L'AVENT .
21. Fiffi
(
04/12/2006 21:33)
http://www.protestants.org/liturgie/conf_peches/01.htm nahita an'ity akia zah ry booboo ho an'ny protestanta an !
22. ikaretsaka
(
05/12/2006 00:50)
fa ny an'ny sasany hoa tonga de ny HAPPY BIRTHDAY JESUS no vonjivonjena nefa ny fiomanana aza tsy vita akory ko
otran le misy annif ireny de maika hamonjy gateau iznay fotsiny
otran le misy annif ireny de maika hamonjy gateau iznay fotsiny
24. Fiffi
(
05/12/2006 07:03)
ikaretsaka: marina mihintsy io an ! heu...satria fety....nefa hoy aho hoe : raha hanao fety ka tsy hihomana ve de ahoana ?
Fa ity fihomanana ity aloha de zava-dehibe tokoa ka tsy hafangaro @ fety tsotra ireny ! mila ny fo sy ny saina manontolo no hanatontosàna an'io.
Fa ity fihomanana ity aloha de zava-dehibe tokoa ka tsy hafangaro @ fety tsotra ireny ! mila ny fo sy ny saina manontolo no hanatontosàna an'io.
25. ikaretsaka
(
06/12/2006 00:46)
izay anie hoa...
nareo tokoa ve tsy mba mieritreritra fa
na ilay tompompety aza mety ho sorena angamba raha hoe tonga fotsiny ianao hanao ny fetiny fa tsy mba niomana fotsiny..
Ataovy hoe annif anao de tonga fotsiny za..tonga de tsisy resaka fa aiza ny gateau:lol:
soa ihany lery fa andriamanitra

28. Fiffi
(
07/12/2006 06:51)
de asa hoe inona no mba heritreretin'zareo @ zany ? sa ve de hoe tsy olana zany fa aleo hatao de ho hita eo ny valiny ? Satria mino aho fa ho sadaikatra koh ny tompom-pety de tsy sahy miteny ?
35. Fiffi
(
08/12/2006 13:52)
ikaretsaka:saingy misy de misy zany hoe tsy mihomana zany fa de miandry fotsiny hoe ho avy io andro io de hifety zany !
fa ny an'ny sasany hoa tonga de ny HAPPY BIRTHDAY JESUS no vonjivonjena nefa ny fiomanana aza tsy vita akory
36. Fiffi
(
09/12/2006 10:39)
Rahampitso ny Alahady faha-roan'ny Avent , hitohy hatrany ny fandinihan-tena sy ny fihomanana.
37. ikaretsaka
(
09/12/2006 17:04)
Ny zavatra atolotra hodinihina @ ito herinandro faha 2 an'ny Avent ito:
( suggestions tsara ho eritreretina mandritra ny fandinihan-tena sy reflexion sy meditations)
-Ahoana ny fiatefan'ny antson'Andriamanitra ao anatinao ao? Antsoiny haninona ianao?
-Fomba ahoana ny famalianao an'izany sy fampitanao izany eo @ manodidina (ao antrano, ampiasana, ampianarana, eo @ zao tontolo izao..)?
-Amin'izao Avent izao, haninona/ho an'iza, no hiantsoan'andriamanitra manokana anao?

38. Fiffi
(
11/12/2006 06:41)
ikaretsaka:fiheritreretan-tena mitohy hiany ary koa ny fihomanana....
-Amin'izao Avent izao, haninona/ho an'iza, no hiantsoan'andriamanitra manokana anao?
ikaretsaka: tena ho dinihina lalina de lalina io noazainao io.....
40. Fiffi
(
12/12/2006 06:26)
Ny lalan'ny Tompo efa nazava hatrizay ary ho mandrakizay fa isika sisa no miheritreritra hanaraka an'io lalana io....Hivavahana hatrany koh mba tsy ho voarebirebin'ny fahakam-panahy hivily @ io lalam-pahazavana io....