Mamela ahy hiresaka an' i Amma

1. rakaroka ( 02/11/2006 17:27)
Eto amin'ny takelaka fivavahana sy finoana isika!
fiheverako tokony ho "sommet" tokony resahina eto
tsy i Jesoa ihany na Bouddha, sns... Fa misy an'i "Amma" koa!
Fa maninona no i Amma?
Satria ny tsy fantatra no ampahafantarina, rahateo
"contemporain" izy no nahazo ny Prix Interreligieux de NewYork(ICNY) tamin'ity taona ity!Lauréat de prix Nobel de la Paix tamin'ny taon-dasa. Ny Nations-Unies
mi-reconnaitre ainga, hetsika aram-panahy, fitiavana sosialy ataony. Ary maro ny vazan-tany efa misokatra aminy
Ka ahoana mety ve sa tsia ny fitondrana resaka eto
mikasika ity étrange créature ity izay baiboly fiaina mivelatra ho an'ny monde iainantsika ...ankehitriny
novalian'i prime ny 13/12/2006 10:44
2. rakaroka ( 02/11/2006 17:32)
Azo jerena mikasika azy ohatra ny
Amma-europe.org
3. rakaroka ( 02/11/2006 17:36)
www.amma-europe.org
raha tsy misokatra dia afaka mijery ao amin'ny Google
azafady!
4. prime ( 03/11/2006 09:01)
Ho ento ary ny fampianaranao...
efa fantatra mantsy fa mpaminany hindoue i amma raha ny fahafantarana azy...
5. xxx ( 03/11/2006 18:13)
Noheveriko fa fiteny any Mahajanga izy ty ny any mantsy mazana miteny hoe amma laholo :-D:-D
6. rakaroka ( 03/11/2006 22:28)
Dia misaotra vonona hihaino..., tsy afeniko fa mahafinaritra ny hoe misy sofim-panahy liana ny tian-ko ho lazaina ihany!...
Tsy nampahafantarin'olona tahaka anareo izao aho fa "par curiosité no nahafantarako" an'i Amma! Curieuse aho satria nanana namana faran'izay dure BBBBbbbe izay aho miara-mipetraka amiko, izany na rainy na reniny na vady sns... tsy misy mahateny azy amin'ny tsy mety ataony mihitsy fa dia niova izy: tena niova e, tena niova TANTERAKA, niova BBbbe hatramin'ny sakafo arosony ahy aza... Avy eo mbola nisy namany hafa maro nasainy nanampy ahy tamin'ny zavatra nilako fanampiana vitsivitsy! Dia gaga BBbe aho hoe fa ahoana aza no misy olona Ambony Bbe tahaka ireny afaka manampy ahy "gratuit" amina
karazana "cours maitrise-na hi tech ireny"!...
7. rakaroka ( 03/11/2006 22:39)
Dia nanomboka teo no nohadiadiako niainga tamin'ny sakafo naroso ahy ...à base Ayrvédique kay, izany hoe misy karazana épice hono izany tsikaritra ara-pandinihina sy fikarohana mihitsy fa ilain'ny vatana
ka arakaraka ny hoe matavy na mahia na antonony!...
Dia nataoko mangiana ny fikarohana ny dossier mifandraika tamin'izay nahitako ny anaran'i Amma!...
Dia nitihy foana ny fanadihadiako mikasika azy hatramin'ny curiosité farany teo nihaona taminy tatsy "GERGY Pontoise"...
8. rakaroka ( 03/11/2006 22:55)
Ny "charme" tamin'ny fahatongavana dia "coeur" mena
maro BBbbbe no nitsena mirantiranty mameno ny trano.
Tsy nisy police mandamina tahaka ny mahazatra rehefa bobaka Bbbe ny olona fa voafehin-drizareo tanteraka
ny lamina!
Fa filaharana izany an : Olona 7000 teo!
Nandeha tany koa aho satria nisy olana nianjady tamiko izay tsy voavahy mihitsy na dia efa nentina tamim-bavaka matetika aza... ! Io olana io efa folo taona mahery!...Iza no mahita?...Dia nilahatra teo amin'ny DHARSAN aho (izany hoe ilay horaisiny)!
Nanomboka ny fotoana: Ny lehiben'ny croix rouge teto France aloha no niarahaba sy nirary soa ary nanolotra rojom-boninkazo azy, dia nisy iray hafa,
dia nisy filazalazana tsotra mikasika azy:

9. rakaroka ( 03/11/2006 23:07)
"Grâce à ses extraordinaires actes d'amour et de sacrifice de soi,Mara Amritanandamayl ou Amma(Mère), est devenue chère à des millions de gens dans le monde ( efa 24 millions ny olona nofihininy...Na ny star malaza indrindra na chef d'Etats ary na ny Pape kosa iarahantsika manaiky fa tsy nisy izany!). Tsy hoe vedetisme fa olon-tsotra tokoa izy. Teraka tany Inde du Sud tany amin'ny sisiny Kerala. Hatry ny fahakeliny izy dia antra olona. Toa tsy eken'ny sainy mihitsy hoe misy fadiranovana ny olona , tamin'izany aza dia efa niezaka nanampy ny manodidina azy foana izy!...
10. rakaroka ( 03/11/2006 23:24)
Fa izay tena misarika indrindra dia ny fampianarany
"Universelle" BBbbe mihitsy (koa mitety firenena izy dia henoin'ny maro ko!mahasarik'olona e) rahateo arahin'asa mipetrapetraka tsara mbola ezahiny ho eran'ny vazan-tany : ny monde manontolo fa tsy hoe Inde ihany!
Rizareo aza anie nanampy an-drizareo Amerikana tamin'ny cycline Katrina 1 million de dollars! Mbola niampy fanampiana service isan-karazany nataon'ny groupeny.
Tamin'ny Tsunami nahaorina trano 6200 ho an'ny traboina rizareo miammy ny fanampiana isan-karazany.
Nanao hopitaly, fianarana, Université sns...
Tena maro e....
'za mpiaiky grand oeuvre ity am-pitetezana ny tour Eiffel, ny Statut de liberté,sns fa mbola niakikt lavitra BBBbe aho fa tsy nisy nahavita asa GOVANA BBBBbe tahaka ity indray hatramin'izao!Na raha misy dia ilazao aho!...
11. rakaroka ( 03/11/2006 23:33)
Hafakely ny fampianarany:
Mino an'Andriamanitra isika hoy izy, mivavaka, ny zava-dehibe angamba dia tsy ny hoe hifanditra amin'ny tsy fitovian-kevitra fa hoe niainantsika araka ny tokony ho izy ve ilay fivavahana ataontsika?... Dia mampianatra tahatahaka izao izy:
Nisy olona nilaza tamin'ny mairie fa midy diso kely ny "faire-part" mariage izay nataony ka tokony hahitsy.
Dia inn no diso? ny date ve?
Tsia!
Ny toerana ve?...
Tsia
Ny fotoana ve?...
Mbola tsia
12. rakaroka ( 03/11/2006 23:44)
Ka inona aza?...
Dia hoe ilay anaran'ilay marié(e) no tokony ovaina!
?????:lol::roll::idea:
Feno hevi-dalina mampieritreritra ny olona satria fiainany andavan'andro!...
Nisy fampianarana hafa koa:
Marary saina iray nanantona psy fa hoe 1m70 fotsiny hono izy, ny fiarany, ny tranony hono, tsy lafatra loatra!
Dia nampiononon'ilay psy izy hoe inn indray no mahaory anao?.... dia nilefaka ihany fa nony nivoaka avy tao hono izy nifanena tamin'ilay namany 1m80 teo amin'ny Parking teo am-pandraisana ny fiarany mbola tsara noho ny azy dia niverina indray ny aretiny, dia niverina tany amin'ingahy psy izy:
Namaly io hoe ka iny namanao iny anie no marary vao avy nivoaka teto amiko talohanao e!....
????:roll::oops::wink::idea::idea:
Misy fampianarany maro tahatahaka izany!
Fiheverako plutot filozofia no andraisako ny fampianarany fa tsy fivavahana bien que hoe mivavaka
ho an'ny olon-drehetra tsy ankanavaka mihitsy izy!...
13. rakaroka ( 04/11/2006 00:06)
Hamaranako ny ampahany mikasika an'i Amma angamba dia
quelques dates:
Efa voalazako tery ambony ny prix azony taona 2006 sy 2005
Tamin'ny 2004:nanao "discours-clé du Parlement des Réligions du monde" tany Barcelone" izy.
Tamin'ny 2003: 50 ème Anniversaire-ny: rassemblement international pour la paix et l'harmonie dans le monde.
Tamin'ny 2002:Mouvement mondial en faveur de la Non-violence décerne à Amma le prix Gandhi-King pour la Non-Violence aux Nation-Unies à Genève.
2000: Orateur principaux du Sommet pour la Paix de Millénaire à l'Assemblée générale des Nations-Unies à New-York.
1995 célébrations inter-religieuses pour le 50ème anniversaire des Natios-Unies à New-York:Allocution de Amma!
1993: Amma est invité à prononder sa discours au Centenaire du Parlement des Réligions du monde à Chicago . Elle est désignée par la parlement comme un des présidents...
Hadinoko: nivaha ilay problème nanahirana ahy ny andro nandehanako nihaona taminy!...
Hatreo angamba aloha!...
14. soanja ( 04/11/2006 05:46)
mazotoa aky Rakaroka de tantarao anay izay tany rehefa avy eo. Misaotra.
15. rakaroka ( 04/11/2006 14:57)
Ny tsy maintsy hanohizako ny resaka angamba dia ny approche eo amin'ny mety ho "conflit"n'ny fihazonana ny fivavahana izay efa natao!
Raha nanontaniana i Amma hoe inona ny religion-nao?...
C'est l'Amour et elle ne demande à personne de changer de religion.
En faite manazava mikasika "Compréhension mutuelle et coopération entre les Religion izy:
Toute religion a deux aspect: d'une part les enseignements philosophiques tels qu'ils sont exposés dans les écritures, d'autres part la spiritualité.
Le premier aspect c'est l'enveloppe extérieure de la religion, alors que la spiritualité en est l'essence....
16. rakaroka ( 04/11/2006 15:03)
La spiritualité est l'éveil à notre nature réelle. Ceux qui font l'effort de connaître leur Soi véritable sont les vrais croyants. Quelques soi notre religion, si nous comprenons les principes spirituels, il est possible d'atteindre le but ultime, la Réalisation de notre vraie nature. Si une bouteille contient du miel, peu importe sa couleur:Inversement, si nous ne parvenons pas à assimiler les principes spirituels, la religion ne sera de plus qu'une foi aveugle qui nous lie.
17. rakaroka ( 04/11/2006 15:08)
Le but de la religion est de créer en nous une transformation intérieure. Pour que cela sz produise, il est indispensable d'assimiler la spiritualité, l'essence de la religion. C'est l'unité des coeurs qui crée l'unité religieuse.
La religion est comme un panneau indicateur qui montre la voie. Mais le but à atteindre, c'est l'expérience spirituelle.
18. soanja ( 04/11/2006 20:41)
rakaroka:

Ny tsy maintsy hanohizako ny resaka angamba dia ny approche eo amin'ny mety ho "conflit"n'ny fihazonana ny fivavahana izay efa natao!
Raha nanontaniana i Amma hoe inona ny religion-nao?...
C'est l'Amour et elle ne demande à personne de changer de religion.
En faite manazava mikasika "Compréhension mutuelle et coopération entre les Religion izy:
Toute religion a deux aspect: d'une part les enseignements philosophiques tels qu'ils sont exposés dans les écritures, d'autres part la spiritualité.
Le premier aspect c'est l'enveloppe extérieure de la religion, alors que la spiritualité en est l'essence....


Ahan tena mahaliana tokoa izy izany sady tena amin;ilay itivako azy mihitsy. Mety hotsidihako koa zany ity site ity fa misy ifandraisana be amin'ny fomba fisainako sy ny tiako hitondrana ny finoako le izy. Misaotra anao Rakaroka nitondra vaovao. Soanja.


19. prime ( 06/11/2006 08:07)
rakaroka> misaotra anao...
fanamarihana kely fotsiny, ny kristianisma tsy \"réligion\"... fa io lazainao io izao no azo lazaina ho réligion...
20. rakaroka ( 06/11/2006 18:40)
Soanja sy Prime: Na tsy fantatro loatra aza 'nareo
tsapako fa isan'ny "merveilles" de ce monde:Hibaliaka indrindra koa ny fiainanareo!...
Misy tenin'i Ammma izay:
"L'Amour est notre véritable essence.
L'Amour ne connait pas de frontières, de caste, de religion, de race ou de nationalité;
Nous sommes tous des perles enfilées sur le même fil de l'Amour."...
Le Christianisme dit:"Aime ton prochain comme toi-même.". L'hindouisme dit: "Nous devrions prier pour que les autres aient ce que nous désirons pour nous-mêmes.". L'Islam dit:"si l'âme de ton ennemi tombe malade, tu dois le soigner." Le Judaisme dit: "Hair son voisin, c'est se haîr soi-même".
C'est le même message, exprimé de façon différente!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2331