miss serasera 2007
1. caprio
(
21/11/2006 00:07)
vita ny fifidianana miss serasera 2007 ka toy izao ny vao2 voaray avy t@ireo tomponandraikitra nikarakara izany:nizotra atsakany sy andavany ny fifidianana ka tsy nisy ny korontana fa ny ala-bato no tsy fantatra ka araky ny voka-pifidianana dia ny andriambavilanitra Fasaly no voaosotra ho miss serasera 2007 koa dia faly miarahaba anao izahay eto @serasera, koa raha misy teny tianao ambara dia malalaka ho anao izahay.
Bravo fasaly de bizzzzz:P:lol::D
Bravo fasaly de bizzzzz:P:lol::D
novalian'i fasaly ny 01/12/2006 23:11
3. kala
(
21/11/2006 08:18)
fasaly > efa nampoiziko ny hahalany andry ka hahavita ny fifidianana tsy misy second tour.
tena fifidianana miss Royal iny :wink:
:-*:-*:-* =D=D=D=D=D=D
tena fifidianana miss Royal iny :wink:
:-*:-*:-* =D=D=D=D=D=D
10. mamafara
(
21/11/2006 12:29)
tsy naharaka no sady tsy nandrotsa-bato fa saingy miarahaba any fasaly
=D=D=D=D=D:-*:-*:-*
=D=D=D=D=D:-*:-*:-*
11. mamzelkely
(
21/11/2006 12:32)
arabaina fasly zany :-*
de iza ny 1ere dauphine sy 2eme enga anie mbô izah :roll::-/:^):-D:-D:-D
de iza ny 1ere dauphine sy 2eme enga anie mbô izah :roll::-/:^):-D:-D:-D
15. fanaina
(
21/11/2006 14:44)
mamz indry anie ny manaraka eh!! izao vao mipotra avy any!!!
dia miarahaba any fasaly eh, izhao koa efa nahatrapa any izay ihany fa tsy maintsy njy no lazany.:-*
daka salmo fa miteniteny faona
dia miarahaba any fasaly eh, izhao koa efa nahatrapa any izay ihany fa tsy maintsy njy no lazany.:-*
daka salmo fa miteniteny faona
16. fasaly
(
21/11/2006 18:05)
:roll::roll::roll:tena mahita kilalao nare izany an! msotra e! mosotra e! fa avoakako ny tena sariko fa aza diso fanantenàna dool nareo fa tena mifona be an!
i fasaly dia mitondra ny lietra "F" foana fa raha tsy misy an'io fa tsy sariny zay
alefako eto ny sariny refa malalaka:wink:
i fasaly dia mitondra ny lietra "F" foana fa raha tsy misy an'io fa tsy sariny zay
alefako eto ny sariny refa malalaka:wink:
19. fanaina
(
21/11/2006 20:35)
fasaly =))=)) njy ty anky mahita atao mihintsy ko!!!
le sary t2 dinika iny io ko.
le sary t2 dinika iny io ko.

