hilalao pseudos
86. kala
(
13/10/2006 13:46)
ikalakintina:
ity ary ny valinkafatra ry kala!
h:
hery
hajasoa
henintsoadofine
voaray éééééééééééééééééééééééééé=D=D=D=D
fiderana > efa mandeha ny vote fa manaova pub
87. totofy
(
13/10/2006 20:25)
T : totofy, totofy ,totofy:-D:-D:-D nanendry tena fa tsy misy mahatsiaro !
88. kala
(
15/10/2006 08:40)
totofy â! na tsy soratako eto aza ange efa tsaroana foana isanandro ê! ao ampoko(l)(l)(l):*:*:*
90. jentilisa
(
21/10/2006 07:29)
Tssss.... le J ve dia tsy hitanareo?
Jentilisa, Jentily, Jody...:°)
Jentilisa, Jentily, Jody...:°)
91. bilakarenjy
(
11/11/2006 23:07)
ary ilay K indray : tsy mandeha lavitra za fa :
kala ,de iza koa re!,tsy maninona raha miverina indroa an!,de :-@:-@:-@:-w:-w:-w....tohizo rangaha izay mahay fa io no tena akaiky ny masoko eto sady efa te-hatory za izany :D
kala ,de iza koa re!,tsy maninona raha miverina indroa an!,de :-@:-@:-@:-w:-w:-w....tohizo rangaha izay mahay fa io no tena akaiky ny masoko eto sady efa te-hatory za izany :D
92. kala
(
13/11/2006 07:07)
efa nifoha ve i bilakarenjy sa nihinana sôminifera bedabe :-D:-D:-D
:*:*:*:*:* daholo, tsy hoe rehefa :* dia hafa eo ndray ny saina :twisted::twisted::twisted:
=))=))=))=))=))
:*:*:*:*:* daholo, tsy hoe rehefa :* dia hafa eo ndray ny saina :twisted::twisted::twisted:
=))=))=))=))=))