L'AVENT .

41. Rasiligaoma ( 12/12/2006 15:37)
ny lalany efa mazava fa ny anao mankany aminy no amboary e^:^
42. Fiffi ( 13/12/2006 05:41)
marina zany.....
43. tandry ( 13/12/2006 06:29)
ikaretsaka:

tsotra.. miomana handray ilay Mazava...


miarahaba anao @ alalany jesoa kristy :ekeko fa marina izany fiomanana ho kristiana ny l'avent fa ny tena izy dia hoe manao fanolorantena ho ateraka indray sy mandray ny famonjena izay nataony jesoa kristy teo @ hazo fijaliana , manaiky nfa mpanonta mila mibebaka ary mila manao ny sitrapon'ijesoa manaiky ny fitondrany .
44. ikaretsaka ( 13/12/2006 15:07)
tandry:

ikaretsaka:

tsotra.. miomana handray ilay Mazava...


miarahaba anao @ alalany jesoa kristy :ekeko fa marina izany fiomanana ho kristiana ny l'avent fa ny tena izy dia hoe manao fanolorantena ho ateraka indray sy mandray ny famonjena izay nataony jesoa kristy teo @ hazo fijaliana , manaiky nfa mpanonta mila mibebaka ary mila manao ny sitrapon'ijesoa manaiky ny fitondrany .


ooooo...toa karemy indray izay lazai'i tandry izany ko:roll:

45. Fiffi ( 13/12/2006 16:15)
tandry: fiheritreretan-tena sy fihomanana kosa aloha ny Avent an ! fa tsy midika koa aloha zany hoe avela ny hafa....
46. Fiffi ( 16/12/2006 09:15)
Rahampitso ny Alahady faha-telon''ny Avent , hitohy hatrany ny fandinihan-tena sy ny fihomanana.
47. ikaretsaka ( 17/12/2006 05:01)
aza matahotra ho'zy Rapaoly de tohizo ny vavakareo..
izay no theme de reflexion rahampitso alahasy (ooops ny an'ny sasany kay efa alahady)

mazotoa daholo izay manao o
48. Fiffi ( 17/12/2006 12:09)
ity misy fivavahana natokana ho an'ny zao Alahady faha-telon'ny Avent zao . http://eglise.eglisejura.com/?p=118
49. ikaretsaka ( 17/12/2006 14:00)
misaotra an'i fiffii..
zao vo hiangona fa tara de sady aty an-dalana no mi nety hahahaha
50. Fiffi ( 17/12/2006 17:55)
ikaretsaka: de mivavaha ho anay mpanota zany ...
51. ikaretsaka ( 23/12/2006 03:46)
alahady faha efatra amin'ny avent amin'ny alahady izao

"efa vonona isika"
"tongava "
ireo ny teny sy theme de reflexion e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3816