Mamim-bahoaka ny FILOHA RAVALOMANANA

41. akama2006 ( 13/11/2006 19:14)
kitjo> mankanesa ianoa ao aminy site ny tim dia ho hitanao ilay 100%:P
42. cabot ( 13/11/2006 21:51)
hono oa dia hitsoaka aiza indray BODO raha sanatria tsy lany ra8 any amerique sa ao comores ah!ah!ah!ih sao dia ohatra any ROSSY eo e!

43. fiaritiana ( 14/11/2006 09:18)
mbola sanatriavina lé oe tsy ho lany rav8 ouéééééééééé!!=D=D
44. akama2006 ( 14/11/2006 10:01)
fiaritiana> raha ny moyen be atosany kosa aloha tokony ho lany izy e!fa avy eo ,inona no hitranga!izao aza tsy mbola herinadro no lasa efa tsy hita ihany ity ny marina!ny constitution misy version maro,ny mpanao lalana manao izay tiany!etc...:oops::D
45. tsingy ( 14/11/2006 10:28)


Tsy ny isan'ny olona no jerena e fa ny valiny avy eo:wink:
Fa zao alou e tsy mitov anlé t@ volou kosa e:-D:-D:-D sa ahona ozy naleo?
46. ronaldo09 ( 14/11/2006 10:50)
Ka ry lerony ange tsy mahalala fa vahoaka hijery no tonga fa tsa mba hihaino hoy i Turbo zay!Za aloha tsy tia fa raha vao tonga aty Russie leiry dia mba tonga aho hijery hoe ahoana zany pozina olana tsy mahay teny frantsay izany!
47. tsingy ( 14/11/2006 10:54)


Nareo any Russie v mahazo mifidy leis?
48. belaza ( 14/11/2006 20:46)
ie mahazo mifidy izahay eto bira!! fa ri tsingy sy ry rônaldô sy ry akama ve nalefa sesintany sa refizé no any ivelany any e? tsy aleo ve hoa lahimatoa aty dago toy izay faralahy any ampita any e?
49. tsingy ( 15/11/2006 08:38)


Ny tany niaviana zany tsy hadino mits na ovina na ovina:wink:In mou ny maharatsy ny aty andafy aminao ry belaza?
Fiainana dôly na any na aty kou sady na zany aza " ZA MBOLA VELONA FONA"zay no zavadehibe amiko.:wink:
50. akama2006 ( 15/11/2006 08:55)
belaza> tsy ho valiako ise satria ataoko hoe teny sendra latsaka iny fanasoketana tsotra iny!:lol::lol:
51. kitjo ( 15/11/2006 15:38)
cabot> k ravalo tsy maintsy lany fa aza matahotra ise k!

ronaldo> olana ho anao mihitsy le tsy mahay teny frantsay an

za koa d tsoriko fa ts mahavoa an le frantsay mihitsy.
Izay anefa no mba tena tombotsoako @ ze tany alehako aty satria tsy mila teny frantsay ireo..mazava ho azy koa tsy Frantsa sy ireo miteny frantsay irery ihany no firenena tokony hiara-miasa amintsika donc tsitako ze olana amzany

zarako aza raha za manokana miala amty France france ty mitsy..marina e!

anisany tombotsoa ho ahy hoy aho teo satria reehfa ao Maurice mi-transit ka feno gasy eo..izaho irery no ts miteny frantsay fa anglisy! dia raisina @ latabatra manokana aho fa tsy miaraka @ gasy sasany...ary hafa mitsy ny fi-traiter-ny ahy fa tena mampalahelo ireo gasy sasany.

sanatria akory tsy hoe maka tombony aho fa mba tsy fidiny ho azy ireo koa ny tsy mahay afatsy teny frantsay!

za aty b namana frantsay fa refa miaraka tsisy afatsy teny anglisy..sinoa raha mahay! satria samy tsy tompontany oa sika!

oka re zay ry rajakom-bazaha an!
52. akama2006 ( 15/11/2006 22:43)
titre:ravalo debout!

ravalo debout na i manana koa!
sefo beloha sy tena katisoa
ilay fitapitaka no anton'izany!
dia ity hoe, minoa fotsiny ihany!


handroso be hono ity gasikara8O
ka roa taona dia vita no nambara8)
nifaly sy nihoby ireto sanana:*
nefa ny tena tsy misy programa!:°)

dia lany ihany ,fa par accident!
nizity izay tsy izy nividy avion
ireto gasy anefa vao avy nigrevy
ka mihevitena ho toy ny anjely!

hay ny tandroka sisa no tsy naniry:twisted:
fa fombany devoly avokoa no mitsiry:evil:
naona izay tsy izy angaha izato izy!:}
ka mibosesika mihinana izay tsy izy!:-P

fa aza miala eo anie ry akama!^^
fa ho hitanla izany hoe ganagana!^^
henjehina sy atao telimoka^^
mety hiafara hatramin'ny vonomoka!^^

efa hita iny ny nahazo andradidy!^^
ka dia anjaran'ialahy no misafidy^^
mikeleza aina mba hanao ny tsara!^^
fa hangidy amin'ialahy rehefa tafala!^^

mpanoratra :Asa vita no ifampitsarana!
AVI
53. rafeh ( 17/11/2006 12:35)
ekeko hoe nahavita izy saingy ireo olona manaraka anan(azy anie ka mitady tee sort amin'izao hoe:{(l):cry::?
54. kitjo ( 17/11/2006 19:54)
k aleo izy omena raha misy ny omena e!
adidy vita fahafinaretana azo!
55. belaza ( 17/11/2006 20:12)
izy ary mba manomé, fa ny sasany ahoana? manaratsy sy manenjika fotsiny tssss!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2101