hilalao pseudos
1. kala
(
04/10/2006 14:37)
Ndeha ndray hilalao ê! :D:D:D
Momba ny pseudo n'ireo namana eto amin'ny serasera no hataontsika.:wink: tsisy tezitra eo fa lalao an!
Isaky ny miditra eto hianao dia jereo ny alfabeta farany teo alohanao dia tohizo hatrany.
Ny alfabeta iray dia anomezanao anarana mpikambana telo. Dia toy izay hatrany. Ao anatin'ny 10 segondra dia tokony hovitanao izay. Rehefa tapitra ny alfabeta dia miverina any amin'ny "a" indray :-D:-D:-D
(Zà aloha tsy mahita izay fotoana laninao ao fa mba milalao fotsiny ê!)
Mazotoa ary!
A : Aino - Angie - Anna999
B : Booboo - Bilakarenjy - Boubounezy

novalian'i kala ny 14/11/2006 08:53
3. kala
(
04/10/2006 15:17)
=D=D=D=D pissoa
aleo tsy tohizako ny "d" fa iandrasana izay mandalo hafa ê! :-D:-D:-D

6. vale
(
04/10/2006 15:51)
lemenakely boka:-P fa mandingana be:lol::lol:
tohiny: nahita 1 za > Dago (tena misy io fa tsy noforoniko an!:wink:)

8. lemenakely
(
04/10/2006 16:13)
vale:
lemenakely boka:-P fa mandingana be:lol::lol:
tohiny: nahita 1 za > Dago (tena misy io fa tsy noforoniko an!:wink:)
ka tsy maintsy mandingana zana-tohatra e!
10. pissoa
(
04/10/2006 17:04)
Raha tsy nitriche zah dia tsy nadinoko njy :-* ... fa zah nitriche nijery le tao am'fandraisana ao aminn'ny namana :oops::-D:-D:-D
e ... :roll:
e ... :roll:
14. Bakobako2
(
04/10/2006 18:55)
Euuuuuuuuh!
lôzana mimeme fotsiny
D. Dadabe,Dadavy, Dasanga
E. Elatra,Enjanabe,Enao
eny zany fa zay de efa nisy nandingana teo e!:b:b:b

17. Bakobako2
(
04/10/2006 19:29)
ka tsy miteny ndray vale fa mbola ela be vô Vale
hi hi hi iôôôôô !
hi hi hi iôôôôô !