Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
41. Rasiligaoma
(
14/12/2006 16:15)
marina mihitsy izany hoa.
ary iza aloha no efa natao batisa tao anaty piscine e
ary iza aloha no efa natao batisa tao anaty piscine e
42. ikaretsaka
(
15/12/2006 01:17)
tsy za aloha e...
fa izay izany matoa tsy misy miteny intsony...
ireto iznay ny hevitra farany
mety mahatezitra fa dia izany tokoa...
indraindray ange tena i pastera sy ny mpitarika ilay fivavahana tokoa no mahay mandresy lahatra dia mino tokoa ny marivo salosana e.
Dia iny fa dia atao an'izay tokoa
fa izay izany matoa tsy misy miteny intsony...
ireto iznay ny hevitra farany
Rasiligaoma:
Eo anosy no tena milay ry anona an
kozy e.. rehefa etanin-pinoana ve ianao ka Raha miteny an izany ve pasteranareo ka mamelatra baiboly hanamarinany azy dia ataony lavage de cerveau ao ianareo de tsy hanao?
maninona moa?
raha mahay mandresy lahatra i pastera sy votompinoana ny olona oe tsy maintsy alona ..de hainy pastera ny manao hoe io Anosy io ny jordanin'i madagasikara de minoa ahy ianao fa misy hanao ao..
ny an'ny sasany aza ao anaty piscine sy baignoire ko! nandeha satria mandeha ny fandresen-dahatr'i Pasitera
mety mahatezitra fa dia izany tokoa...
indraindray ange tena i pastera sy ny mpitarika ilay fivavahana tokoa no mahay mandresy lahatra dia mino tokoa ny marivo salosana e.
Dia iny fa dia atao an'izay tokoa
besoiiin:
zay ilay ambarako we mba saino ihany sao dia tratran'ny fanahy mpamitaka.... ka any de tsy hita
43. soanja
(
15/12/2006 03:47)
ikaretsaka:
rasiligaoma:
Eo anosy no tena milay ry anona an
kozy e.. rehefa etanin-pinoana ve ianao ka Raha miteny an izany ve pasteranareo ka mamelatra baiboly hanamarinany azy dia ataony lavage de cerveau ao ianareo de tsy hanao?
=D
maninona moa?
raha mahay mandresy lahatra i pastera sy votompinoana ny olona oe tsy maintsy alona ..de hainy pastera ny manao hoe io ny jordanin'i madagasikara de minoa ahy ianao fa misy hanao ao..
ny an'ny sasany aza piscine sy baignoire ko!
Izaho dia natao batisa tao anaty Baignoire. Tsy hitako izay maharatsy azy ary afapo aho. Izaho sy Atra ary ny tokony ho fifandraisanay no zavadehibe.
44. ikaretsaka
(
15/12/2006 04:12)
izay manko...
fa na izany na tsy izany... nahay be ihany ilay pastera nandresy lahatra anao hoe tena ao anaty baignoire no atao ilay izy an... =D ^:^
Samy manana ny finoany marina
mba te hahita ilay ao anosy koa aho na ao anaty piscine raha misy vavolombelona

45. pissoa
(
15/12/2006 16:24)
Za mianjy ny valin'ireto fantanian'i besoiiin ireto nefa tsy misy mamaly akoriny :oops::roll:
1)
2)
1)
ary mba voafaritra hatramin'ny firy taona mou ilay lehibe ka izay vao afaka atao batisa?
mba omeo kely we azafady raha misy milaza izany ao @io bible io?
2)
ny we tsy maintsy ajoboka anaty rano indray, nahoana no afaka atao eny ikopa na sisaony na ao @piscine n'ny fiangonana ilay izy fa tsy tany @rano nanaovan'i joany batisa an'i Jesosy mihintsy??? raha izany angeh dia tsisy validé daholo ny batisa ajibika rehetra e satria ny sombiny arahanareo fa ny sasany tsy arahana,
47. maliang
(
16/12/2006 07:20)
Hoy Jesosy hoe : "aza rarana ny zaza hanatona ahy fa na'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra , dia nitso-drano azy Izy " tsy rehefa mahai mandainga , na mamalivaly ny zaza vao tsofin-drano fa ilay izy mbola kely tsy mahalala na inona na inona iny ( afaka havalona hoy ny tenin'Andriamanitra )fa rehefa mahay manota izy dia Batisa no atao fa tsy fitsofan-drano intsony
50. soanja
(
16/12/2006 18:13)
Ny atao hoe Batisa amiko dia fihetsika symbole na marika ho entina hilazana amin'Andramanitra fa isan'ny vonona handray azy ianao.
Ny tokony ho izy aloha dia ianao efa vory saina tsara no tokony hanao izany satria amin'iny ianao manana ny atao hoe SAFIDY fa raha mbola kely mantsy ianao dia ny olona no misafidy izya ataonao matetika.
Afaka jerentsika hoe manomboka firy taona ny olona iray no azo atao hoe mafonja sy avy aminy ny safidy, ary toa ny ahoana ny olona tsy mana-tsafidy.
Ny hoe ao anaty baignoire na ranon'Ikopa ilay izy dia mety daholo amiko satria tsy ilay ranon'i Jordany no zavadehibe fa ny rano amin'ny sense figure. Ka n'aiza n'aiza misy rano dia mety ilay izy.
Finoana daholo izany.
Azo atao tsara ny mandalina ny atao hoe Batisa raha te ho monamonaina inareo satria resaka lavabe le izy.

51. ikaretsaka
(
16/12/2006 22:43)
ny ahy le hijery olona hatao batisa ao anosy ihany aloha no tsy matiko lolo e
52. ikaretsaka
(
16/12/2006 22:48)
Fa oay... i Ra Jean Batiste tokoa izany t@ nanao batemy an-dra Jesus de ahoana ny teny nolazain'i lery?
"Izaho manao batemy anao amin'ny anaran'i Ray???"
Lery manko @ rano no manao donc tsisy fanahy masina ( voasoratra io an)
"zanaka" no atao ....
"Izaho manao batemy anao amin'ny anaran'i Ray???"
Lery manko @ rano no manao donc tsisy fanahy masina ( voasoratra io an)
"zanaka" no atao ....
53. soanja
(
17/12/2006 00:08)
ikaretsaka:
ny ahy le hijery olona hatao batisa ao anosy ihany aloha no tsy matiko lolo e
ka raha misy rano i Ikopa , ao koa i Sisaony sns dia tsy azoko ny handehanana eo Anosy? 8O
54. ikaretsaka
(
17/12/2006 00:41)
ohatran'ny hoe nisy tao tiberiady, nisy tao efrata, fa naninona no jordana!
tahaka izay izy io ry zanako.. ilay anosy no mba tsara
tahaka izay izy io ry zanako.. ilay anosy no mba tsara
55. ikaretsaka
(
17/12/2006 00:43)
ohatran'ny hoe .. nisy koa ny baptismal, ny koveta, ny piscine, ny baignoire...
fa maninona ny anao baignoire de ny an'ny sasany baptismal?
fa maninona ny anao baignoire de ny an'ny sasany baptismal?
56. soanja
(
17/12/2006 02:45)
ikaretsaka:
ohatran'ny hoe nisy tao tiberiady, nisy tao efrata, fa naninona no jordana!
tahaka izay izy io ry zanako.. ilay anosy no mba tsara
:-D:-D Tena tsy mahita havaly an'ireo marina aho ry IKaretsaka. Asa tokoa re. Ny fantatro momba ny ahy aloha de hoe ririnina be ny andro tamzay ary tsy hahazakany hatsiakan'i White River aho fa tonga de sovoka no azo.:-*:-*
57. ikaretsaka
(
17/12/2006 03:24)
tena raha izaho izany tena asaiko tondrahana rano vohasina ny lohako de vita kabary!
Ny fiana no mitondra an'io ko
Ny fiana no mitondra an'io ko
58. soanja
(
17/12/2006 04:40)
Le tsy azon'iKaretsaka nefa tsy handalina lava eto aho dia ny hoe batisa dia immersion ao anaty rano de mivoaka avy tany no atao hoe olombaovao. Symbolic le izy ary tsy maintsy difotra ianao. Ka tsy azoko hoe ahoana ny hahadifotra ao anaty rano atondraka. Ny Piscine aloha mety ho mety saingy mila rano azo itsanganana koa fa tsy hoe hilomano akory.:D
Finoana daholo zany an.:D
Finoana daholo zany an.:D
59. ikaretsaka
(
17/12/2006 04:58)
taiza tao anaty baib no nisy hoe "immerge"?
nena tena t@ fanahy masina no inoako nanaovana batemy anah aloha e
:?:(:roll:
nena tena t@ fanahy masina no inoako nanaovana batemy anah aloha e
:?:(:roll:
60. soanja
(
17/12/2006 15:11)
Ika> Aza anontaniana hy hoe taiza ao anaty baiboly satria zah sy ianao mahafantatra fa tsy raisina tsi1-1 ny teny ao. Ny hany fantaro dia geste symbolique entina ampisehoana amin'Andriamanitra fa vonona aho handray azy no nataoko ary azo atao tsararaak ny teninoaao anaty saina saingy ny ahy tiako ny nampiarahana geste.
Raisiko ohatra hoe: hanao veloma olona aho dia azoko natao ny hoe "Veloma e" de samy miala saingy nifidy aho hoe aleoko asiana geste le izy mba ho fantany fa nisaraka tsy misy maratra izahay ary ny fo mifangia amin'ny alalan'ny tanana no hampifandray anay amin'izany.
Ny hoe misy teny ev ao dia tsy ho haiko fa ity ny fanazavana etymologique ny atao hoe batisa. Izay avy amin'ny teny Greek Baptisma sy ny Baptizo na Immersion/ the dipping in the water. Fijibihana anaty rano dia ny fivoahana tao. Zany hoe miala amin'ny fahotana dia teraka indray ao amin'i Tompo. Manaiky tanteraka ny batisan'ny Fanahy Masina aho ary io indray dia sarotra azo raha tsy misy fahamasinana goavana. zah manokana aloha dia hinoako fa tsy hahatratra an'io.
http://www.tbaptist.com/aab/baptisminkjv.htm
Mazotoa mamaky raha manampotoana.