tsita fa tazana
1. bmw307
(
11/09/2006 16:37)
misy no milaza fa tsimitombona hono io teny io , nefa aho milaza fa mitombona io .Ohatra fotiny hoe:miarihary ohatriny vay hankandrina , itan'olona fa tsitazantompony.:-D:-D:-D
novalian'i mandrindra ny 28/09/2006 09:24
2. Fiffi
(
11/09/2006 18:48)
raha ohatra ka io vay io kosa aloha de mety ho marina fa raha ohatra hoe olona de tsy marina kosa eh!
3. pissoa
(
11/09/2006 19:01)
Sao tsy io no noteneniny hoe tsy mitombona fa hoe tsy hitan'ny olona iray, nefa tazan'io olona io ihany ...
Ohatra hoe tsy hitan'i pissoa fa tazan'i pissoa :-D:-D:-D
Ohatra hoe tsy hitan'i pissoa fa tazan'i pissoa :-D:-D:-D
5. Fiffi
(
11/09/2006 20:38)
fa inona no mahasamy hafa ny hoe tazan'i pissoa sy hoe hitan'i pissoa ?
6. soanja
(
12/09/2006 04:22)
Zany ve tsy mitovy amin'ilay hoe: "voan'ny masobe tsy mahita" ry bmw307?:wink:
8. mbaliana
(
12/09/2006 08:04)
angamba le tazana tena tsy assurer-na tsara hoe tena ilay izy iny ... fa le hita dia tena sur tokoa hoe iny eny le izy ...
17. pissoa
(
13/09/2006 17:27)
mandrindra ... dia tsy mety izany ilay hoe:
- Iny misy rôplanina eeeee
- Aiza koa zany? :roll:
- Iny ve dia tsy hitan-dry e? Iny eeee :-D:-D:-D
fa tokony hoe iny ve dia tsy tazan-dry e?
- Iny misy rôplanina eeeee
- Aiza koa zany? :roll:
- Iny ve dia tsy hitan-dry e? Iny eeee :-D:-D:-D
fa tokony hoe iny ve dia tsy tazan-dry e?
18. Fiffi
(
13/09/2006 17:46)
ohatran'ny hoe le tazana nadalo kely fotsiny fa le hoe hita tena hita akaiky ?
20. Fiffi
(
13/09/2006 20:10)
an3 kah! io indray ohatran'ny hoe heritreritra raha ny fahazahoako azy an!
Ohatra hoe milaza zah hoe "indry tazako eto indray , ilay tanana maminay" ohatran'ny hoe mijery sary ny fahazahoako an'io .
Ohatra hoe milaza zah hoe "indry tazako eto indray , ilay tanana maminay" ohatran'ny hoe mijery sary ny fahazahoako an'io .