Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
21. ikaretsaka
(
08/12/2006 16:24)
dailynews:
Misy tenina mpanompon Atra malaza izay nilaza hoe: " preaching the gospel is not finished, unless the person becomes a preacher" na hoe "ny fitoriana ny filazantsara hoy izy tsy vita raha tsy lasa mpitory ny olona toriany"
dia raha lasa preacher aby de ahoana?
Tsy d'akoro @ io kosa za, tsy maintsy misy kosa foana ny mpitory sy ny itoriana....
jereo ange fa raha izany manjary lasa mifampitory eo de lasa "heresy" ny farany na lasa extremisme...
22. dailynews
(
08/12/2006 16:25)
rasiligaoma> tena ilaiko izany TA izany lazainao izany fa mba tadiavo fa tiako ho hita mihitsy. fianarana tsinona ny zavatra rehetra ary ilaiko izany raha misy.
24. dailynews
(
08/12/2006 17:22)
Novakiako tsara ilay izy. Saingy ny hitako dia ny TA efa fantatro ihany no nentiny nanazava azy.
Ny zavatra iray fotsiny angamba izay tsy fantatry na iza na iza araka ny nolazainy eto ary nahalasa saina ahy foana hatrizay dia ny cor 16:33 sy ny I cor 1:16 hoe: zazakely tsy vory saina (infant) ve ireo resahina ireo hoe ankohonany ireo?? anefa rehefa mijery indray ny definition ny batisa dia mahita fa ny batisa dia batisan ny fibebahana no hiantsoana azy ihany koa. Koa inona ny fibebahana ataon ny zazakely raha izy ireo aza tsy vory saina akory. Efa nolazain ny Tompo fa an ny toa azy ireo ny fanjakan Atra. Koa raha maty izy na tsy nandalo batisa aza dia efa an ny toa azy ny fanjakan Atra. izany mantsy no tena anisan ny mahamaika ny olona hanao batisa ny zaza hoe sao raha sanatria ka maty izy dia mankany @ helo araka ny voalaza ato. Ny batisa dia natao ho any olona vory saina, nanaiky fa nibebaka ary naneho izany t@ alalan ny batisa nony avy eo. Hatrany: mino izay vao batisa.
Fa ilay tapany voalohany resahiny momba ny fundamentalits(raha izay no hiantsoany azy)dia io no hinoako tanteraka.
Fa raha resy lahatra fotsiny ny olona iray hanao batisa zazakely dia hoy aho hoe go for it.. ho ahy fotsiny iny fitsofandrano fa tsy batisa, fa rehefa lehibe ilay zaza dia iny izy no manapakevitra.

25. dailynews
(
08/12/2006 17:28)
ikaretsaka:
dailynews:
Misy tenina mpanompon Atra malaza izay nilaza hoe: " preaching the gospel is not finished, unless the person becomes a preacher" na hoe "ny fitoriana ny filazantsara hoy izy tsy vita raha tsy lasa mpitory ny olona toriany"
dia raha lasa preacher aby de ahoana?
Tsy d'akoro @ io kosa za, tsy maintsy misy kosa foana ny mpitory sy ny itoriana....
jereo ange fa raha izany manjary lasa mifampitory eo de lasa "heresy" ny farany na lasa extremisme...
Marina ny lazainao fa tsy maintsy misy foana ny mpitory sy toriana saingy kosa ny mila fantatra dia ilay avy toriana mila ihany koa mizara fa tsy faly mandray foana fa mba mizara izay azony ihany koa. Izay ilay hoe mpianatra daholo, fa kosa mila manao mpianatra ihany koa. Dia mitohy ny tantara.
26. ikaretsaka
(
08/12/2006 22:03)
ka io ilay tenenina hoe fantaro aloha ny sehatra itorianao fa tsy toritoriana fahatany, sao manao ohatran'ilay temoins de jehovah mitory ao @ ndry masera...
izay vao hoe..kay isika samy isika ity..
tsy ao anaty TA kao aloha hoe i Paoly nandeha nitory tany @ Petera e..sa ?

27. besoiiin
(
10/12/2006 20:15)
ho antsika rehetra
"izay mino sy atao batisa no hovonjena"
condition 2 hidiranao ny lanitra ny batisa sy ny finoana, ary samy hafa mihintsy ireo.
ny batisa dia fanadiovana anao @ alalan'ny fanahy masina ka hanalana ao aminao ilay ota fototra, tsarovy fa notorotoronina tao anatin'ny ota ianao, ary vao latsaka teto antany ianao dia mpanota izay, ary tsy afaka izay otanao izay raha tsy @ alalan'ny batisan'ny FM. anjaranao no misaina sy mandanjalanja we fotoana aiza no tsara indrindra hanaisorana io otanao io, vao teraka 1 volana ve? (adidin'ny ray amandreny efa mahalala sy mino io) sa efa 77 taona? miankina aminao io raha tsy nahavita izany ny RR noho ny tsy fahalalana, tsarovy anefa fa diso lalana tanteraka ianao raha hanao contre-batisa (hanao batisa fanindroany). Satria midika ho fitsipahana fanaovana tsinotsinona, fandavana ary fitenenandratsy ny fanahy izay nanaovana batisa anao voalohany izany, ary izay no mety ho hevitra handavoan'ilay ratsy anao satria mety ho ilay tena FANAHY MASINA no nanaovana batisa anao voalohany,ka saino lalina dia lalina satria voasoratra fa tsy ahazo famelankeloka mihintsy ny miteny ratsy ny FM.

28. besoiiin
(
10/12/2006 20:17)
dailynews>
diso be ianao @ fitsarana ny zaza satria mpanota izy ireo, ary tsy ahazo miditra ny fanjakan'ny lanitra mihintsy ny mpanota, hoy Jesosy, "an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra" fa tsy hoe "azy" na "azy sy an'ny toa azy",(izany we izay manana toetra toa azy fa tsy izy)ary voalaza koa fa tsy ho tafiditra ny fanjakan'ny lanitra raha tsy miverina toa ny zaza, fanahafana ny toetra amampanahin'ny zaza no tiana ampitaina @io fa tsy midika ary tsy misy anizany mihintsy ao @ soratra masina we ny zaza dia marina ka dôfisy mihiditra any andanitra raha vao maty, aza dia adika vilana ny voalaza fa manjary mampivoana olona. ny olona rehetra na zaza na antitra dia mpanota daholo satria notorotoronona t@ ota ka tsisy hiakatra gratuit any andanitra izany raha tsy vita batisa sy voadio.
-mbola diso koa ny fijerinao fa tsy ny nametrahan'i Jesosy tanana t@ zaza akory no nahatonga ny fiangonana sasany (sy arahako) hanao ny batisa ny zaza fa ny hanadiovana ny otany sy hametrahana ny fanahy masina ao anatiny le plus vite possible satria lakilean'ny fidirana ny lanitra io,
mpino ianao ary mino aho fa mahalala tsara fa ho an'izay mino sy efa nampahalalana dia tsy afaka handova ny fanjakan'ny lanitra mihintsy ny olona tsy vita batisa (izay tsy vita batisa dia tsy handova ny fanjakan'ny lanitra) koa apetrako aminao ny fanontaniana, raha sanatria ka maty tampoka t@ mbola kely ny zanakao kanefa tsy vita batisa fa handrasanao hoe lehibe vao atao (bedabe ny cas ohatra anio) dia ahoana? handry v ny sainao kanefa ianao efa nampahalalana sy nahafantatra? handry v ny sainao we tsy voasasa akory ny ota fototra tao anatin'ny zanakao? tsy mba nandray ny FM akory izy fa niaramaty @ otany?! ary ny fanontaniana iray lehibe dia ny hoe afaka handova ny lanitra v izy sa tsia satria tsy vita batisa??? diso hevitra ianao raha mieritreritra fa hiakatra any andanitra izy satria mba mpanota koa izy. tsy hay izay hanjo azy fa ny sur dia hadinina aminao ny ràny satria efa nampahalalana sy nahalala ianao fa ninia nikipy.
-hamaranako azy fa lava loatra, Ny batisa dia iray tsy miverina ihany ary famafana ny ota fototra io, mety foana izay anaovanao azy na fotoana inona na fotoana inona fa ny atao farakizay aingana no tsara indrindra mba hamonjena ny fanahy (izay no antony hanaovana batisa ankamehana raha sanatria misy olona na zaza ambavahoana ka mbola tsy vita batisa)
-raha milaza indray ianao we rehefa lehibe ka mino ary mahatsapa fa feno ota ka mila midio, dia ny fibebahana @Atra sy fandraisana ny FM dia ampy handio anao, fa hadisoana lehibe ary ny we hamerina ny batisa indray.
aoka samy tena hieritreritra sy handanjalanja lalina sy haka ny logiquen'ny Soratra masina vao mandray fanapahankevitra, fa tsy haka ny toko sy andininy vitsivitsy ao @ baiboly fotsiny ka ho tratran'ny fanahy mpamitaka sy diso lalana

30. ikaretsaka
(
10/12/2006 23:40)
aoka samy tena hieritreritra sy handanjalanja lalina sy haka ny logiquen'ny Soratra masina vao mandray fanapahankevitra, fa tsy haka ny toko sy andininy vitsivitsy ao @ baiboly fotsiny ka ho tratran'ny fanahy mpamitaka sy diso lalana
Izayyyy =D
31. maliang
(
11/12/2006 06:12)
tsy batisa ireny natao t@ mbola kely ireny fa fitsofan-drano satria ny zazakely tsy manota ary tsy manana ota ka mila famelana , ny hoe batisa nalevina na nasitrika , izany hoe ny fahotana no nalevina sy nasitrika tsy ho tsarovana intsony , izany no antony anaovana batisa amin'ny rano be tahaka ny natao tamin'i Jesosy , ka rehefa avy atao batisa @ rano ny olona iray dia voadio ary tsy tsarovan'Andriamanitra intsony ny fahotany
32. vista
(
11/12/2006 09:03)
Manahoana daholo,
Amiko alou le batisa asitrika ao anaty rano no izy é, satria ny teny oe batisa d avy @ teny grika izay midika oe asitrika ao anaty rano.
Ny batisa dia mitovy amin'ny fandevenana. zany hoe Mandevina fahotana. Ka izay koa no anisan'ny antony tsy hamadian'ny kristiana intsony. Satria ny zavatra efa voalevina tsy tokony na tsy azo fongarina intsony. Raha vita batisa zany ny olona tsy tokony handeha hamadika ny fahotana efa naleviny intsony.

33. Mandefitra
(
11/12/2006 09:10)
"Zay mino sy atao Batisa no hovonjena", "Raha tsy ateraka indray hianareo tsy mba handova ny fiainana mandrakizay".Raha 10 - 15 ans ny zanakao, tsy natao batisa,nefa efa mahay mandainga,mahay mamalivaly ... mpanota e.Mba hazavao ahy hoe ry zareo anabatista (tsy manao batisa ny zaza), ny hahatafiditra io ankizy io @ fanjakan ny lanitra ra sanatria maty izy, na tonga eny @ rahon ny lanitra Jesosy ?
34. besoiiin
(
11/12/2006 11:45)
tsy hiadiankevitra io fa samy manana ny finoany izay tiany harahina ary nomena saina ny olona tsirairay ahafahany mandinika ka asakasakizay tsy hino fa efa nampahalalaina izy,
ny zavatra tena toheriko marindrano sy tsy possible dia ity, misy olona milaza fa marina ny zaza ary ihiditra direct any andanitra, araka io baiboly izay vakianareo io dia i Jesosy irery iany no zaza tsy nanana ota satria notototoronina t@ FM, ny sisan\'izay ka mbola olombelona koa dia voaozona izy sy ny taranany rehetra fa mpanota daholo, ary tsy ho voafafa izany ota izany raha tsy ny batisa.
Ka tsy haiko na minia mikipy v sa tsy fahalalana sa fanatisme ny anireo izay milaza fa masina ny zaza ka tsy tokony atao batisa.mba omeo kely we azafady raha misy milaza izany ao @io bible io?
ary mba voafaritra hatramin\'ny firy taona mou ilay lehibe ka izay vao afaka atao batisa?
mba omeo kely we azafady raha misy milaza izany ao @io bible io?
ny finoana sasany (sy ny arahako) dia tsy mametra mihintsy ny olona ataony batisa ary indray mandeha iany, ary zaza no betsaka (noho ny antony voalaza etsy ambony), misy moa ny lehibe tsy olana mintsy raha tsy mbola vita batisa t@ FM.
ny we tsy maintsy ajoboka anaty rano indray, nahoana no afaka atao eny ikopa na sisaony na ao @piscine n\'ny fiangonana ilay izy fa tsy tany @rano nanaovan\'i joany batisa an\'i Jesosy mihintsy??? raha izany angeh dia tsisy validé daholo ny batisa ajibika rehetra e satria ny sombiny arahanareo fa ny sasany tsy arahana,
ny batisa dia tsy azo fehezina @fomba ety ivelany, fa miankina @ finoana,
ary aoka mba samy handinika tsara vao manao zavatra fa aza dia resy lahatra @ toko sy andininy iray ao @baiboly fotsiny, ka lasa mibirioka e.

35. Rasiligaoma
(
11/12/2006 15:52)
na atao batisa impolo aza ianao ry zanako tsy maninona rehefa izay ny hitanao fa mety..
na ranobe io na rano kely
na ranomanitra io na ranomaimbo..
na rano madio io na rano maloto..
na rano "vohasina" io na rano "hoanina aman-kodiny"
na ranon-dasopy io na ranon'apango
rehefa ao ny finoanao ry zanako dia mandeha foana io
na tsy atao batisa mihitsy aza ianao ry zanako nefa mino de mety koa!
36. ikaretsaka
(
12/12/2006 04:51)
rasiligaoma:
Eo anosy no tena milay ry anona an
kozy e.. rehefa etanin-pinoana ve ianao ka Raha miteny an izany ve pasteranareo ka mamelatra baiboly hanamarinany azy dia ataony lavage de cerveau ao ianareo de tsy hanao?
=D
maninona moa?
raha mahay mandresy lahatra i pastera sy votompinoana ny olona oe tsy maintsy alona ..de hainy pastera ny manao hoe io ny jordanin'i madagasikara de minoa ahy ianao fa misy hanao ao..
ny an'ny sasany aza piscine sy baignoire ko!
38. Rasiligaoma
(
12/12/2006 19:09)
mety mahatezitra fa dia izany tokoa...
indraindray ange tena i pastera sy ny mpitarika ilay fivavahana tokoa no mahay mandresy lahatra dia mino tokoa ny marivo salosana e.
Dia iny fa dia atao an'izay tokoa

40. besoiiin
(
13/12/2006 07:44)
izay ilay ambarako we mba saino ihany sao dia tratran'ny fanahy mpamitaka.... ka any de tsy hita