miss serasera 2007
21. ari.malala
(
22/11/2006 07:04)
fasaly,=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) mahita atao ky njy ty ka! =))=))=))=)) tena tpt b za nijery anle sary k! norm iany njy ra lany miss fa ao tsara le bika! =))=))=))=))=))
24. Simpona
(
22/11/2006 16:06)
Arabaina i fasaly e, vao maika amlewi io sary io e,
tadidinao le tao am dinika nalefana we les hommes préfèrent les femmes rondes :lol::lol::lol:
tadidinao le tao am dinika nalefana we les hommes préfèrent les femmes rondes :lol::lol::lol:
25. fasaly
(
22/11/2006 17:29)
simpona::oops::oops::oops::oops:
oka ré" marina am lay sary fa menatsa be ny tenanay e!:cry::wink:
io ve mbola ao anatinlay hoe ronde sa efa tsy ronde tsony?????
oka ré" marina am lay sary fa menatsa be ny tenanay e!:cry::wink:
io ve mbola ao anatinlay hoe ronde sa efa tsy ronde tsony?????
26. MTN
(
22/11/2006 18:11)
le razoky ery aorian'i fasaly koa amin'izany manararaotra mizesta hoe mba kelikely ihany
27. Aino
(
22/11/2006 19:14)
Mpandefa : Simpona [ Valio ] 22-11-2006 17:06:46:°):°)=))=))=))
Lohateny : Re : miss serasera 2007
Arabaina i fasaly e, vao maika amlewi io sary io e,
tadidinao le tao am dinika nalefana we les hommes préfèrent les femmes rondes
MTN :-D
28. fasaly
(
22/11/2006 19:37)
MTN:
le razoky ery aorian'i fasaly koa amin'izany manararaotra mizesta hoe mba kelikely ihany
iny njay no tsy hitako:-D:-D:-D:-D:-D
29. ari.malala
(
23/11/2006 07:06)
fasaly:
io ve mbola ao anatinlay hoe ronde sa efa tsy ronde tsony?????
ronde tena ronde tsara mints ky a; sady mafatifaty beuh mampite hanongo mitry hihihi=))=))=))=))=))=))
30. mandrindra
(
23/11/2006 12:25)
hay ve raha vao mitondra ny litera F dia avy hatrany dia fasaly ny dikany e:lol:
32. fanaina
(
23/11/2006 20:09)
ronde tena ronde tsara mints ky a; sady mafatifaty beuh mampite hanongo mitry hihihiho maty tsongo ny ari.malala ao izany fasaly ko hihihi
ari.malala aza hataonjy maty tsongo ao anky izy fa saode mihena eo ah:-D
33. fasaly
(
23/11/2006 21:23)
fanaijna : mismisy ho tsongoina mitsy io ka!:-D:-D na kibikibihinhina aza amazao tsy heno fa metevina ihany:?
35. Simpona
(
24/11/2006 13:19)
fasaly
io indrindra aza no tena ronde, io zao raha vao mianjera de mikodiadia be :-D:-D:-D:-D:-D:-D
io ve mbola ao anatinlay hoe ronde sa efa tsy ronde tsony?????
io indrindra aza no tena ronde, io zao raha vao mianjera de mikodiadia be :-D:-D:-D:-D:-D:-D
38. Bakobako2
(
24/11/2006 17:45)
Tena tsy nahagaga njy Fasaly ra lany , dadany njay iny an , tonga ny konkiransa de fay . tsy nisy sa nanao propagandy akoriny =))=))=))=))=))=))=))=))
40. kitjo
(
25/11/2006 19:33)
woohoooo
arahabaina fasaly e!
efa fatako mitsy vo hitako le sary nanao jupe ballon...hihhihih:D
fa io sarindry version matavy io akia toa tsy mahay miteny gasy akory ko...hihiiihhi
arahabaina fasaly e!
efa fatako mitsy vo hitako le sary nanao jupe ballon...hihhihih:D
fa io sarindry version matavy io akia toa tsy mahay miteny gasy akory ko...hihiiihhi
