Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
61. ikaretsaka
(
17/12/2006 19:32)
ka ilay mi "dip" io ange ry soanja no betsaka ny avis e..
atao izy 1 manontolo sa ny lohany ihany...
friten'i mac do e!

62. soanja
(
18/12/2006 01:12)
ikaretsaka:
ka ilay mi "dip" io ange ry soanja no betsaka ny avis e..
atao izy 1 manontolo sa ny lohany ihany...
friten'i mac do e!
Ao anaty menaka sa ao anaty ketchup no tianao lazaina? Raha menaka mantsy dia midina any ambany aloha zay vao mitsikafona.:D
Raha Ketchup indray de ny loha ihany. Ka batisa tena ny loha ihany (rakotra mbamin'ny lohanorona) dia mimpody ny vatana.:D
63. ikaretsaka
(
18/12/2006 02:04)
aizay indrindra no tiako iverenana:
.
le resaka heo "dip" hatraiza ka hatraiza no hoe dip vao mety?
raisiko exemple ilay frites " ilay frites manontolo sa ny lohany kely fotsiny sa ahoana? -----> any dia efa samy manana ny heviny
Ilay andomana: Rano sa fanahy masina, symbole sa signe sa blessing?
----> any koa de samy manana ny heviny..
Jordany sa ikopa sa koveta sa baignoire sa piscine sa baptismal?----> any koa dia samy manana ny heviny...
rehefa tena aravona ilay izy de tena tsotra ny valiny.... izay tiana io

64. soanja
(
18/12/2006 02:41)
Raha fanazavana resaka le mot To Dip aloha dia tsy maintsy misy resaka loha nalentika vao azo lazaina hoe ni-dip ny zavatra iray, zany hoe ny loha rehetra tafiditra any daholo, mety tsy tafiditra ny tenda na ny hatoka. Fa betsaka tokoa ny dikany raha amin'ny fiteny andavanandro. Raha hi-dip anao amin'ny frite mac do de ny lohany ihany defa mety. Raha tsy izay dia antsoina hoe mihosona.
Raha ny amiko manokana, tsy mieritreritra ny hevitry ny hafa, dia symbole ilay izy. Milaza fa namanareo aho ary Andriamanitra nahatazana ilay fihetsika teo. Ny zavadehibe anefa dia ny ao anaty.
Noho izany dia marina ny anao ry Ika.
Tsy ifanomezantsiny mihitsy io na hoe manakiana ny an'ny hafa. Manaja ny batemy na ny batisan'ny hafa aho fa ilay ianao niresaka baignoire no nahatonga ahy niresaka ny izany.
Amiko mantsy toa ironie ihany ny fivoakan'ilay hevitra teo sa diso aho?

65. ikaretsaka
(
18/12/2006 04:21)
loha.... fa mety koa hoe loha tongotra .... loha tanana .... hahahaha mananihany aho an =))
66. soanja
(
18/12/2006 04:41)
Raha finoana kosa indray ve ny resaka eto dia ho aiza moa ny finoantsika fa tsy ao anaty loha ao ihany (atidoha) de ny fo. Ny fo anefa tsy misy loha mivoaka ety ivelany azo aroboka anaty rano fa io misy maso io ihany.:D:D:D.
67. ikaretsaka
(
23/12/2006 03:48)
finoana aby io ry soanja an...
raha finoana be hoe ao amin'ny tanana ny fototry ny finoana (raha izany noinoanao mafy) dia io no natsoboka tao de........

68. soanja
(
23/12/2006 23:13)
ikaretsaka:
finoana aby io ry soanja an...
raha finoana be hoe ao amin'ny tanana ny fototry ny finoana (raha izany noinoanao mafy) dia io no natsoboka tao de........
De inona no voaray? :roll:
Zah ve de ahoana loatra no hino fa ao anaty tanako ao ny finoako.
Mety ny Batemy ry Ika raha io no inoanao a. Marina e. De mety koa ny batisa raha nijibika aho satria io no hinoako. Ny zavadehibe dia isika sy ianao samy mino an'Andriamanitra ary mahatoky fa ilaina ny batemy/batisa sa diso aho?
69. ikaretsaka
(
23/12/2006 23:23)
io ilay misy milaza ary hoe
Ny finoanao no mitondra an'io ry zanako..
na atao batisa impolo aza ianao ry zanako tsy maninona rehefa izay ny hitanao fa mety..
na ranobe io na rano kely
na ranomanitra io na ranomaimbo..
na rano madio io na rano maloto..
na rano "vohasina" io na rano "hoanina aman-kodiny"
na ranon-dasopy io na ranon'apango
rehefa ao ny finoanao ry zanako dia mandeha foana io
na tsy atao batisa mihitsy aza ianao ry zanako nefa mino de mety koa!
70. soanja
(
23/12/2006 23:57)

Asa lahy io raha io teny farany io.
71. ikaretsaka
(
24/12/2006 00:09)
ka raha nino t@ ora farany kosa nefa tsy vita batisa dia ahoana kosa?
72. soanja
(
24/12/2006 00:22)
De Andrimanitra mahalala izay hanaovany azy fa ZAH tsy hahavaly izany.
Tsy toa io ve moa le resaka tamin'i Jseo teny ambony hazo fijaliana de izy roalahy samy olon-dratsy daholo. De le iray tonga de nahazo ny lanitra eo noho eo.
misy tanteraka ny atao hoe famelan-keloka ka. Ka mino aho fa raha misy ny foibebahana amin'ny farany dia misy ny famelan-keloka amin'ny farany.
Ny hany azoko hiadin-kevitra kely fotsiny fa tsy ho hitako aoa min'ny baiboly fa ny Koran dia tsy mitovy ny valisoa/ paradisa ho azo. Resaka Fanahy io an. Nefa asa lahy?

73. ikaretsaka
(
24/12/2006 01:20)
samy tsy misy mahalala izany...
satria tsy mbola nisy avy tany ka nitantara...

74. soanja
(
24/12/2006 02:06)
ikaretsaka:
samy tsy misy mahalala izany...
satria tsy mbola nisy avy tany ka nitantara...
Ekena ka saingy ny finoana ny fanahy kosa ve de tsy hanome antsika torohevitra rehefa mikatsaka foana isika. Matoa mikatsaka dia mino fa ahita. Nefa asa lahy fa samy mbola tsy nisy tany ka. Io finoana io no ho guide hitondra amin'izany.
75. razaa
(
09/12/2012 23:53)
Samy manana ny fahamarinana daholo ianareo fa ny ahy kosa dia :
ny hoe ;ny zaza dia tsy mbola nanao "acte" manota , dia tsy mpanota ary ny lasitra izay neandraisan'ny otan'ray-reny dia ampy ho azy ny batsisa fitsofan-drano na atolotra satria hoy Jesosy hoe :«avelao ny zaza hanantona Ahy ary aza raràna fa any toa azy ny fanjakan'ny Lanitra» (Matio 19: 14) ,noho izany n'inona n'inona heverina fa loto nateraka t@ io zaza io dia ho voadio maimaim-poana izy nohon'ny Fnahy Masina izay raisiny ;
ahoana no anavahana izany araka ny tenin'i Jaona mpanao batisa hoe :"Izaho dia manao batisa anareo amin’ ny rano ho AMIN'NY FIBEBAHANA; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy (Jesosy)no hanao batisa anareo amin’ ny Fanahy Masina sy ny afo;"(Matio 3 : 11)
Fa ny momba ny rano indray dia izay olona efa mahalala ota no mila miobebaka ka dia tsara rny batisa anaty rano (batisan'ny fibebahana) efa manaiky hibebaka ianao ka hiova fo @ fandraisana an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy dia levonina ,maty manaty rano ny ota dia tonga velona,olom-baovao ka velona anatinao Jesosy manomboka eo (olom-boavonjy no antsoina anao ) " Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio; ny mba ho afaka amin'ny fahalotoanareo rehetra sy ny sampinareo rehetra no hanadiovako anareo.Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.(Ezekiela 36:25-27)