidiako dia misy resaka batisan-jazaa voamarin'ny TA aao
de misy an'io an'i DN io koa
io ilay lazaiko hoe izay tianao io r'ianona an

19. ikaretsaka
(
08/12/2006 03:14)
zay zany
Samy manana ny fomba fi interpreteny an'io aby ny olona raha asiana resaka TA , ary samy hitsimpona ao dia hifaninana hitanisa ato indray hanamarinana ny heviny
Samby marina fa samy voalaza ao sy manana ny raison-ny daholo
fa ze tinao atao e..
Raha misy fanontaniana fanampiny dia anontanio I jesoa @ alalan'ny meditation sy vavaka
20. dailynews
(
08/12/2006 15:58)
Matoa mizara na mitory ny olona iray dia satria izay ny "norme"n 'Atra @ filzantsara, izany hoe ny olona rehetra izay mihevitena ho kristiana dia tokony hizara, hifanome courage ho an ny efa mpino ary hizara ho an izay tsy mpino mba ho mpino ary hahalala ny sitrapon Atra ( tafiditra ao ny batisa, ny resaka fanasitranana, ny fianana andavanandro, ny fomba fitiavana olona sns...)
Jesoa niantso ny disciples hanao disciples, na hiantso ny mpianatra hanao mpianatra. Fa tsy niantso ny mpianatra hanao spectateurs ao ampiangonana fotsiny ihany, samy natsoina daholo.(maranaha Ahy hoe Izy ary hataoko ho mpanarato olona ianareo, manaraha ahy ary ataovy mpianatra ny firenena rehetra)
Misy tenina mpanompon Atra malaza izay nilaza hoe: " preaching the gospel is not finished, unless the person becomes a preacher" na hoe "ny fitoriana ny filazantsara hoy izy tsy vita raha tsy lasa mpitory ny olona toriany"
Koa noho izany TSY SANATRIA FIFANINANANA ny eto, fa kosa fitiavan ny hizara izay mba kely fantatra, mba hahazo hery ny tsirairay ary hahafantatra ihany koa hoe: ny zava dehibe indrindra @ Atra dia ny famonjena ny fanahin ny olona iray @ alalan ny finoana sy ny fanarahanaan I Jesoa mba tsy ho very izy rahatrizay miala eto antany.
ny zavatra tsy maintsy atao foana fotsiny, na iza na iza mizara hevitra eto dia izao: mifanaraka @ TA ve?? izay ihany. Averiko indray, ny mpino tao beria( fa tsy atena, azafady), na dia i paoly apostoly aza no nitory dia tsy nino avy hatrany izy ireo fa kosa nandinika ny TA hatrany heo marina ve izany. Koa na I DN na i ranona na i ranona no mba mizara eto ary na iza na iza any ampiangonana. ny zava dehibe dia mijery foana hoe marina ve izany sa diso, fa ny tanjona dia ny ho an ny famonjena ny fanahiko sy ny fanahin ny olona hafa fa tsy ny fandresendahatra olona hiditra @ fiangonana iray na ny fifaninanana sanatria....