Mamim-bahoaka ny FILOHA RAVALOMANANA
1. lagoon
(
12/11/2006 15:50)
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1267
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1266

novalian'i belaza ny 17/11/2006 20:12
2. lagoon
(
12/11/2006 15:55)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img334.imageshack.us/img334/1151/ravaloqh0.png[/IMG][/URL]
4. lagoon
(
12/11/2006 16:09)
Ireo ary ny vahoaka tsy niteny hatr'izay fa dia nijery ny Filoha niasa sy tapa-tsinay nahita ireto mpanohitra ni-wawawa lava e!!
Homany @ izay ny mosoara fa vao santionany ny androany.
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img174.imageshack.us/img174/5911/ra8propagandetu0.png[/IMG][/URL]

6. kitjo
(
12/11/2006 16:19)
fiffi> hihihi...nde hihaino an le hira filamatra @ mbs akia fa te hiaina le ambiance any za
(tiako be le akanjon'i Bodo...hahahha)
(tiako be le akanjon'i Bodo...hahahha)
8. vale
(
12/11/2006 16:29)
hay ve Bodo iny e! manja be marina!... Ravalo, Ravalo hatrany ny aty eeee!.....
9. akama2006
(
12/11/2006 16:49)
tsy mitovy intsony le pokona 2001 sy izao an?sa ahona ry zalahy tim!raha ny sarinareo ao aminy tim no jerena ary ataoko fa nofidiana ny nametrahan azy teo sy ny nangalana azy dia hita hoe sty mitovy intsony ireto olona tonga!:D:lol::-D:-D!
sty ao intsony ilay spontaneité fa lasa madiodio be daholo ny olona !ouuu hay tokoa moa efa mandroso kay moa ny tanana koa!:-D:-D

10. Lejim
(
12/11/2006 16:58)
lol, sady haka ny anjara tee-shirt no nahatongavan'ireo olona ireo! lol
11. lagoon
(
12/11/2006 17:00)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img412.imageshack.us/img412/1442/ra8jerryff0.png[/IMG][/URL]
Aleo aloa asiana Jery Marcos kely e!!
Aleo aloa asiana Jery Marcos kely e!!
12. Lejim
(
12/11/2006 17:05)
Dia Jerry Marcos izao no tena jeren'olona amin'io fa tsy Ravalomanana! :-D
Hijery Ireo mpanakanto sy haka tee-shirt tsy andoavam-bola izany ireo olona ireo.:-D
Raha tany aho dia tsy maintsy ho tonga koa! :-D

13. kitjo
(
12/11/2006 17:19)
mba asehoy ary ny anareo le feeeeeno olona be e!
ka zay ange le lazaina oe tsy mila manao propagandy akory ravalo e!
na ny olona aza tsy mila anaovana propagandy akory fa efa fantany ny safidiny...
mba mampirevy sisa e!
fandraisana anjara (@propany) no zava-dehibe

14. Lejim
(
12/11/2006 17:41)
Ny anay ahoana? F'angaha zah koa manana candidat tohanana? :-D
Fa hita kosa hoe miezaka mafy Ravalomanana, mandany vola be mba ho lany.
Raha ohatra ka matoky tena be izy tsy nanao an'ireo! lol

15. kitjo
(
12/11/2006 17:49)
izay no maha propagandy ny propagandy ko!
volany iny tsitako ze idirana amzany!
ay v enao tsisy kandida tohanana e...d ahoana zany tsy harary fo eo fts?
ravalo refa lany prezidanTSIKA malagasy rehetra na tsy tia azy ary enao manko! so d tsy hainao alo zany e?
sady io tsy hoe tsy tia andravalo za, tsisy tiako koa ny hafa, za tsy handrotsa-bato...dia hoe aleo ary tsy asiana prezida e...:-D:-D tsy maintsy misy ho lany foana io r'ise an!
ka raha tsy manan-kevitra sy tsy manan-kotohanana tsy tokony mimenomenona fa miaritra fts

18. lagoon
(
12/11/2006 18:18)
Misy marary fo eto an!
Inona moa no hita isan'andro t@ gazety Tribune sy LGDI?Hoe efa leo an-DRa8 ny vahoaka,tofoka azy ny firenena.Nefa jereo ny valiny!!
Asa raha mba tonga saina ianareo mitsikera eto fa olona teo @ 1000 fontsiny no tonga nanotrona an'i LahinIranien tao @ Kianja be Mahamasina.Tsy feno akory ny gradin ary vitsy kely ny olona nameno ny terrain.

19. kitjo
(
12/11/2006 18:29)
ieee...reko t@ vaovaon' i Alliance 92 teo ko izay!
ravalo- pety-lahinIranien- ratsirahonana
toa ireo ihany no nanao fa ny sasany hono mivory..hahaha...laozana mihanahana eo sa matahotra tsy hahazo kil?

20. vale
(
12/11/2006 18:44)
Lejim:ka olona firy kosa aza no hifanandrina @ eo!:roll: