tsita fa tazana
85. mimich
(
15/09/2006 11:51)
bmw307:
misy no milaza fa tsimitombona hono io teny io , nefa aho milaza fa mitombona io .Ohatra fotiny hoe:miarihary ohatriny vay hankandrina , itan'olona fa tsitazantompony.:-D:-D:-D
samy hafa ny hita sy ny tazana
ny tazana tsy dia misy attention kokoa ny fijery miohatra amin'ilay hoe hita.
toy ny hoe mandre sy ny mihaino , tsy mitovy ny degré n'ny attention n'oll eo am-panaovana ireo hetsika 2 ireo , dia torak'izany koa ny vokany avy ee. ny olona na zavatra hita mety ho azonao ny manome fanazavana mazava sy amin'ny antsipiriany , fa ny tazana dia fanazavana amin'ny ankapobeny sy tomba maso no azo omena.
(miala tsiny am le vary amin'anana ee)
86. prime
(
15/09/2006 12:23)
cutie, mandrindra> herimahefasoa le 3 sy 4 ihany (raimbl)...
mimich> =D
mimich> =D
88. cutie
(
15/09/2006 14:08)
marina zany le nolazaiko we raimbl :lol:
tsikaritro namaly i mandrindra :*
tsikaritro namaly i mandrindra :*
91. pissoa
(
16/09/2006 16:02)
mandrindra:
pissoa, io akapobeny fa misy fitsipika iray koa, rehefa zavatra voafaritra tsara dia atao hoe hita satria ny lavi-toerana aza, dia toy ny akaiky ihany satria précis.
Hmmmm, mazava fa misaotra betsaka :-*:-*:-*
92. bmw307
(
16/09/2006 16:44)
tena ts!!!!!!!!!fa inona foana ary ity ataon'areo ity ny mandrinda sy gutie e!
99. nivofah
(
18/09/2006 08:10)
booboo:
hita : akaiky
tazana : lavitra
io koa no natoro anà
io no izy hita azo lazaina @ antsipirihina
tazana @ ankabobeny