tsita fa tazana

101. pissoa ( 18/09/2006 19:39)
hitako hatraty ny ditran'i mandrindrakooooo :-D:-D:-D
102. Fiffi ( 18/09/2006 21:01)
:-D
103. cutie ( 18/09/2006 21:17)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-09-2006 11:12:57
Lohateny : Re : tsita fa tazana
cutie, tazanao amin'izay ve aho?

le :*:*:*:* ihany no tazako :-D
104. mandrindra ( 19/09/2006 12:51)
cutie, tazana fotsiny ve fa tsy tsapa akory:°)

pissoaaaako, aiza izay ditrako eo?
105. cutie ( 19/09/2006 19:17)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-09-2006 14:51:49
Lohateny : Re : tsita fa tazana
cutie, tazana fotsiny ve fa tsy tsapa akory

tsikaritry mandrindra fa tsapako le :*:*:*:*
106. mandrindra ( 22/09/2006 13:19)
:*:*:*:*
107. pissoa ( 22/09/2006 17:03)
mandrindra:

pissoaaaako, aiza izay ditrako eo?

mandrindrakooooo, io ve dia tsy hita e ... zavatra hitam-poko hitam-pirenena io :-D:-D:-D

108. mandrindra ( 26/09/2006 09:21)
pissoaaaako, ka izaho sady tsy mahita an'ilay izy no tsy mahatazana fa mba atondroy.
109. mimich ( 27/09/2006 08:11)
pissoa> ndry ve de de manaiky hataon'i mandrindra we "pissoa- ako(ho)" :-D
110. pissoa ( 27/09/2006 17:34)
mandrindrakooooo, io ve dia tsy hita e ... iiiiiiiio eeeee :-D:-D:-D
Njy ry mimich an .... :oops: tsy akoho zany io fa ko fotsiny :-D:-D:-D
111. mandrindra ( 28/09/2006 09:24)
pissoaaaaakooo, izaho tsy maditra izany fa mba hazavao aloha izay antsoinao hoe ditra e :wink::-D:-D

mimich, zah kosa tsy nanao an'i pissoaaaakoooo hoe akoho izany e. sa ianao in dray no ho antsoiko hoe mamimich :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1617