miss serasera 2007

41. MTN ( 25/11/2006 21:50)
Michael Fasaly :°)
42. fasaly ( 25/11/2006 22:28)
kotjp: io version raika io hono no lany aky:? "vôtany " be:-D:-D shhhh hatsika sy lalao aky io a! betsaka be mitsy ny meva ho miss ao fa zà alou tsy izy fa tsssssssssssssssssssssssssssssssssssssss desolé caprio an!:-*

MTN::roll::roll:fa manin ndray no michael: sao le lazain'i salmo njay io michael io:-D:-D:-D
43. kitjo ( 26/11/2006 11:19)
fasaly> ny anah ko alo njy no fidiko koooooo:}
44. Simpona ( 27/11/2006 12:56)
fasaly, mitamdrema tsara rehefa am pente an.:lol::lol:
Fa io alou mety manao anti jeu e! Mety nisy concurente tao ambadika tao fa notakonany tam kibony :lol::lol:
45. fasaly ( 27/11/2006 21:35)
kitjo: ny ahy njay de injy mitry trotra zao no fidiko aky!:wink: hummmmmm! hay mody niafinafina tany fa kay tena zana-javatra mitsy an!:-P:-*:-D
46. fasaly ( 27/11/2006 21:41)
simpona tsy olana raha voafingana amzao fa raha menjera tsy marary an! mihevotrevtora kely fotsiny de miharina kely de hôoooop! en forme njay:wink:
47. ari.malala ( 28/11/2006 06:55)
fa aza ianjeran'izao fa toundé potsitra ao tsara mintsy an tsisy raisina fa mifotetaka tsara mintsy! =))=))=))=))=))=))
48. fasaly ( 28/11/2006 18:26)
fiasaka mitsy ry ari.malala e! zay handalovany mihonjona dool
49. kitjo ( 28/11/2006 19:17)
o ry fasaly an, za ve akia d ande hitonatonanana hanao anzany?tsy tafakatra a ce niveau kosa e!

aleoko akia resy tsy miady fa mpitehaka fts ra zany kooooo..hihihi
50. mamzelkely ( 29/11/2006 07:43)
51. andry08 ( 29/11/2006 12:44)
sady be airbag no be détente:D:D no sady tsara carrosserie:):)
52. fasaly ( 29/11/2006 19:59)
oujyyyy! nanin i mamzlekely:roll::roll::roll::-*:-*
kijto: minoa fotriny ihany wa! zà mitsy no milaza hoe manja be njy de assuré ny rehetsa:-D:-D
andry= milay lay ngeza otrzao ka!:wink:
53. MTN ( 30/11/2006 05:04)
fasaly:

MTN::roll::roll:fa manin ndray no michael: sao le lazain'i salmo njay io michael io:-D:-D:-D


Fasaly Jackson ary eh:wink::°)
54. mamzelkely ( 30/11/2006 11:50)
:? ka le wa potitra ko imaginer-ko be de aveo le somary miflotte kely iny refa menjera am tany :roll::-D:-D:-D:-D mijery dessin nimé beuu za:?
55. kala ( 30/11/2006 12:59)
fasaly > tinay be foana ndry na hoatran'izany aza :wink:

:-* :-* :-* :-* :-*
56. kitjo ( 30/11/2006 16:25)
fasaly> hihihihi
ao aza e!hay moa misy ilay fitenenana hoe "ny fandraisana anjara no zava-dehibe" sa tsy zay moa?

soa ihany fa hatsikana sy lalao..hhihihi
57. fasaly ( 01/12/2006 23:08)
MTN: fa manin waaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa no jackson???:roll::?:cry:
58. fasaly ( 01/12/2006 23:11)
kala: kitjo: mamz: ka io aza no miss nolaninareo kou! :? izy alou tsy marary raha mitotona e! mievotra kely fotsiny de tafarina njay!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079