Mamim-bahoaka ny FILOHA RAVALOMANANA
22. kitjo
(
12/11/2006 19:51)
hihihihi
fa lasa bekibo kely lery
hanararaotra na'io lazaiko io ndray zao ny mpanohatra eto....hahahaha
tairo fa mampisy ambiance e!
fa lasa bekibo kely lery
hanararaotra na'io lazaiko io ndray zao ny mpanohatra eto....hahahaha
tairo fa mampisy ambiance e!
23. Lejim
(
12/11/2006 20:02)
Hitanareo, nareo mihitsy no fanatika and-Ravalomanana! Tohanana foana izy na ratsy ny ataony na tsara. Zah tsy mba otran'izany. Otrany hoe lery dia tena parfait.
Dia probleme-n'lisany koa, rehefa misy olona manome kritika dia lazaina fa mpanohitra e, marary fo e, lol
Tsy hain'lisany marina fa ny politika dia tsy entina amin'ny fo akory fa saina mandinika. Nareo mihitsy no manao politika amin'ny fo izany fa tsy zah velively!
Dia mamparary fo an'lisany raha lazaina fa Jerry Marcos sy ny Tee-shirt no nahatongavan'olona teny fa tsy Ravalomanana.
Na tsy propagandy tsy misy fizarana tee-shirt anie zalahy Jerry Marcos mahavory fokon'olona maro otran'io foana e!
En plus, zah tsy mpanohitra, mpanao kritika aho! :-D

24. belaza
(
12/11/2006 20:02)
izany ka olona mahavita azy mihitsy e! kely fa dadany sady tsy be wa wa
25. kitjo
(
12/11/2006 20:20)
tsy marary fo zany akia za lejim an..any moa oo:-*
tsy nisy niteny mihitsy oe parfait izy fa izy fts aloha no tsara inddra t@ mpitondra teo ary mbola favori @ reo kandida rht ireo
zay fts ange e
fa zao aza oa e, iza ary no tsara amreo e!
tsy nisy niteny mihitsy oe parfait izy fa izy fts aloha no tsara inddra t@ mpitondra teo ary mbola favori @ reo kandida rht ireo
zay fts ange e
fa zao aza oa e, iza ary no tsara amreo e!
26. Lejim
(
12/11/2006 20:26)
Zah izao raha afaka mfidy dia mifidy an-dRavalomanana. Kozy serieux zaigny. Fa zah fotsiny tsy fan an'lery be otranareo, dia manao kritika zah!
Manaraka an'lery angamba zah dia maka an'ilay vehivavy. Mety mi-calmer ilay hetsiketsika politika mafampana any amintsika any ny vehivavy! :-D
Dia izay ihany fa en general mbola tsy misy azoazoko firy ny mpanao politika Malagasy lol

27. sareraka
(
12/11/2006 20:51)
lagoon:
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1267
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1266
tsy mamim-bahoaka izy fa mamin'ny mpisolelaka !tsy mbola nisy koa teto an-tany ka filoha tian'ny vahoaka 100% izany e ianao ve mba nianatra sa ahoana e! ny tena marina dia terena fotsiny izao ny mpanohitra tsy hanao meeting atao didin'ny besandry fotsiny! TSAROVY ANEFA FA NISY FARANY DAHOLO NY ZAVATRA REHETRA raha mbola teto MADAGASIKARA no resahina!
28. Fiffi
(
12/11/2006 22:06)
sareraka:nga hono tsy Madagasikara no resahina eto ? :roll:
raha mbola teto MADAGASIKARA no resahina!
29. lagoon
(
12/11/2006 22:17)
sareraka:
lagoon:
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1267
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1266
tsy mamim-bahoaka izy fa mamin'ny mpisolelaka !tsy mbola nisy koa teto an-tany ka filoha tian'ny vahoaka 100% izany e ianao ve mba nianatra sa ahoana e! ny tena marina dia terena fotsiny izao ny mpanohitra tsy hanao meeting atao didin'ny besandry fotsiny! TSAROVY ANEFA FA NISY FARANY DAHOLO NY ZAVATRA REHETRA raha mbola teto MADAGASIKARA no resahina!
nanao i LahinIranien tao Mahamasina,tsy nahafeno ny kianja akory.
Nanao i Ratsirahonana tany Ambohidrtrimo,nanao ko i Pety tany Fianarantsoa.
Ny sasany dia nijery flôra fontsiny.
Ary izaho tsy niteny hoe 100% mihintsy ry sareraka a.
Tsy hitako koa ange izay mahatonga fofona anao e.Mba ampisehoy eto ny kandidà-nao sy ny sary,sa mbola manatonta bulletins de vote aloa??
:-*
30. bazylou
(
13/11/2006 00:08)
ko any kibony aza uty efa hitresaka koa, jereo ity izy!!! ilay kravaty mena efa iny foana zato volana izay
31. fiaritiana
(
13/11/2006 16:47)
Tsy hitako zé blem na hitresaka ny kibony na tsy misolo kravaty izy!sasao raha malahelo...be kritika tssssssssss:-@:-@
32. akama2006
(
13/11/2006 16:55)
tsy mamimbahoaka izy fa maminy olona tia azy!
ny vahoka tsy iray na roa ka azo atao hoe tai azy na tsy tia azy!
donc ahitsiko izany hoe tiany olona mpanaraka azy i ra8 fa tsy ny vahoka no tia
azy!satria izaho izao dia an'isany vahoka nefa vao mahita ny sariny dia te hiova pejy!^^^^ouaaahhh:-D:-D:-D:-D:-D:-D

33. kitjo
(
13/11/2006 17:29)
ny vahoaka tsy 1 na 2 fa rehefa maromaro kosa anefa dia vahoaka..hihihihiih
34. akama2006
(
13/11/2006 17:51)
raha maromaro miara onina dia hoe mponina,iray tanana dia mpiray tanana raha faritra lehibe dia tononina hoe vahoaka avy etsy ananona fa sty midika hoe vhoka mitovy hevitra!ary le mitovy hevitra samy hafa fiaviany ka tsy azo atao hoe vahoka tsotra fotsiny!:lol::lol::lol:
35. belaza
(
13/11/2006 17:57)
ny vahoaka ry akama de izay rehetra mivoaka ny trano? ka mivondrona aminy toerana iray, ary matoa tafatambatra de iray hevitra, iray tanjona,
36. kitjo
(
13/11/2006 18:03)
ka tsy olana zany fa rehefa tsy vahoaka aza no tia andravalo dia olona marobeeeeeeeeeeeeee e!
mety io?
mety io?
37. akama2006
(
13/11/2006 18:06)
mba asiana rafitra izy io ry belaza a!raha sty izany dia misho azy ho vahoaka daholo rehefa adala sy hendry !ao anatiny vahoka ny olona iray, fa tsy misy afaka mitompo teny manana ny fony vahoka sy avy aminy vahoka sauf les imbeciles et les malades mantales.:roll:8-)8-)
rehefa vita ny fifidianan dia izay lany eo no lanimbahoka (ara demokrasia izay) ary avy aminy vahoka!
kanefa ny demokrasia ihany no mety izay fa ny jadona sy ny mpanjaka sty afaka miteny izay!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

38. kitjo
(
13/11/2006 18:22)
an3...ka vahoaka daholo na adala na hendry ry akama an
ao anatin' ilay vahoaka no misy rafitra amzay oe misy mpanohana misy mpanohitra
misy adala misy hendry
fa tsy hoe ny hendry iany akory no vahoaka fa ny adala zany inona?
ao anatin' ilay vahoaka no misy rafitra amzay oe misy mpanohana misy mpanohitra
misy adala misy hendry
fa tsy hoe ny hendry iany akory no vahoaka fa ny adala zany inona?
40. kitjo
(
13/11/2006 18:37)
ouujjyyy
mahazo dia mahazo tokoa za k!
fa tsy misy mitompo teny fantatra zany ange oe 100% e..ao aza fa 99 e..ihhhiih
1er fts d vita d ampy zay!
more than enough ozizy n anglisy!
bn nuit amzay ny akama fa nde dodo njay lo kitjo fa efa 2h27 maraina kay zao