L'AVENT .

1. Fiffi ( 01/12/2006 22:24)
Manomboka @ Alahady zao zany ny fetin'ny "Avent" .

L'Avent zany le hatao hoe "fihomanana" ho an'Kristiana .
Inona moa zany hoe fihomanana hatao zany ?

Le symbole principal de l'Avent est sans conteste la lumière, ce qui est compréhensible à cette époque de l'année. La lumière non seulement chasse l'obscurité mais aussi représente l'espoir et la lutte contre le mal.
Au gré des fêtes, l'attente de Noël se transforme en célébration de la lumière et de la fécondité. Les jours sombres se remplissent de lumières.

nefa raha jerena io voalaza io de ny fahazavana aloha no tena fototrin'ny Avent ?
2. ikaretsaka ( 01/12/2006 22:31)
tsotra.. miomana handray ilay Mazava...
3. xxx ( 02/12/2006 03:14)
mbola tsy naheno izany aho.
4. ikaretsaka ( 02/12/2006 04:42)
ka ny anareo ny .. "ARRIERRE" no imatimatesanareo...:wink:
Joke Kristianina (tsy baibolista) io an
5. Achia ( 02/12/2006 05:56)
tsiary mbola nahare raha ty za :roll::roll:
6. Fiffi ( 02/12/2006 07:17)
zany ve ? nanomboka omaly anefa de misy ny "calendrier de l'Avent" heu....zany hoe azo hatao hoe ho an'ny ankizy angamba izy io.

Ho an'ny Kristiana katolika indray....(tsy aiko na ny katolika rehetra an !) de manomboka rahampitso io fihomanana io !
-1er dimanche de l'Avent , de misy ny faha-2 , faha-3 de ny faha-4 moa zany ny Noely .

Les quatre semaines incluant les quatre dimanche précédant la veille de Noël correspondent à l'Avent.
Avent, du latin adventus qui signifie venue, arrivée. Pour les chrétiens, ce terme classique fut employé pour désigner la venue du Christ parmi les hommes.Depuis le pape Grégoire I, nommé aussi Grégoire le Grand, l'Avent représente la période de la préparation de la venue du Christ.

Elle commence avec le 4e dimanche avant Noël et marque le début de l'année ecclésiastique.
7. Fiffi ( 02/12/2006 07:20)
http://www.joyeuse-fete.com/avent.html
http://www.culture.gouv.fr/culture/noel/franc/avent.htm
8. tywa68 ( 02/12/2006 07:47)
Fiffi >=D=D
9. Fiffi ( 02/12/2006 10:52)
Achia:
tsiary mbola nahare raha ty za :roll::roll:
de isak'alahady de misy couronne misy labozia mirehitra miaraka @ jiro kely de hapetraka ery @ autel alohan'ny hanombohana ny fivavahana...


10. MTN ( 02/12/2006 16:22)
=D^:^
11. Imahaka ( 02/12/2006 16:41)
Achia:

tsiary mbola nahare raha ty za :roll::roll:



ka 'nareo manampitsofina sady tsy te ahalala ny fananon'ny hafa ka :°)
12. Achia ( 02/12/2006 17:36)
inona hono izany fanaon'ny hafa izany ry mahaka ?
13. soanja ( 02/12/2006 18:23)
Ka ny fiomanana aloha amiko dia tokony isanandro vaky vao miposaka ny masoandro ka hatramin'i fiposahany manaraka. Tsy misy fotoana manokana. Miandrasa ary ataovy vonona ny fanahinao isan-tsengondra.
14. Fiffi ( 02/12/2006 21:21)
soanja: marina aloha fa tsy misy fotoana manokana ary ny fihomanana isan'andro koa ! Raha arahina ny ao anaty Baiboly hoe "tsy fantatra zay hatongavany fa mihomana fotsiny ianareo" saingy.......

Ity fihomanana ity de ny fahatongavan'i Jesoa , ny nahaterahany zany ! na koa ny fankalazana ny andro Krismasy.
15. xxx ( 02/12/2006 22:47)
Matetika variana amin'ny individualisma ny olona. Ny zavatra aroson'ny "fiangonana" dia heverina ho fombafomba fotsiny sisa, na seho ivelany. Andriamanitra ihany no mahita ny ao am-poko ... Izay tokoa ve nefa ?

Tsy mila tantaraina amintsika ny zavatra iainana isan'andro. Tsy atoro antsika ny fahasarotan'ny fitadiavana sy ny etsetra. Rehefa miresaka fitiavana isika, dia resy lahatra daholo fa mila kolokoloina ny fitiavana sao maty. Toy izany koa no ataon'ny fiangonana ho antsika, ho an'ny finoantsika, ho an'ny fiainam-panahintsika. Mba hanampy antsika hiainana bebe kokoa hatrany ny maha Kristianina, dia manolotra vanim-potoana isan-karazany ny fiangonana hifantohantsika manokana amin'ny zavatra iray, na hanombohantsika sy hanavaozantsika ny ezaka tiana atao isan'andro.

Eny, isan'andro no mila miomana amin'ny fiavian'i Kristy ... Fa tena miomana tokoa ve isika isan'andro ? Araraoty ny Avent hanaovana ezaka betsaka kokoa. Tsy hoe hajanona akory rehefa vita ny avent, fa natao hamelona ao amintsika indray ny ezaka tokony ataontsika io. Misy lohahevitra aroson'ny fiangonana isan'Alahady, dia araraoty ireny.

Efa noresahin'i Fiffi tary ambany tary ny "Fibebahana miaraka", izay hanentanana ny Katolika rehetra amin'izao vanim-potoana ny Noely izao. Mazava ho azy : isan'andro no mila mibebaka sy mifona amin'ny ratsy natao. Fa tena mifona tokoa ve isika isan'andro ? Araraoty izao vanim-potoana izao, araraoty ny fitaritan'ny Pretra sns handinihantsika ny tenantsika.

:)
16. ikaretsaka ( 03/12/2006 04:47)
merci XX
17. Fiffi ( 03/12/2006 07:32)
xxx:

Eny, isan'andro no mila miomana amin'ny fiavian'i Kristy ... Fa tena miomana tokoa ve isika isan'andro ? Araraoty ny Avent hanaovana ezaka betsaka kokoa. Tsy hoe hajanona akory rehefa vita ny avent, fa natao hamelona ao amintsika indray ny ezaka tokony ataontsika io. Misy lohahevitra aroson'ny fiangonana isan'Alahady, dia araraoty ireny.

Mazava ho azy : isan'andro no mila mibebaka sy mifona amin'ny ratsy natao. Fa tena mifona tokoa ve isika isan'andro ? Araraoty izao vanim-potoana izao, araraoty ny fitaritan'ny Pretra sns handinihantsika ny tenantsika.
misaotra anao ry xxx fa nahazahoako lesona goavana aloha ireo voalazanao ireo ka ny zavatra hatao angamba de ny hihomana tanteraka ary hanararaotra tokoa moa izany handinin-tena ,indrindra zao fitombohan'ny Avent androany zao.


18. majesty ( 04/12/2006 07:11)
nenah toa avent foana zany isan'andro raha ny fahitako azy!8O
19. Fiffi ( 04/12/2006 15:06)
ny ahy koh ......
20. booboo ( 04/12/2006 15:44)
xxx > eka ouz !

ho an'ny protestanta, raha manaraka tsara ny litorjia mandritra ireo alahady Advento dia hita taratra @ raha aby aby zay venti-kevitra fonosin'ny Advento zay....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9278