hilalao pseudos
45. ramialy
(
05/10/2006 12:01)
mandrindra:hitako:-D:-D:-D
danz be izany abidian' i diamondra27 izany an, k q w,
46. kala
(
05/10/2006 12:10)
diamondra > malahelo sao tara ny W dia novonjivonjena ndray ry wata an! :wink:
milay ka!:-D:-D:-D
R zao! aleo hizestiavako kely eto :oops::oops:
R : Ravatorano - Ragadona - rabaradaka
:D de ampy
S manaraka eo
milay ka!:-D:-D:-D
R zao! aleo hizestiavako kely eto :oops::oops:
R : Ravatorano - Ragadona - rabaradaka
:D de ampy
S manaraka eo
49. xxx
(
05/10/2006 13:28)
hery:
S: sera7 sera8 sera9 sera10 sera11 Tena misy ireo :-(
sera7 sera8 sera9 sera10 sera11 cazal :-D
56. bilakarenjy
(
05/10/2006 16:01)
Tena maty tour iray ve za vao nahita ity kilalao mahafinaritra ity le!.
kala-ketaka-kilalaka
lemizo-lejoma-mi-....lay.
tsy nisy folo segondra akory dia vita e!
kala-ketaka-kilalaka
lemizo-lejoma-mi-....lay.
tsy nisy folo segondra akory dia vita e!
59. lavatsofina
(
05/10/2006 16:14)
koa manenjika ilay fahatarana dia aleo aloha atomboka amin'ny efa hay e!
60. bilakarenjy
(
05/10/2006 16:24)
Izany tokoa ry lavatsofina ,tena arakao indray iny paika iny ,andraso ary fa hiandry amin'ilay tena haiko aho dia ho avy .
zandrikely-zenaida-zokybe
aino1-angie1-anna998
zandrikely-zenaida-zokybe
aino1-angie1-anna998