tsita fa tazana
24. Fiffi
(
13/09/2006 22:17)
ny fahazahoako azy hoa ny tazana de olona nandalo fotsiny ! ohatra hoe nandalo ndry de tazako !
26. Fiffi
(
14/09/2006 06:26)
tsikaritra ......tena very akia zah an! tsy arako intsony hoe inona no inona :oops::-D
27. mandrindra
(
14/09/2006 12:37)
pissoa, io akapobeny fa misy fitsipika iray koa, rehefa zavatra voafaritra tsara dia atao hoe hita satria ny lavi-toerana aza, dia toy ny akaiky ihany satria précis.
cutie, ny tsikaritra indray dia hamoakaa hevitra ambonin'ny zavatra hita
cutie, ny tsikaritra indray dia hamoakaa hevitra ambonin'ny zavatra hita
28. cutie
(
14/09/2006 13:10)
cutie, ny tsikaritra indray dia hamoakaa hevitra ambonin'ny zavatra hita
mandrindra azavao aza :lol:
31. mandrindra
(
14/09/2006 14:36)
rehefa milaha hoe "tsikaritro fa ....", dia tsy ny tranga fotsiny no lazaina fa manome ny hevitra izay hanatsarana ilay tranga.
35. mandrindra
(
14/09/2006 14:49)
nefa tsy tazanao akory :-D:-D:-D, dia hitanao ilay fanazavana :-D:-D:-D